Mbola miasa ve ny ody maherin-dra8?
1. vilambava
(
14/04/2009 17:03)
Toa tsy heno intsony ny tohin'ity resaka ody mahery nampiasain-dr8 ity. Nahoana no niantsoana vahoaka ny fanalana azy ireny teny Ambohitsirohitra kanefa tsy nasiana tohiny intsony taty aoriana? Sa dia fanasoketana sy fanaratsiana fotsiny iny?
Sao dia tsy ody mahery no nampiasain-lery hitazonana fitondrana teo fa vola sy harena? Izao manko lazaina fa efa ho ritra ny volam-panjakana ary tsy maintsy mihafy ny rehetra, asondrotra ny hetra, sns... kanefa le8 toa manao tour d'Afrique? Rahoviana vao lefy io ody mahery hananany io, nefa ny fananany aza toa efa nodorana sy norobaina tamin'irery fihetsiketsehana ireny?
Ary mino aho fa raha misy izany fahatongavan'ny hery hanampy azy haka fahefana izany dia tsy maintsy mbola hokaramaina daholo izany.
Koa tsy aleo ve avela hiditra sy handray ny toerany izy fa dia omena fepetra faran'izay henjana mba hahitana ny marina? Ary efa hita izao fa misy sahy manohitra azy eto dia ireo no hiasa mangina manangona ireo porofo rehetra hahafahana mitondra azy eo amin'ny fitsarana ka amin'izay ho hita ny marina rehetra.
Hatramin'izao manko dia toa lasa mifanaratsy am-pitoerana ny andaniny sy ny ankilany fa ny porofo sy ny tena marina toa samy manana ny azy.

novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:20
5. rajy
(
14/04/2009 19:18)
Nalain-dra8 daoly ve ny vola-panjakana? Tena dadany koa le bandy iny le! Ny vendrana niesona teo ,iza no miteny oe mangalah fanjakana tsisy vola? Zao ninannenanany tsy afaka mihemotra tsony,ngah misy te ahafantatra anzany eo ,tadiavo ny vola de omeo vary tsirairay reo fozaorana reo , alaivo amzay le 50 million de dollar e! Sa fika fopla fotsiny iny ha ha ha aza mahavoa ny goavy manta leaza ah mbo kozy e .
6. Noue
(
14/04/2009 19:47)
Mbola miasa ve ny ody maherin-dra8?sao sanaria mampivilam-bava zany odinareo zany ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D
7. vilambava
(
14/04/2009 19:58)
Noue:
sao sanaria mampivilam-bava zany odinareo zany ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D
Tsy mampivilam-bava izany fa maha-be Nou-nou
8. xxx
(
14/04/2009 20:20)
98% ny Malagasy dia mbola voageja ao anaty finoanoam-poana na koa angamba mpilalao fanafody avokoa,
Asa raha tadidinareo koa fa talohan'ny handraisan'i ra8 ny fitondrana dia nanao toa io koa izy. Nolazaina t@ zany fa nanana biby hono ratsiraka,de izao koa io Ra8 dia inona koa no fanafody nampiasan'i Andry sy ampiasainy nahatonga azy eo @ toerana io =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

9. xxx
(
14/04/2009 20:34)
98% ny Malagasy dia mbola voageja ao anaty finoanoam-poana na koa angamba mpilalao fanafody avokoa,tsy miditra lalina @ ty resaka politika ity aho satria tsy nahita izay nataon-dra8, na izay nataon-dratsiraka, fa kosa dia milaza sy manamafy fa tsy minomino foana araka ny lazainao io akory fa tena mbola maro ny malagasy MILALAO ODY.
10. xxx
(
14/04/2009 21:04)
Hoy i xxx7
hoy ixxx8
Ka tsy ny nambarako ihany ve no naverinao nefa dia lazainao fa tsy marina ilay nolazaiko??? Aza zatra manakiana lava ny hevitry hafa fa mba mandiniha aloha vao mamaly.
98% ny Malagasy dia mbola voageja ao anaty finoanoam-poana na koa angamba mpilalao fanafody avokoa,
hoy ixxx8
fa kosa dia milaza sy manamafy fa tsy minomino foana araka ny lazainao io akory fa tena mbola maro ny malagasy MILALAO ODY.
Ka tsy ny nambarako ihany ve no naverinao nefa dia lazainao fa tsy marina ilay nolazaiko??? Aza zatra manakiana lava ny hevitry hafa fa mba mandiniha aloha vao mamaly.
11. fijo
(
14/04/2009 21:13)
rediredy daholo izany,fa ny mpanoa politika gasy mahalala ,fa ny gasy mora adalaina amin'y finoana ,dia io araraotiny io.
12. xxx
(
14/04/2009 21:37)
raha tsy ny gasy ihany ve hino ny bibiolona sy matotoa sy ny tsahotsaho maro isankarazany
16. ravonjison
(
15/04/2009 08:23)
fijo:
rediredy daholo izany,fa ny mpanoa politika gasy mahalala ,fa ny gasy mora adalaina amin'y finoana ,dia io araraotiny io.
Izay voalazanao izay mihitsy ny marina.
17. Mirananirina
(
15/04/2009 10:54)
resaka ody mahery nampiasain-dr8 ity
Mbola tsy hainao tsara angaha ny toetra tsika gasy:raha misy maty;noamisavian'olona re izy e.
Rehefa tsy tiana ny olona 1:mpamosavy iny e,makorel iny e,mpangalabadin'ol sns............,nefa ENDRIKENDRIKA IHANY
18. fijo
(
15/04/2009 21:20)
hihih tena izay tokoa le izy.tany mahajanga aho dia mihomehy foana isaky ny misy maty.fa izay maty rehetra ,dia maty vokatry ny mosavy.tamin'ny dadanay maty ,dia nisy nanatona ahy mihintsy hoe fantany ny namosavy ny dadanay. za moa tsy nanoy ilay resaka,fa fantatro fa cancer no nahafaty azy,ka nisaotra ilay olona fotsiny aho.