TRATRY NY PAKA DOLY RY TIM ISANY O! DE AMBOARY NY SAINA E

1. KALACK ( 12/04/2009 20:58)
Efa tsipaky ny miala aina io ataovareo io ry TIM malala isany fa mba mangina amzay de aleo mba hiasa malalaka ny Fanjakana sy Gvt vaovao fa aza somparana lava toa izao ry TIM tia korontana a
novalian'i rapresi ny 13/04/2009 13:34
2. KALACK ( 12/04/2009 21:20)
NDANA MIAINGA ANY DAHOL E
3. pikatti ( 12/04/2009 21:42)
efa miala aina sahady ny TGVendrana, hifarotra ny fikany daholo lisany tony raha zao no mitohy,varoty any ny bofin'elh fa tsisy miraharaha =)) =)) =))
4. pikatti ( 12/04/2009 22:17)
KALACK=andywui korontano !koronano ! romboy fa tady hanao loham-boto le fanjakana TGVendrana :-D :-D :-D
5. xxx ( 12/04/2009 22:35)
ry kely loha KALACK nanakorotana nareo tsisy hoe aoka zay ka noho ny voakorotana d hoe hatsaharo fa aleo mba hiasa, hiasa anao inona hivarotra tany satria na ny karama ho raisina aza tsy misy, tsy maintsy mitohy ny korontana ary hiakatra @ ambonimbony izy @ herinandro.
6. xxx ( 12/04/2009 23:21)
xxx4 mitady hiantso vonjy sahady =)) ,ampinanako lisany fa ho aiza eo é
7. pikatti ( 12/04/2009 23:53)
KALACK=andrywui kely loha marina ,fohy fisainana mbola vao tsisy 6bolana akory dia adino ve lohan'ampoule marina :-D :-D :-D :-D
8. bazylou ( 13/04/2009 00:19)
dia vokorontana ve izahay dia i tgv ihany no eo e??? diniho hoe!!! :-D :-D
9. KALACK ( 13/04/2009 06:15)
ha ha ha ha mbola ho aiza eee!!!!
10. xxx ( 13/04/2009 06:41)
efa eo ambony seza ejectable i tgv e fotoana kely sisa dia hisavoana ary dia tsy ho hita popoka ,dia ho mampamangy any @ arema crn kely dia ho lasanay tim ny pouvoir tsy @ coup d'etat fa coup d'urne :-D :-D :-D
11. molota ( 13/04/2009 07:39)
ny Sain'ny GVTay no amboary fa hiakatra fitsarana atsy ho atsy :-D :-D :-D :-D
12. pikatti ( 13/04/2009 10:01)
minan'enanany reo ry molota a,sady efa malalaka ny toerana zao efa navoaka daholo zao mpanakorontana retra zao :-D :-D :-D :-D
13. Mirananirina ( 13/04/2009 10:18)
Iza hono no maty ,hanamboarana ny saina;fa hatramin'izao aloha dia izay fantako,velona daholo
14. pink ( 13/04/2009 13:32)
Efa mikatso re io TGV io Ady seza sy fanararaotana anie io fa tsy fampandrosoana vahoaka. Vary sy menaka avy ao @ Dada ihany ny any vahoaka . Ny dénominateur homena gâteau betsaka ary ny part tsy maintsy matavy..I Miramirana angaha mpitarika sa mpanentana fa araka izay ny karama.
15. rapresi ( 13/04/2009 13:34)
ry TIM tia korontana a

Iz no nikorotana voalohany lol......................
message

,varoty any ny bofin'elh fa tsisy miraharaha

eto aty vidiko ny bofiny lery zany e
dia vokorontana ve izahay dia i tgv ihany no eo e??? diniho hoe!!!

Ry bazi,hiala io fa tsy tin toi,kely sisa ,efa mania andro zaô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0483