lany andro
1. bazylou
(
14/04/2009 07:40)
le tim kle!! izaoizany zao misolelaka manao negociation etsysy eroa! lool, nefa tgv efa niteny hoe non, dia ahoana ? ?.
Atao daholo ze manif e, hetsika etsy sy eroa , ny fandaniana andro manao sit in invalide, trocadero , ....ny fanaratsiana sy ny kobaka am bava manginy fotsiny... fa esy eee, mbola tgv ihany no eo e!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D
VIVE TGV,
ze mangina hono volamena fa zemikipantsone varahina ! :-D :-D :-D :-D

novalian'i halloween ny 14/04/2009 13:34
2. Mirananirina
(
14/04/2009 07:44)
Atao daholo ze manif e, hetsika etsy sy eroa , ny fandaniana andro manao sit in invalide
Hay,taminy tgv,teo tsy nandany andro? :)
VIVE TGV
VIVE LES MALGACHES
ze mangina hono volamena fa zemikipantsone varahina
Iza hono no mangina???????????Izao mitatatata lava izao ve????? :lol: :lol: :lol:
3. sadeky
(
14/04/2009 07:54)
tsy maintsy miala tgv,izay ny tanjona !teto madagascar izay nandrava fitondrana tsy maintsy nahazo resultat ,ka raha 3000 a 1500 manifestation aza naharava fitondrana ka vao maika 8000 eny ambohijatovo,mitohy ny tolona
4. andrywui
(
14/04/2009 09:03)
De aiza le 8000 toa tsary nahavoa akory nefa aza zany 1500 ozy elah naharava !! efa sho firy volana zay le 8000 toa vatakazo maina fotsiny fa tsy hita ze afitsony !!! ny teo antanana aza les navotsotra ko ny efa azon olona ve omeny anlah eo tsony ah aha ha ha !!! torohevitra kely fotsiny ty !! sady na hivern eo aza dadanla !! vita ketsa soamatsara eo fotsin eo lery fa aleo izy hilamina any de vita !!! na mitadiava olona hafa tohanana afa tsy tafa tsony iny ravalo iny
5. xxx
(
14/04/2009 09:11)
i ra8 ihany letsy e,efa hatarona mafy dia mafy io anarana io ,ry tgv sy ny forongony aza lesy tera tay avy hatrany vao maheno hoe hiverinany dadanay,surtout hoe resaka election.Efa manopo tsy tia vovoka intsony,ny mpanao politika gasy rehetra contre an'i tim sy mfm daholo.Mbola aiza e,
6. andrywui
(
14/04/2009 09:18)
mampmé be ahy elah les !!! ory aho mieritreritra anlah !! tena xbe fanantenana be marna !! eny ee!! tohizo ny fanantenenlah xnefa tandremo fa mandeha ny ora ny andro ny volana ny taona ka hiandry an'i dada efa razana eo foana ,,!!! ny taona efa folo no nandalo teo !! mbola dada ihany !! efa roapolo no lasa de mbola dada ihany !! ha ha ha
8. KALACK
(
14/04/2009 10:06)
hoy rawui ::
d miovà taranja marn zan r akam f ny las v hivern tson e,,, ts sah hiditr eo zan Ravalo sarimbavi be in fa miandry n rano ho tony in vao mety hitsiritsirik kely eo ,,,

9. andrywui
(
14/04/2009 10:26)
Manantena be andravalo mitsy anie ry lerony ry kalaky ee!!! iny hono no Mesiany !! iny hono no Jesosiny !! iny mihitsy hono no hivavahany !! ka hamono tena aby ny TIM raha mbola tsy averina ravalo ,, nefa ary ny tgv tsy mila mifampiresaka aminy sy ny antokony tsony hialana any foana fa tsy milay ny fe-petrany ,!! tokony tsy hasiana rencontres zany tsony mihitsy aloha toa io tao ambohibao io fa manakorotana firenena e!!! tokony hasiana capsat hitifitra ze mivorivory aloha ato anatin'ny 6mois
10. xxx
(
14/04/2009 10:31)
hitantsika eo izany e, fa izao aloha de tsy maintsy mitohy ny tolona hanalana ny panongam-panjakana, akatso daholo ny mach.admin rehetra ny fampianarana, ny any bira izao na ny miaramila pôlisy gendarme efa manohana ny aradalana daholo, miaraka aminy vahoaka aman'aliny
11. andrywui
(
14/04/2009 10:46)
de tohizako io ry xxx9 :....fa tsy mahavita zavatra fa vao rahonan'ny capsat de mibirioka mitsoaka daholo ha ha ha ha
12. xxx
(
14/04/2009 10:57)
aty bira aloha mbola tsy nahita capsat zany za e, ary tena vahoakan'antsirabe iray manontolo mihitsy a, de any aminy ville koa hono toa tsy hisy capsat handrava grevy intsony fa efa miandry kendritohina ny miaramila sy ny pôlisy ny zandary manaradalàna kou!!
13. coucou2
(
14/04/2009 12:03)
Aza be vava andrywui fa ra ts nis ny capsat TGV dé mety ho taiza otrizay????? N'inn n'inn filazanao dé coup d'Etat no nataony ary ts azo ekena na ovina na ovina. Ny tolona tsy maintsy mandresy raha mbola misy koa A/tra. Tsarovy tsara io teniko farany io.
14. andrywui
(
14/04/2009 12:14)
coucou !! toneo tsara aefa ny fonao fa tsy hisy Fanjakana ho voarodan'ny Fahavalom-pirenena zany tsony !!
15. halloween
(
14/04/2009 13:34)
lasa ara-dalana ndray zany ny TGV dia lasa mpanohitra sy Fahavalompirenena ary mpanakorotana izao ny TIM