inona no tsy hodian'i dada haingana e

1. xxx ( 14/04/2009 10:56)
ilaozan'i dada manao africaraid,ny vola ve no tsy misy hividianana an'i capsat sa ahoana e
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:13
2. xxx ( 14/04/2009 10:59)
tsy mila capsat izany ny vahoaka maro anisa e! rehefa mikatso ny rehetra miongana hoazy io e, tsy ilaina mampiasa hery.
3. BOYSGOSS ( 14/04/2009 11:12)
Corp d'Armée et Police SAns Tarif

tsy d ilaina less ny Capsat et troupe tsy misy vidiny ah, aleo alou dada mba hitsangatsangana fa ny toerany miandry azy eo foana.
Mpiandry omby volavita ra-DJ tsy tompony fa mpamerin-doha.
4. ifiona ( 14/04/2009 11:23)
A Ambohijatovo, Ambroise, un des leaders du mouvement "légaliste" annonce que Marc Ravalomanana arrivera samedi : "il ne reste plus que quelques détails à régler".

(source: orange.mg)




5. xxx ( 14/04/2009 11:37)
ka i dada anie mbola variana mitady an'i mama é! sy mikandra ilay toerana é fa hendre tsara ry zaza ô,fa itondran'i dada boum boum sy kalaky mikôzy bediabe,tsy ho ela fa dia efa mba mivivdiana attrape mouche ireny raha misy ,fa vokatra mantsy ny Manga aty izao ao ireo manga avy any amin-dry sadaikatra,firaisamben'ny mpihinana-kanina ,ilay zokilahy Kiandafy moa hono toa hanampy an'i dada amin'ilay fikarohana fahaverezan'ny biby fiompy knou!!!!tsy ratsy an!!!!
6. andrywui ( 14/04/2009 11:49)
inona no tsy hodian'i dada haingana e



hody ho faty ve letsy a!! tsy aleony iany izy any !! any izy tsy voakitikitika ny fahotana be vitany teto m/car fa ny eriitreriny no manenjika azy
7. xxx ( 14/04/2009 11:54)
mba lazao sy asio porofo izany fahotana be nataondra8 izany ra wui fa izahay ato aminy foibe(tgv) tsy manana porofo a
8. andrywui ( 14/04/2009 11:58)
---Namono olona teo A/narenina
---nitondra nitsoaka ny vola rehetra tao ami tresor ,bank , fer , usaid ,fed ,upep ,fao ....
---nangorona ny tanin'olona rehetra eran'ny Nosy
---saika hivarotra ny 1/3 n'i M/ca !! efa namidiny mihitsy aza fa voasakana
---nibodo irery ny fihariana rehetra teto m/car ,, ary nampigadra ze nanao toy ny azy
---nanagadragadra fahatany ze tsy nitovy hevitra amny

MBOLA AMPIANA VE ?
9. xxx ( 14/04/2009 12:01)
ka mba atero aty aminy foibe ary ny porofo raha tena marina ny voalazanao e, za koa mantsy afaka mamorona tsianjery ohatranio ataonao io fa le porofo no olana
10. andrywui ( 14/04/2009 12:04)
Hita maso daholo io tompoko fa tsy mila porofo fa ny vahoaka niharany no porofo !!!! ary mamoaha ps fa tssss !!! foibe , foibe ahoana ary !!! iza ato am foibe elah !!! tapaka ny tendanlah !!!
11. xxx ( 14/04/2009 12:14)
aza mora sendaotra e, ianao angaha piasany tresôro no nahita maso? ary efa tao aminy domaine koa ve enao toa mahafantatra ny hoe ny taniny olona rehetra erany nosy?, manana horonam-peo ve ianao manamarina fa i ra8 no nanome baiko ny fitifirana teny antaninarenina?, ary le nanagadra fahatany, tsy i ra8 no napigatra fa ny lalàna, i voninahitse? séki 100 prôvision, i pety nangalatra fananam-panjakana, gle fidy saika nanongapanjakana ka inona no hoe izay tsy mitovy hevitra? de avohay ny porofo fa aza milaza habobo eo foptsiny e
12. andrywui ( 14/04/2009 12:19)
bon , misendaotra aho fa lé ps nlah no mampalagy ahy satria sarimbavy tsy sahy miseho olona nefa hiresaka !!! avoahy ny ps de tena hifandahatra sy homeko porofo bedebe xmiaraka amin numero tel sy toerana ary vavolombelona betsaka elah ,!!!! fa rah tsy zany de ppffffffff !!!!! O
13. halloween ( 14/04/2009 13:15)
Ny fantatra aloha hatraminizao dia mety hanana hy herijika rehetra hitondrana ny firenena ny tgv raha mandeha amin'ny lalana marina eo ampitantanana ! ny antony dia mazava tsara satria ny hatanorana zay manana ilay saina manampiniavana sy risk dia efa ao amin'ny tanora ka mahamenatra azy ny ho voatonotonona ho tsy mahavita !raha mitohy ny finiavany otranzay nataony nahazahoana ny fitondrana izay no hitondrany ny firenena dia misy fananyenana lehibe ny ahatafavoahany ny fitondrana !hery lehibe ho azy ny hatanorany
14. andrywui ( 14/04/2009 14:18)
Be fialonana ny TIM rehetra e :!!!! zay no azo amezana azy
15. mion ( 14/04/2009 14:23)
be théorie be toi ry halloween a, angà ny fitondrana ny firenena toy ny conte de fée ka oe il suffit d'un baiser e!!!

Ny an'ny vahoaka de ny zavatra vita no ifampitsarana, jere ny IGR zao midangana be nefa nampanantenaina teny @ 13 mai oe ahena ny hetra. sa ny hetran'ny akamany ihany no ahenany fa ny vahoaka tohatra fiakarana fotsiny,

ny fitondrana rsy zandry kely tsy vitan'ny oe mi-scratche elà de mioraka ny pokona a.
Jere ny zava-tsoa vitan-dra8 , de compare-vo @ vitan'i Deba, de comprevo t@ Vitan'ny Capsat, de comparevo t@ vitan'ny fozaorana. ny nataonito farany dia catastrophique : dorotrano, suicide, fanendahana atoandro be nanahary, tsy de mifanalavitra @ zany ny vitan'ny capsaty, fa le lainga afafin-le radomelina etsy sy eroa no tena ts milay
16. molota ( 14/04/2009 14:23)
ny an'lah Be Vendrana!! :-D :-D :-D :twisted:
17. ra8enforce ( 14/04/2009 18:32)
tena mafana mihitsy le kozy izany an,fa nisy inona toa hoe hoavy ra8 dia efa betsaka no mangovitra sy very seza sahady.@ asabotsy izany raha tsy misy ny sampona e
18. fijo ( 14/04/2009 21:29)
very elahy ra wiwi fa hialao io hazo boboka hianteherana io.kozy e
19. saranga ( 15/04/2009 08:27)
HO avy Ravalo ary mifampitantanana izy sy Ratsiraka satria Deba moa iny efa jamba iny ka tsy maintsy tantanana. Welcome Dada and Deba
20. xxx ( 15/04/2009 12:09)
andrywui:

bon , misendaotra aho fa lé ps nlah no mampalagy ahy satria sarimbavy tsy sahy miseho olona nefa hiresaka !!! avoahy ny ps de tena hifandahatra sy homeko porofo bedebe xmiaraka amin numero tel sy toerana ary vavolombelona betsaka elah ,!!!! fa rah tsy zany de ppffffffff !!!!! O



ialahy koa aza miafina ao ambadiki andrywui kou mivoaha tao ialahy raha sahy, ialahy anie zanaki L...e sao de heverinlah fa tsy fantatro ary :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3238