vary 2500fmg

1. xxx ( 13/04/2009 11:57)
ary toa tsy mba nisy anio hoa teto antsirabe e, fa maninona? sa nanambatambazana ny foza orana tao tana fotsiny? ary any aminy faritra hafa ve mba nisy? sa famonoana ny grevy fotsiny? eto bira na hisy anio ary toa tsy ho tapitra intsony ny grevy mandrapialany dj kou! fa hatraminizao hanoratako izao aloha de mbola tsy nisy teto izany vary 2500fmg izany e
novalian'i xxx ny 13/04/2009 15:00
2. Noue ( 13/04/2009 12:36)
xxx:
ary toa tsy mba nisy anio hoa teto antsirabe e, fa maninona? sa nanambatambazana ny foza orana tao tana fotsiny?
tena io mahintsiny satria ny vary firy tonne moa nangalarin'ekipan'tgv dia mody nolazainy oe ny vary à 2500fgm/kg fa notazominy ho an'ny miaramila sy ny capsat daholo ireo vary ireo raha tsy zany angamba dia asa zay nipaoka tao indray raha tsy velomina ireo mutions sns ireo eee!!!


3. rapresi ( 13/04/2009 13:17)
Katsaka na mangahazo ndray hohanina e,tsy mila sira na menaka na siramamy,izay tgv ihany no minambary lol
4. xxx ( 13/04/2009 15:00)
na ho ataony 1000fmg aza ny grevy tsy maintsy mande mandra-pialany eo, sady mihinanam-bary ny olona no migrevy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8814