oudriiiiiiyyy!

1. xxx ( 11/04/2009 19:02)
:-D :-D :-D tena manompo tanteraka
novalian'i vilambava ny 12/04/2009 08:57
2. Noue ( 11/04/2009 19:29)
fa misy inona hono???
3. xxx ( 11/04/2009 20:10)
Tara sambo indray hono ra8 e!!! sady tsy nahazo visa miditra eto M/car
4. Hinagasy ( 12/04/2009 03:39)
Toa ataon'ny TGVistes fanalana andro fotsiny ity fanenjehena tsy misy farany an'i Ra8 ity! izaho tsy miteny hoe aza henjehina izy, nanao ny tsy nety, donc zon'ny Malagasy rehetra ny mitaky ny fahamarinana, fa ny zavatra hitako dia atao fiady ilay fanenjehina, satria variana manenjika an-Dra8 dia ataony variana eo nefa ny ataon'ireto HAT mitondra ny firenena any amin'ny banqueroute sy ny fivarotana tanindrazana izay nanenjehina an'i Ra8 (DRT et VARUN) atao. Ovay soroka ny basy e! efa i Ra8 efa lasa iny fa ito fahavalompirenena mpisandoka ito indray izao no eo! fa aza rebirebena ny olona!
5. fitia2006 ( 12/04/2009 06:07)
tena marina ny anao ry Hinagasy
6. vilambava ( 12/04/2009 08:57)
Asa aloha ny hevitrareo fa ny ahy ny hitako sy tsapako dia tena hain'ny malagasy ilay maka tahaka.
- Ny nataon'ny teo aloha ihany no averina nefa dia milaza fa hoe fiovana no atao.
- Ny zavatra ataon'ny mpanohitra fitondrana amin'izao (ireo mitaky ny ara-dalàna izany) dia ny hetsika teo aloha ihany no averina. Ny fandrobana sy fampiasan-kery ihany no tsy nisy taratra loatra, satria efa tsy misy zavatra hodorana sy horobaina intsony amin'ity fitondrana efa mahantra, fa ny fombafomba madinidinika rehetra dia hita ao daholo.

Dia lasa ny saiko hoe angamba tena ingenieur malagasy no namorona an'ilay copier coller amin'ny ordinateur ity satria io tena haintsika tanteraka ary tsy misy very fa tena copie conforme mihintsy ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.624