Raha tsy misy saosy ny Katolika vonona androtsaka rakitra eh

1. xxx ( 13/04/2009 19:35)
Inona fotsiny no ananana an'i Odon no tsy mba animpy na dia rakitra indray mandeha isam-bolana fotsiny aza mba ampandehanana ny raharaham-pirenena.

Sady ny Katolika raha teo maro an'isa an
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:59
2. Noue ( 13/04/2009 20:03)
odon mampitsaoka ny mpino :^) :^) :^) :^) :^)
3. pikatti ( 13/04/2009 20:30)
xxx mbola ho avy zany fanndrobana rakitra zany é, ny fokontany ary zao efa nasiny :-D :-D :-D
4. ikaretsaka ( 13/04/2009 23:01)
Ko raha tsy rakitra no maha katolika ny katolika ko.
Sady tsy fandrotsahan tsaosy no atao hoe asa fanasoavam-pirenena sy vahoaka @ kanto fa ny fandraisana andraikitra ifotony toy ny ataondry P pedro sy ny hopitaly sy centre ary sekolin-dry ry masera syfrera sy ry andefasan'ny gasy ny zanany
5. soanja ( 14/04/2009 04:26)
Raha mbola samy anaram-piangonana aloha no tononina eto dia ny Katolika no isan'ny nahavita be amin'ny fandraisana antanana ny fampivoarana ny firenentsika. Io finoana io no hitanao any ankodahoda any amin'ny ankapobeny mampianatra ny zaza Malagasy sady manafy/ mampisakafo/ mitsabo ny mahantra.
6. ravatorano ( 14/04/2009 05:21)
fa vitsy mpahalala izany fandraisan'andraikitry ny fiangonana izany !
misy mbola mahita fa "klitika" (kely,maivana) angamba ihany hatramin'izao ny asa vitan'ireo relijiozy katolika amin'ny fanasaovana ny mpiara belona aminy
Ny tenany hatramin izao mbola tsy nitsaoka tao amin 'io fiangonana io ary ho eo hatrany ary ho mandrakizay,izahay koa tsy ho mpandroba rakitra ohatran'ny voalazan'ny sasany etsy ambony etsy nefa moa reefa izay no fanaon-dry zareo dia vonona i hiaro ny fiangonanay izahay amin i'zany satria mbola io no nahitako sy nanovoko fahalalana betsaka ary nahatonga ahy ho toy izao,izay sady mbola tsy nandroba no mbola tsy nandrombaka na fahefana na fananana izany . :wink:
7. Mirananirina ( 14/04/2009 08:01)
Nahoana kosa moa no katolika irery ,ary ny hafa ko?
8. xxx ( 14/04/2009 08:47)
Eny e, dia manohy @ fanaovana rakitra ho an'ny TGV izy izany ka inona moa
9. ravatorano ( 14/04/2009 09:05)
raha resaka politika misy eto madagasikara aloha efa tsy vahiny tsony ny tena e sady raha ny tena izy dia polifika no misy eto fa tsy politika loatra
10. KALACK ( 14/04/2009 09:38)
Marin ny an ravatoran ,,, polifik no mis eto fa aleo hias n Fanjakan vaovao e,, aleo hias iz de tsarain vahoak avy eo oe nahavo v sa tsi ,, fa rah izzao vao nanombok nias zao no kitikitihan de ahit zavatr eeee,,
11. xxx ( 14/04/2009 14:43)
k'efa hoe poliFIKA le vendrana ty koa mbola avela hias ahoana a
12. fijo ( 15/04/2009 21:59)
ny olana dia hafangaron'ny olona sasany ny mpitarika,sy ny fiangonany.
amin'ny sasany odon=katolika,
lala rasendrahasina =fjkm.
aza hadino nefa fa olon asamy manana ny sainy ireo,ary ny katolik arehetra tsy voatery homba an'i odon amin'izay ataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579