ny orinasanao ry TGVendrana no ampiasao hanafarana PPN a!

1. molota ( 14/04/2009 14:48)
miseho tena mahay nefa kay!! mangalatra sy mandroba sy mialona fananan'ny olona fotsiny!!! :-D tena lebehin'ny foza marina klé :-D :-D :-D
novalian'i mihitsy ny 16/04/2009 07:30
2. Mirananirina ( 14/04/2009 15:11)
marina izany e
3. xxx ( 14/04/2009 18:22)
orinasa mitsipozy io ve ahavita inona le, fatipatina panô :-D
4. xxx ( 14/04/2009 18:46)
Ny olona toy itony dia nangalatra, mangalatra ary hangalatra mandra-pahafatiny. Olom-boaozona ve ireto gasy voahitsakitsaka ?
5. rajy ( 14/04/2009 19:26)
Aza mora tezitra nareo fa ho avy tsy ho ela ny azy , atahorako tsy hisy atokona tsony io ra alaina aminy io orinasakeliny io . Taiza zany ra8 hilatsaka filoha zany ? Inona no tsy efa nananany izay izy vao president? Ny orinasa fanasoavam-bahoaka ndray no lazaina fa mambotry vahoaka !tena manao fijerina ramanavy , mitsongoloka .
6. Noue ( 14/04/2009 19:49)
fa inona aloha ny orinasany ee ??
7. fijo ( 14/04/2009 21:17)
orinasa "lainga-poza"de tsy misy henatra intsony ve le mpanao politika sasany ???de mihevitra ny olon aho adala ve ,ka tsy ahafantatra nytena misy no manao toa izao????
8. mihitsy ( 15/04/2009 06:38)
molota:

miseho tena mahay nefa kay!! mangalatra sy mandroba sy mialona fananan'ny olona fotsiny!!! :-D tena lebehin'ny foza marina klé :-D :-D :-D


mba mihaino vaovao enao sa le mpanome vaovao diso ihany no mba henoinao? ny henoko farany zao de ny nanaovan-dravalo ny m/scar autruche, mino za fa tsy fantatrao na odianao fanina fotsiny zany
ankoatr'io anefa de maro tsy tambo isaina ny nagalarindra8 sy norobainy.
ny tody anefa tsy misy fa ny atao ihany no miverina, ary ny taranany hatrany am farany no iharan'zany
9. ralevazou ( 15/04/2009 07:15)
Fa i "Mahitsy" v mikipy é? alaivo antsaina oé io misy mizàna iray: :arrow:
Apetraka eo @ lelany iray LEVENDRANA, de eo @ ilany Ra8:Dé jereo @ maso tsy miangatra!
Jereo aloh ny lafiratsiny
Jereo indray avy eo ny lafy tsara ny de ahirato tsara ny maso oé:
Maka fahefana v de boût de papier sy ambana basy ?( zany no hitondra?
^:^ ) Ny momba ny fananana indray:Sôdé ts kobon toi ary fa niaritra ny mafy ngé le ra8 vô miliaridera é? zany oe efa nanana izy vô teo fa ny fialonana no manosika ny olona iteny oé nangalatra léry.(mety nisy faiblesse am maha olombel' fa ny tsara koa mbô fitanisa é!)
Ovay am zay lé toe tsaina fa aza de le lova ratsy navelan renikely malala iany no tazonina!
10. fanou14 ( 15/04/2009 07:53)
ka efa nilaza izy fa tsy hiditra ao @ resaka fandraharahan anie , , dia iza no milaza fa nambanana basy izy , izy ary bien entouré teny iavoloha koa , efa nilaza taminy ny ambasadeur amerika hoe tsy mety ra omena ny militaire ny fahefana satria tsy ara-dalana izany , inona no navalin-ra8 , tsy affaire ny tsony zany fa zaho hiala , dia avy eo ve izy milaza fa noterena ? mampieritreritra an , d'efa lainga daholo zany no afafy etsy sy eroa , oh natao tany afrique milaza izy fa roi de madagascar , dia lazaiana fa nisy maty 7 t@28 mars nefa 1 no maty ary efa taty aoriana vao maty , mampalahelo ny vahoaka laizana lainga lava zao , dia mahagaga anie fa dia oh reny voan'ody reny mintsy e, na dia efa hita zao fa tsy mety dia tsy maninona fa io ny anay , tsy mba misy tonga saina mintsy zany fa fahanana lalitra daholo dia ndao ary e,
tsy mahagaga ra député , senateur , maire TIM no mankeny sy manamparitaka vola etsy sy eroa rahoviana moa vao ho lany 30 000 000 nomen azy ireo . aiza ve rangaha vao hoe afaka manakalo ny ticket carburant dia ny senateur no manakalo voalohany , ohatrinona hoy enao 500 000 000 fmg ? koa ratsy station potehina ka anaiky zany ,
dia samia mandinin-tena avy ;
11. mihitsy ( 16/04/2009 07:30)
ralevazou:

Fa i "Mahitsy" v mikipy é? alaivo antsaina oé io misy mizàna iray: :arrow:
Apetraka eo @ lelany iray LEVENDRANA, de eo @ ilany Ra8:Dé jereo @ maso tsy miangatra!
Jereo aloh ny lafiratsiny
Jereo indray avy eo ny lafy tsara ny de ahirato tsara ny maso oé:
Maka fahefana v de boût de papier sy ambana basy ?( zany no hitondra?
^:^ ) Ny momba ny fananana indray:Sôdé ts kobon toi ary fa niaritra ny mafy ngé le ra8 vô miliaridera é? zany oe efa nanana izy vô teo fa ny fialonana no manosika ny olona iteny oé nangalatra léry.(mety nisy faiblesse am maha olombel' fa ny tsara koa mbô fitanisa é!)
Ovay am zay lé toe tsaina fa aza de le lova ratsy navelan renikely malala iany no tazonina!




tsy mikimpy ny masoko fa ao tsara ny saiko sy ny masoko
inona no lafiratsy hitanao? le mody anjely eo iamsom-bahoaka ve nefa mitana ody aloha voalohany indd, cotraire am fivavahana, de mpandainga, mpangalatra, tia tena, maro be e! taloha zahay ny azony fa zao kosa vap tena nihiratra ny masonay, sao de ny anareo no mikimpy?
Ie niaritra izy vao nahazo ny fananany zao, fa misy azony tam tsy rariny. Oh fotsiny izy afaka tsy mandoa hetra nefa zahay? tranokely io no tsy voaloa ny hetra de efa sazy! tsy faiblesse reny amiko fa fitia te-hanana ariary 2 lasa ariary 4, de toy izany foana
ny toe-tsainao no mila miova fa sao azon'ny odiny enao, ndana aloha maka mpiandry!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1111