TGV SY NY COUP D ' ETAT!!

1. xxx ( 14/04/2009 08:29)
tsy maintsy mandresy ny tolona fa herezo ry malagasy a
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:46
2. ifiona ( 14/04/2009 08:36)
iza foooooona ary io xxx mahery fo io! :-D :-D


:-*
3. Oay ( 14/04/2009 08:39)
ifiona:

iza foooooona ary io xxx mahery fo io! :-D :-D


:-*


io ilay tsy manona anarana fa miasa mangina é!

4. xxx ( 14/04/2009 08:43)
iray @ ifiona sy oay io e
5. Oay ( 14/04/2009 08:51)
xxx:

iray @ ifiona sy oay io e


Diso ianao ry XXX fa i Oay tsy manao XXX satria mbola averiny fa fanehoana hevitra an-kalalahana ny eto ka tsy mila manao sarotava ary ny an'i Oay ny tanjony d maneho hevitra izy d tsarain'ny olona ilay hevitra mba ahitany ny tokony atao satria :"Ny hevitra tsy azo raha tsy @ olombelona"
Zao zao d tsy fantatra hoe iza ary no manana an'izao hevitra izao.
Sa io ilay hoe "be d be tsy miteniteny" (majorité silencieuse)


6. andrywui ( 14/04/2009 08:54)
Aleo mba hivaky loha hitady ny tsy hita eo ny TIM ee!!! sopapa kely ho an'io xxx io ary !!!! olona izy io vovoka izy ary hiverin ho vovoka indray ,,, manantsaina izy ary afaka hananatra ,,, velona izy ary manatrika anao eto fa ianao no minia ts mahita fa mitapi maso na de mandinika fatratra ao anatin haizina aza !!!! ha ha ha !!! iza zany io xxxxx io????
7. Oay ( 14/04/2009 08:56)
andrywui:

Aleo mba hivaky loha hitady ny tsy hita eo ny TIM ee!!! sopapa kely ho an'io xxx io ary !!!! olona izy io vovoka izy ary hiverin ho vovoka indray ,,, manantsaina izy ary afaka hananatra ,,, velona izy ary manatrika anao eto fa ianao no minia ts mahita fa mitapi maso na de mandinika fatratra ao anatin haizina aza !!!! ha ha ha !!! iza zany io xxxxx io????


ary mahay haiteny be kay ity le andrywui ty hihihi....


8. KALACK ( 14/04/2009 10:00)
za ndray manao hoe ifiona , ifiona io ,,, iz io matahotr be io ,,,, jereo ane iz le mod manotan eo amban tt d swt io e
9. xxx ( 14/04/2009 10:14)
tsy ifiona io tsy oay fa za ihany e tss! tena vendrana nanahaka any dj lel...ty! :-D
10. andrywui ( 14/04/2009 10:18)
boygosse kay zany io !!! mazava !
11. xxx ( 14/04/2009 10:26)
:evil: tsy boygosse p...y zany hoa fa za le......ty a! vendrana fozaorana nanahaka any dj :evil:
12. xxx ( 14/04/2009 10:28)
f'angaha ilaozan'elahy maninany hoe iza io miafina ao anaty xxx io :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. andrywui ( 14/04/2009 10:28)
ha ha ha ha !! alandrahery otran'ny Rangorivao eo ko io PS demony beanlah io fa mitenena ratsy eo ihany !!! va a l'enfer Tim diabolik
14. xxx ( 14/04/2009 10:35)
alefa biz fa tsy :* :* :*
15. andrywui ( 14/04/2009 10:39)
Iza moa no be teny ratsy ankoatran'i Pikatti sy boygoss ato ee!!!! rehefa tsy mahita ho tenenina intsony satria i dadany efa tsy hisy intsony de ady no atsangana !!!! mivoaha taoa amainio xxxx io moa raha tena hiady amiko e
16. xxx ( 14/04/2009 10:45)
mba asio fifanajana ra andry a, olona iray no miteny ratsy anlà fa tsy ny tim akory, raha mbola tsy hifanaja dia ho esoriko tsy ho pikambana ato intsony ialà
17. andrywui ( 14/04/2009 12:11)
ha ha ha ha !! Raha tena rahery ary de aiza ary lé tsiky de ampy na lé sarindra hery mitaiza papoozy ??? mbola rahery fopla ndray zao io ataon TIM io !!! ha ha ha !
18. halloween ( 14/04/2009 13:20)
Tsy dia tena hoe coup d'etat kosa no nisy fa ny vahoaka no nandrisika sy nampirisika tena nanana andraikitra 75% an'i Mr Rajoelina vao tena nila tohana aminizay izy ! raha mahatadidy isika dia nilaza ny TV sy ny Radio rehetra fa nihoatra ny 60.000 ny olona teny analakely tamin'ny voalohany dia ireo olona ireo no nampirisika oe raiso ny fitondrana prezida ! fa niiitatra be izy ty taty aoriana
19. xxx ( 14/04/2009 18:43)
n'impôrtekoi :-D :-D
20. fijo ( 14/04/2009 21:57)
60 000 taiza????sao dia tsy mahay manisa no nilaza an'io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2662