Tsy dia tena hoe coup d'etat kosa no nisy fa ny vahoaka no nandrisika sy nampirisika tena nanana andraikitra 75% an'i Mr Rajoelina vao tena nila tohana aminizay izy ! raha mahatadidy isika dia nilaza ny TV sy ny Radio rehetra fa nihoatra ny 60.000 ny olona teny analakely tamin'ny voalohany dia ireo olona ireo no nampirisika oe raiso ny fitondrana prezida ! fa niiitatra be izy ty taty aoriana
Tena mahay mipasoka kosa ry nareo izany ry halloween ! Fa tandremo ihany sao dia ho may ny fera.