inona no tsy hodian'i dada haingana e

21. ravonjison ( 15/04/2009 16:29)
xxx:

aza mora sendaotra e, ianao angaha piasany tresôro no nahita maso? ary efa tao aminy domaine koa ve enao toa mahafantatra ny hoe ny taniny olona rehetra erany nosy?, manana horonam-peo ve ianao manamarina fa i ra8 no nanome baiko ny fitifirana teny antaninarenina?, ary le nanagadra fahatany, tsy i ra8 no napigatra fa ny lalàna, i voninahitse? séki 100 prôvision, i pety nangalatra fananam-panjakana, gle fidy saika nanongapanjakana ka inona no hoe izay tsy mitovy hevitra? de avohay ny porofo fa aza milaza habobo eo foptsiny e



Izay mihitsy ny xxx a ! Samy mahay miteniteny foana eo daholo, fa ilay porofo anefa tsy misy. Efa ela ihany no nangatahako tato @ serasera ireo porofo, fa hatr@ izao dia mbola tsy nisy nitondra. Izaho aloha mino fa tsy misy ilay porofo matoa tsy nivoaka hatr@ izao, fa resak ' etotra daholo ireo fanaratsiana sy fanendrikendrehina natao. Fanaratsiana sy fanendrikendrena mantsy mora ahazoana sy anadalána olona.
I TGV mihitsy no tokony hamoaka porofo satria mba manamarina ny nataony izany, kanefa dia tsy misy.
22. fijo ( 15/04/2009 21:27)
i tgv io raha tsaraina amin'ny fannedrikendrehana,dia ahita faisana mihintsy
23. tsiafoi1 ( 16/04/2009 13:13)
Parabole : Tetezana tapaka mifarana eo afovoan-dranobe. De fiara feno miaramila miaramila no mipetraka eo atendron'ilay tetezana tapaka.... "Samia mamisavisa". Ny rano de vahoaka na obstacle manodidina.

Tetezana tsy mitohy io fa mifarana eo afovoan'ny olana goavana tsy azo dikaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2542