MIRANANIRINA aza lasan'ny Frantsay ka ahoana ary???...

1. salopard ( 12/04/2009 22:16)
Tsy olana raha mbola lafrantsa no mandasa e!

Ry Mirana aza Ra8-iste lasan'ny Frantsay,

ny bandy koa efa mba nisakafo tsaramaso fotsy ihany koa...

ka tsy olana e!

Fatidran-tsika ny frantsay raha izay.

Dia miarahaba ny gasy vazaha taratasy, rehetra sy metisy ary ny vavy sy lahy kisoa mainty, mihinana vazaha kisoa lahy sy vavy fotsy e!

Fa ny COREENNE TATSIMO toa mbola tsy misy gasilahy na gasivavy nihinana, ka izay no tsy azo amidiana ny tany @ koreana.

Ary Ra-Hery ve mba efa nihinana ny zanak'i BERLUSCONI , sy ny MACARONI sy SPAGHETI, sy MINESTRONE, sy TIFOSA .Mandeha mantsy ny tsaho fa hoe...

DIA mazotoa homana MIRANANIAINA A!

tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any e!

sniff..
tchouf...

2. pikatti ( 12/04/2009 22:20)
bofin'elah aza lasan-ny capsat koa inona ny olana
kisoa aza nipetahan'elahy koa inona ny olana
de ny dadan'elah nasosina t@ toerny fa vendrany koa inona no olana

sokafo ny vavan'elah raha tsy ampy dozy ,ty misy dozy tsara :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 13/04/2009 06:43)
aleo salopârd mba hiteny fa misy mba sipa kandranin'i lery kosa eto @ sera2
snif tchouf ...
4. pikatti ( 13/04/2009 09:49)
aiza elah salopard ,nahita kisoa pehana ndray ve elah zay éndana koa elah mankany Abalakisoa any ,any maka dozy tsara :-D :-D :-D :-D
5. Mirananirina ( 13/04/2009 09:52)
Voalohany indrindra aloha dia nihomehy aho,fa tsy tezitra mihitsy :lol: :lol: :lol: .
Lazaiko anao hoe inona no maha Française ahy,satria ny dadabeko,rain'ny reniko tena origine française,dia nahazo daholo izahay.
6. Mirananirina ( 13/04/2009 09:57)
Mbola valiako ihany.
Ry Mirana aza Ra8-iste lasan'ny Frantsay,

Hitanao fa tsy noho Ra8 no naha Française ahy.
ny bandy koa efa mba nisakafo tsaramaso fotsy ihany koa...

ka natsiro ary ve?,ary ny mainty be?, mena,koa?
DIA mazotoa homana MIRANANIAINA A!

tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any e!

tena mazoto tokoa moa,misaotra anao
7. pikatti ( 13/04/2009 09:59)
marina mihitsy ny anao mirana mazoto tsara fa fety ny andro =D> =D> =D> =D>
8. Mirananirina ( 13/04/2009 10:29)
Hita hoa ry pikatti,hanina daholo rehefa sakafo.
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any e!

Inona aloha ilay dôzy tadiavin'i salopard?????????? :roll:
9. rapresi ( 13/04/2009 13:29)
aiza elah salopard ,nahita kisoa pehana ndray ve elah zay éndana koa elah mankany Abalakisoa any ,any maka dozy tsara

hihihihitsy nahita lery e,ny tena vrai kisoa no pehany lery.
Fatidran-tsika ny frantsay raha izay.
hihihihihi,sao fatibo.........lol
Inona aloha ilay dôzy tadiavin'i salopard??????????

inona moa ry mirana fa tsy tsy ampy sigara be lery a hihihihi =)) =)) =))
Pikatti
10. salopard ( 13/04/2009 19:42)
pikatti:
bofin'elah aza lasan-ny capsat koa inona ny olana
kisoa aza nipetahan'elahy koa inona ny olana
de ny dadan'elah nasosina t@ toerny fa vendrany koa inona no olana

sokafo ny vavan'elah raha tsy ampy dozy ,ty misy dozy tsara

inona daholo ary izao teny ratsy izao rapikatti, isika samy naman serasera ny eto fa tsy ankiteny mama sy papan'ny sasany izany.
Tena hita fa tsy bandin'amboja(ambohijatovo) i toi matoa manana terme toa izao, ny bandin'amboja zavatra tompoko sy ianao rehefa miresaka
xxx:
aleo salopârd mba hiteny fa misy mba sipa kandranin'i lery kosa eto @ sera2
snif tchouf ...

ka norma be resaka fitiavan-tanindrazana ny antsika zoky a, sady efa lasany ve ny tany, lasany ny vola, mbola ho lasany koa ny joba , tsy maintsy miady izahay,aleo samy hamoaka ny basiny sy ny missile-ny !

mirana:
Voalohany indrindra aloha dia nihomehy aho,fa tsy tezitra mihitsy .
Lazaiko anao hoe inona no maha Française ahy,satria ny dadabeko,rain'ny reniko tena origine française,dia nahazo daholo izahay.

fa le ianao lasan'ilay ra-kotofotsy ra-menasofina ilay nolazainao tary ambadika anie no nampihetsika iny hambomponay tiatanindrazana e!

mirananiaina:
Inona aloha ilay dôzy tadiavin'i salopard??????????

le Joint, na Monkey , na chocolat, na skunk, na kif, na jig-a-loo, le izy ra-mirana, sa misy any ve e!..
mba anipazo kely ny club e!
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff..
tchouff...

11. pikatti ( 13/04/2009 19:50)
kleaza miresaka ny mirana ny maha vazah azy ,ny bofiny ,ny fianany ara-politika le karilahy tsy mahalala maty ,refa atao ,miantso vonjeo =))=))=))
12. Mirananirina ( 14/04/2009 07:36)
kleaza miresaka ny mirana ny maha vazah azy ,ny bofiny ,ny fianany ara-politika le karilahy tsy mahalala maty ,refa atao ,miantso vonjeo

Pikatti,isaky ny mamaky ny teninao aho hoa dia tapatsinay foana;mahafinaritra e,tohizo.
13. Mirananirina ( 14/04/2009 07:40)
fa le ianao lasan'ilay ra-kotofotsy ra-menasofina ilay nolazainao tary ambadika anie no nampihetsika iny hambomponay tiatanindrazana e!

Hayyyyyy!,ngaha moa rehefa miteny aho hoe:tsy gasy ny vadiko dia tsy maintsy hoe:Français?????????????? :lol: :lol:
Tsy Français d'origine izy raha tianao ho fantatra koa.
le Joint, na Monkey , na chocolat, na skunk, na kif, na jig-a-loo, le izy ra-mirana, sa misy any ve e!..
mba anipazo kely ny club e!
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff..

Vao maika tsy mazava ilay tadiavinao.
Araka ny teninao anie dia mba efa nihinana vahiny koa ianao e hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1369