aleo hiditra ary e!!

1. bazylou ( 15/04/2009 12:23)
di aleo hiakatra eo fa samy sakamalo sy avzozo ireo ka samy mnana ny hanitrany avy e!!
Dai ny sadc sy ny oua hono no hanmpiakatran'i lery eo!! looll,, tonga ihany ny gena le!!! ary fa angaha tsy nahita taikintana i lery ???
NAninona no tsy nanampy azy ny taikintana kely bedebe!!! :-D :{ :{ :{
répondu par fijo le 15/04/2009 20:57
2. BOYSGOSS ( 15/04/2009 12:45)
Sery vitanan'anamalahy ry lery tsy handanina vatitr'akoha ah !!!

Aza mitady loza @ bekitan-lah ary misaora ary an'Andriamanitra mba tsy nanafaran'ny Ambasadiny no-menacén-lah t@ basy marins amerciacain ary elah io fa ngamba dia latsaka hamany no tsy mahita varavarana hivoahana.
3. Mirananirina ( 15/04/2009 12:48)
di aleo hiakatra eo fa samy sakamalo sy avzozo ireo ka samy mnana ny hanitrany avy e!!
Dai ny sadc sy ny oua hono no hanmpiakatran'i lery eo!! looll,, tonga ihany ny gena le!!! ary fa angaha tsy nahita taikintana i lery ???
NAninona no tsy nanampy azy ny taikintana kely bedebe!!!

Atsy ambany atsy ianao BE VAVA HOE AKOMBONY NY VAVA?sa ny anao ny vo....no miteny.
4. reeves ( 15/04/2009 13:09)
Raha maîtrisé ny CEMGAM autoproclamé sy ireo CAPSAT MPIOKO vitsivitsy nahazo vola izay tokony havahana tsara ( satria tsy ny CAPSAT rehetra akory no mpikomy ) , vetivety ihany dia vita io . Iaraha-malala fa tsy dia manana fitaovana firy ny Tafika malagasy na dia hoe efa nalain`ny CAPSAT ao aminy daolo aza ny ankabetsahan`ny fitaovam-piadian`ny miaramila hisorohany mialoha ireo mety ho fivadihan`ny Tafika miaro ny ara-dalàna . Na dia tsy hisy aza anefa ny ady amin`ny CAPSAT , mamono tena ho azy eo ihany ny HAT rehefa tsy misy vola hiasana intsony eo satria tapaka ny fanampiana rehetra , ny hetra tsy miditra , dia hiandry an`izay fotoana izay daholo ve ny TAFIKA tonga saina rehetra vao HANDRAY ANDRAIKITRA ? Ilay hoe mandray andraikitra dia tsy voatery hampiasa hery , fa azo atao mihitsy ny mifandresy lahatra samy freres d`armes !!! Ny tena mampiparitaka ny tafika manko izao dia ny fisian`ny VOLABE nandehandeha tao ka nahavery hasina azy . Tsy NAHAY NITANA NEUTRALITE intsony satria jamban`ny MILIARA !! De izay !!! Ny Vahoaka tsy mandady harona foana ihany no mizaka ny vokatr`izany rehetra izany .
5. Noue ( 15/04/2009 13:24)
reeves:
Ny tena mampiparitaka ny tafika manko izao dia ny fisian`ny VOLABE nandehandeha tao ka nahavery hasina azy . Tsy NAHAY NITANA NEUTRALITE intsony satria jamban`ny MILIARA !!
mahonena ee ! dia tena sahy namadika sy namono sns noho ny vola


:^) :^) :^) :^) :^)
6. BOYSGOSS ( 15/04/2009 13:34)
Nisy fotoana ny tena mba nalefan'ny lehibe namita iraka tany Maorisy ary rehafa tany dia tsy nahita hafa tsy Polisy ary nametraka fanotaniana hoe mba manana tafika ve ny Maorisianina t@'ireo olona niaraka niasa tao satria tena tsy nahita zahay na dia iray ary nefa telo volana no tany.
Namaly moa ireo hoe manana tafika ny Maorisianina saingy ny azy dia tsy mahazo mivoaka ny caserne mihintsy ny tafika raha tsy ny hariva manao patrouille fa dia ao ary manaja ny hierarchie militaire.
Ny hantsika koa jereo :

1-Milahatra PMU miaraka @ tenue
2-Mandehandeha atoandro tahaka ny civil nefa manao tenue ary miaraka @ basy dia mikaoty sipa.
3-Mihinana mofo sy Kafe eny ivelany rehetra eny nefa manao tenue sady mitondra basy

MILA RE-STRUCTURE-NA MIHINTSY NY ANTSIKA NY TAFIKA ARY TOKONY MBA JERENA MANOKANA KOSA ALOHA NY SATA MIFEHY AZY IRENY FA TSY ATAO HAINGO-TANANA ISAKY NY 26 JUIN SATRIA NY DAHALO BETSAKA ANY AMBANIVOLY REHATRA ANY
7. Noue ( 15/04/2009 13:37)
efa nisy nolazaiko koa teto fa somary variana fotsiny aho nahita an'ireto miaramila en tenue, milanja basy, fa manao kapa kely dia miantsena tao @ supermarché, ka hoy aho oe azo atao ve zany???
8. Mirananirina ( 15/04/2009 13:52)
an'ireto miaramila en tenue, milanja basy, fa manao kapa kely dia miantsena tao @ supermarché, ka hoy aho oe azo atao ve zany???

Normalement,tsy azo atao izany.tsy maintsy mi-ranjersa na kiraro.
Fa efa pauvre loatra ka MANGATA PARAKY ANGAMBA NY KIRARONY :( :( :(
9. Noue ( 15/04/2009 14:38)
possible oui !
10. Oay ( 15/04/2009 14:38)
Noue:

efa nisy nolazaiko koa teto fa somary variana fotsiny aho nahita an'ireto miaramila en tenue, milanja basy, fa manao kapa kely dia miantsena tao @ supermarché, ka hoy aho oe azo atao ve zany???


Azo atao tsara mihintsy izany aty Afrika ka! ny tany mafana d ny kiraro anaovana koa tsisy rahateo d le kiraro tena tsy nisy hatramin'ny ela be fa tsy hoe vao iray volana!
Misy hira hoe odoy é! hira ny Nanahary d raha tsy diso za d otrany miresaka an'izay ry zareo!
Aza gaga enao raha tonga aty Madagasikara ka mahita Jeneraly mandeha an-tongotra d ny pataloha misosoka!

11. fijo ( 15/04/2009 20:57)
MILA RE-STRUCTURE-NA MIHINTSY NY ANTSIKA NY TAFIKA
io no tena mila atao maik aao mada rah atiana hanana ny hasiny ny tafika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437