Liste des messages

Liste des messages, inserés par Jeankely, par ordre de date
Jeankely ( 21/10/2007 05:36)
Sekta Tsaramaso maka vadin'olona hono raha sahirana
Izany no mba torohevitry ny Sekta Tsaramaso hoe rehefa manahirana ny sipan'ny tena dia miatantehera @'ny vadin'olona ao ampiangonana. Fa inona no tena tian'izany sekta tsaramaso izany zahavina sy atao... suite
répondu par fijo le 31/10/2007 23:36
Jeankely ( 20/10/2007 02:52)
Tsy voavalin'i Tezitra ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny
Rehefa sasatra ny tsy nahavaly ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny nefa miseho ho mahay i Tezitra dia nangalatahaka ary any @'ny President-ny Malagasy indray no miresaka Prix Nobel. Iza no tena donto. R... suite
répondu par Jeankely le 23/11/2007 14:42
Jeankely ( 11/10/2007 08:42)
Malaysian Muslim lasa eny @ espace ary tsaramaso aiza?
Dia hitanao tsara Ra-tsaramaso fa misy mahay noho ianao ny Muslim. Mirehereha fatratra ny Praiministra Malaysian ary ny vahoaka rehetra fa nipetraka eo amin'ny tantarany ny Malaysian voalohany miaraka... suite
répondu par Jeankely le 20/10/2007 03:30
Jeankely ( 06/10/2007 01:31)
Olomarina,mahay,tsisy tsiny daholo nefa ny firenena mikorosy
Misy ny voalaza hoe fanatika ary misy ny hoe mpanohatra. [b]Ny zava-misy tiana haseho nefa dia hoe olomarina, tsisy heloka, tsisy vola manjavona, tsisy fanodikodinana, mandeha tsara ny raharaha ary ma... suite
répondu par Jeankely le 09/10/2007 13:52
Jeankely ( 05/10/2007 05:38)
Fikambanan'ny MPANENJIKA MPANAO POLITIKA maloto
Tsy mila Filoha, tsy mila lefitra fa izay rehetra mahatsapa fa tsy alehany ny nataon'ny mpanao politika nifandimby dia samy manenjika ary ny internet no Birao foiben'ny fikambanana. Aza hamelana izay ... suite
répondu par Jeankely le 09/10/2007 13:49
Jeankely ( 03/10/2007 03:45)
TIM niala na AREMA niala ve dia vedette ry BARADAKA?Azafady?
Ireo antoko avy nialanao ireo na tsara na ratsy dia tsy mila anao rehefa niala azy ianao. Ny vahoaka koa raha toa ka mila ireo antoko ireo dia tsy mila ny niala. Raha toa kosa ka tofoka tsy mila ireo ... suite
répondu par Jeankely le 09/10/2007 05:25
Jeankely ( 30/09/2007 05:46)
Mahazo seza variana miterikiho sy milela-molotra ve?
Taritina ny olona hoe aty no lalana tsara satria ahazo seza. Rehefa mahazo seza dia faly sy miterikiho ary tena milela-molotra tsy mahita ny olona. Rehefa tonga kosa ny andro hialana amin'ny seza dia ... suite
répondu par Jeankely le 04/10/2007 13:51
Jeankely ( 28/09/2007 05:45)
Iza no nahavoa ary iza no voa raha tsy nifidy ny maro?
Misy afaka milaza ho ampoka sy afaka mirehareha fa nahazo tombony ve raha tsy nifidy ny vahoaka? Asio lanjany ny vahoaka na mpanohatra ianao na avy nihinana voadaka na mbola mihininana. Ny vahoaka koa... suite
répondu par Jeankely le 28/09/2007 09:51
Jeankely ( 26/09/2007 13:08)
Mirediredy ve no dikan'ny MIBARADAKA ?
Rehefa tsisy mpihaino Rabaradaka dia nilaza hanao veloma. Ny lazainy kely aina mahazo laka avy eo izy matanjaka indray no mitsoaka. Fa politikan'inona ity RABARADAKA. Miridana=)). Veloma dia mijere la... suite
répondu par Jeankely le 28/09/2007 05:34
Jeankely ( 26/09/2007 12:19)
Hay ary ampiharina sa fe hay ny tenin'Atra
Tsy izaho no mamorona fa ny gazety no nanoratra an. Pastora mi-sipa @ mpivavaka, Mopera na freres manola zazakely; pastora mpanao politika gaigilahy ary mahatezitra ny mpanaradia, sns... Ireo olona ir... suite
répondu par fijo le 04/10/2007 21:00
Jeankely ( 25/09/2007 06:04)
Avy @'IZA no mahatonga ny vahoka tsy mifidy?
Avy amin'ny Mpanao Politika ihany. Tsy liana ary tsy rototra amin'izay mitranga na resaka fifidianana ny vahoaka fa variana @ fiainany. Efa hitany hatramin'izay fa fiarovana sezan'olona ary fiarovana ... suite
répondu par Jeankely le 15/11/2007 14:56
Jeankely ( 24/09/2007 10:55)
Tsy misy tafavoaka ny hevitr'i BARADAKA
Edrey re ry baradaka fa toa mivilana daholo ity hevitrao? Azon'ny kely aina indray ity laka sa ny aiza indray no asianteny sisa. Maina mihintsy ny molatra ve?=))=))=))... suite
répondu par Jeankely le 26/09/2007 13:12
Jeankely ( 18/09/2007 08:53)
Firenena hafa mivaingana be ny vita na nisy RISORISO aza
Sanatria tsy filazana ny Risoriso ho tsara. Ratsy ary faran'izay mampihisatra ny fandrosoana ny Risoriso. Voaenjika ny mpanao izany amin'ny tany hafa. Raha jerenao anefa ny zavatra vita na mitsangana ... suite
répondu par Jeankely le 20/09/2007 07:25
Jeankely ( 14/09/2007 02:20)
NY LASA TSY METY MOMBA NY LASA. Ahoana ny ao ASIA?
Matetika voasoratra eto fa manao RISORISO ary mafy nohon'ny nataon'ny lasa aza ny mpitondra ankehitriny. Izay tompon'ny fahefana moa sarotra ny manenjika azy ary izay no antony hanenjehina ireo mpiton... suite
répondu par Jeankely le 15/09/2007 05:40
Jeankely ( 08/09/2007 04:27)
Lova tsy mifindra
Ny nahatonga ny olona taloha nivady mpihavana dia samy mahalala fa lova tsy tiana hifindra. Na fiarovana ny firazanana tsy hikorosy. Ankehitriny na avy ao Comore aza afaka maka vady Malagasy nefa tsy ... suite
répondu par Jeankely le 12/09/2007 12:18
Jeankely ( 28/08/2007 02:31)
Efa novolavolaina t@ risoriso ny Malagasy ka mifampiaro
Rehefa misy ny tratra dia arovana. Lazaina ambava sy antsoratra fa ratsy ny risoriso nefa atao ihany. Io angamba no nitaizana ary lasa lalimpaka. Ho anay izay tratra mendrika azy ny alaina hatramin'ny... suite
répondu par Jeankely le 28/08/2007 12:01
Jeankely ( 27/08/2007 03:10)
Taona maro nifanesy mpanao politika midika be vinany
Ny vahaoaka dia mihevitra fa ny mpanao politika dia olona be vinany ary saika fetsifetsy sy mpanao risoriso ny akamaroany. Izay no antony maha-vitsy mpifidy ary na eny amin'ny sehatra Fokontany aza ts... suite
répondu par Fatsorali le 29/10/2007 11:17
Jeankely ( 22/08/2007 04:26)
Izay nisasarana hifaliana na mbola tsy ampy aza.
Ny mpanatsatso tsy mitsahatra fa manambany izay ezaka vita. Izay Medaly azon'ny Malagasy hifalianay Malagasy mihintsy fa izany akory tsy milaza fa vita eo ny ezaka. Na toka-maso manjaka amin'ny tanin'... suite
répondu par Jeankely le 24/08/2007 05:24
Jeankely ( 20/08/2007 06:59)
Fanasoavana firenena ve midika fisolelahana @ mpitondra?
Rehefa miresaka eto momban'ny fandraisan'ny rehetra andraikitra, na ny tsy fankatoavana ny resaka politika mandany andro ary mamporisika ny rehetra ny hilofo ho an'ny tenany dia midika ve izay fa fiso... suite
répondu par Jeankely le 24/08/2007 05:32
Jeankely ( 18/08/2007 04:36)
Misy ny laharam-pahamehana ary tsy miara-vita ny rehetra
Ny filazana fa ankosombolamena ny zava-bita ary tsisy fiantraikany amin'ny vahoaka dia lainga sy fanatsatsoana. Manampahaizana ianao ary manaova fanadihadihana fa ilain'ny olona izay zava-bita na mbol... suite
répondu par Jeankely le 19/08/2007 04:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0246