Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
17/08/2007 03:35)
Fa noterena ve ny fanaovana President Fokotany
Izy no tia hisolantsolana hanao President Fokontany. Tsy misy manery azy fa rehefa tsy tantiny dia miala izy. Ny rafitra no hovaina rhefa tsy misy mety manao. Matoa mijanona eo mbola tia ho President...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:22
Jeankely
(
16/08/2007 04:46)
Ezahan'ny sasany pempoina mihintsy ny toe-tsaina Malagasy
Tsy ny Malagasy rehetra no manana fahafahana mivoaka mianatra, na miasa ivelan'ny Nosy. Misy ny olana na izany aza ny ezaky ny Malagasy mivoatra rehefa samy tonga saina ny handroso. Dia tena misy mihi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:26
Jeankely
(
16/08/2007 04:40)
Sehatra aiza avy no esorina raha manao teny vahiny
Nohon'ny hetsika nataon'ny mpandrindra izay hisaorana amin'ny fanalana ny teny vahiny nampiasana tany amin'ny dinika sasany dia mba mametraka fanontaniana ihany hoe fa sehatra aiza no azo ampiasana na...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/08/2007 08:10
Jeankely
(
16/08/2007 02:43)
Ny ezaka no hialana @ Fahantrana fa tsy ny miventsoventso
Na iza hitondra na iza dia tsy maintsy ny ezaka no ahafahana amin'ny fahantrana. Ventsoventsoana foana hoe mahantra mafy ianareo Malagasy e, aty @nay no mangataka e sns nefa dia olona miteny Malagasy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/08/2007 10:28
Jeankely
(
13/08/2007 09:21)
Tsy afaka manao ny tsara ve rehefa tsy anaty fitondrana?
Ny sehatra rehetra misy anao dia afaka hampisehoanao ny fitiavana an'i Madagasikara. Faly mitanisa fahantrana sy olana ny mpitsikera vendrana ary rehefa anontaniana hoe inona ary ny vahaolana hitanao ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/08/2007 01:42
Jeankely
(
12/08/2007 03:24)
Ny olana apetrakao tsy hainao ny hamahana azy bazy e.HIHIHI
Tsy mila miresaka olana ny mahantra satria efa hiainany. Ianao no mila mianatra ny famaritana hoe inona ny dikan'ny mahantra. Ny olan'ny fiainana hain'ny vahoaka fa tsy ianao mitapy io no hanome alaol...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:58
Jeankely
(
09/08/2007 06:18)
Hisaorana betsaka i Hery fa teny Malagasy izany no hiasa
Tena mifandray amin'ny ho avin'ny firenena tokoa ny resaka politika ka hisaorana ianareo mpandrindra nanapa-kevitra ny famafana izay manao teny hafa fa tsy ny tenin-drazana. Na voafafa aza ny ahy dia ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/08/2007 06:36
Jeankely
(
08/08/2007 10:45)
Tezitra: Share with us your success story
(...)
Saika hadikako teny gasy dia tsy haiko tampoka indray...
Ataovy teny gasy raha tsy te ho tratran'izao.
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/08/2007 06:09
Jeankely
(
07/08/2007 04:26)
Mba omeo ary ny tokony hatao ry Tezitra
Manazava betsaka ianao ry tezitra. Efa nilaza moa ny maro fa tsy misy mitady ny ho any amin'ny lavaka ary samy mitady izay ahasoa. Milaza ianao fa tsy anisan'ireo tsy nahomby tranainy ary tsy mankatoa...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/08/2007 08:33
Jeankely
(
30/07/2007 01:26)
Fikafika POLITIKA endrika vaovaon'ny fanandevozana
Voalaza fa foana ny fanandevozana saingy amin'izao fotoana izao dia mbola misy ny mihevitra fa ny maro an'isa dia vendrana ary taritaritina havia sy havanana. Mila mivoatra ny firenena ary ny tsiraira...
tohiny
novalian'i kanota ny 06/08/2007 10:41
Jeankely
(
25/07/2007 04:38)
Fanomanana ho OLOMPIRENENA ve ny antoko POLITIKA?
Raha ny isa dia tena manana antoko politika marobe ny Malagasy. Midika ve izany fa manana OLOMPIRENENA maro ary tia hampandroso ny TANINDRAZANA i MADAGASIKARA? Harena ny vahoaka ary ireo antoko politi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/08/2007 03:38
Jeankely
(
23/07/2007 02:47)
Fampihenana ny fahantrana no voasoratra fa tsy fanafohanana
Mbola hita ihany ny mpamendrefondro fa tsy mitsahatra ny manadala saimbahoaka. Ny voasoratra dia fampihenana ny fahantrana fa tsy fanafohanana. mazava fa raha misy tanjona hampihena ho 50% izay voalaz...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/07/2007 05:21
Jeankely
(
22/07/2007 04:19)
Manampahaizana mamaha olana sa mpametraka olana?
Be tokoa ny Malagasy no manana faripahaizana avo ary ny tenany moa no afaka manambara fa avo nohon'ny an'ireo manampahaizana vahiny ve sa tsia ny azy? Alohan'ny hanaovana zavatra dia tanisaina ny olan...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/07/2007 06:25
Jeankely
(
21/07/2007 02:56)
Miteny Parantsay na milaza tsy Hiasa ny ELITA Tezitra andafy
Izao no manampahaizana sasany lasa andafy. Na mirehoka sy manazava amin'ny teny Pararantsay mipoapoaka ho vakian'ny Frantsay na milaza tsy hiasa. Ka aiza no azo harahina ny amin'izany? Ny vahoaka na h...
tohiny
novalian'i kanota ny 21/07/2007 07:51
Jeankely
(
19/07/2007 01:48)
Nampandroso ny firenena hafa ny tera-tany any ivelany.M/car?
Voalaza fa manana tera-tany maro misabdrahaka eran'izao tontolo izao ny Malagasy. Misy ny mampianatra any amin'ny Universitin'ny tany matanjaka toy ny U.S., CANADA, France sns. Misy ny manana ary mito...
tohiny
novalian'i kanota ny 20/07/2007 04:59
Jeankely
(
16/07/2007 11:06)
Fifandraisan'ny vahoaka @ Mpitondra isantokony ankehitriny
Noho ny lesona izay hita sy napetraky ny mpitondra nifanesy dia tsy rototra firy @ tompon'andraikitra isan-tokony ny vahoaka. Ny fandraisan'ny vahoaka izany Politika izany dia zava-dratsy ary resaka f...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 07:56
Jeankely
(
15/07/2007 02:45)
FMI & BM:Mivadidela i bazylou & consort
Izany tokoa ny hoe izay ahitana hirika dia idirana na mifanohitra amin'ny resaka nataony aza. Jereo fa nilaza mazava i bazylou sy ny namany fa tsy tokony hiantehitra @'ireo FMI sy Banque Mondiale ireo...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/07/2007 02:03
Jeankely
(
13/07/2007 01:31)
Mandrerakabe ny mpamorona olana tsisy vahaolana
Omena ny olana nefa tsisy vahaolana fa mijanona ho olana ka inona no dikany. Zero manatody tsy mahafaty baolina fa mivezivezy manerana ny kianja ary hiomehezan'ny mpijery...
tohiny
novalian'i kanota ny 14/07/2007 02:48
Jeankely
(
11/07/2007 11:11)
Mivoaka totototooossy ny penalty -n'i bazylou.HIHIHIHI
Manompa President, manao ela Filoha, maniratsira Malagasy, mitanisa ny PMA ataon'i bazylou ary milaza izy fa mbola milalao baolina nefa nony nahazo ny hoe aiza ny baolina matinao vao kepoka manontany ...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 17/07/2007 06:07
Jeankely
(
11/07/2007 01:31)
Ampidiro ny baolina ary raha miparitaka ny adversaire
bazylou ve sa vetsoko sa tezitra sa zazala no butteur? Tanisana ny fiparitahan'ny antokon'ny mpitondra, ka raha raisina sahala ny baolina rehefa mivoaka mahazo karatra mena betsaka ary miparitaka ny t...
tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 04:25
