inona hono ny antony matonga ny vevavy ho tia..........????
1. bounany
(
15/04/2009 06:13)
za de vevavy !! nisy sipako talou zay nanontany ana hoe inona no antony matonga ny vevavy ho tia mifamihina na mifampitantana am bandy refa eny an-dalana!! novaliko ihany izy tam zay !!! fa mba arosoko eto kousa hanehoantsika hevitra !!!!
novalian'i xxx ny 23/04/2009 13:56
3. diamondra27
(
15/04/2009 09:41)
mahatsiaro tena proche am le olona enao de mifamihina aminy
dia tsy misy calcul io fa lasa ho azy refa tia
misy olona na namana tsotra vevavy samy vevay aza dia ifampitantanana , angamba misy fahazarana le tantanana mbola kely no mahatonga izany
dia tsy misy calcul io fa lasa ho azy refa tia
misy olona na namana tsotra vevavy samy vevay aza dia ifampitantanana , angamba misy fahazarana le tantanana mbola kely no mahatonga izany
4. ikaretsaka
(
15/04/2009 12:53)
misy olona na namana tsotra vevavy samy vevay aza dia ifampitantanana , angamba misy fahazarana le tantanana mbola kely no mahatonga izany
arak'ilay toerana sy koltora kao io an..raha aty ianao no samy vavy mifampitantana izany tena lazain'ny olona fa avy any SF kle
5. Fanampy
(
15/04/2009 13:30)
de anga bounany tsy manana olo-tiana tsony @ zao?ny tian'ny vhv atao @ reny de hamikotra @ le bandy.
6. xxx
(
15/04/2009 14:01)
Sensation de sécurité ny fahalalàko sy ny fahatsapàko ... izay no mahatsara ny bandy bokony be :-D :-D
7. xxx
(
23/04/2009 13:56)
aleoko mitazona azy na mifampitantana @ zay tsy misy mikitikitika tsony,
nareo lehilahy ireo ne adala ndraindray e, hita fa misy olon-droa miaraka izao dia mbola kotikotiana ihany le sipa, te handrangitra an'le bandy, na tsy haiko hoe te hitsapa hoe mpisipa /mpivady ireo sa mpifaninona?