Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
10/05/2007 07:49)
Respect for self, for others and responsibility for all your
Remember the three R's: Respect for self; Respect for others; and responsibility for all your actions.
Tsy ny fanopana olona no hanehoana ny tsy fankasitrahana fa mahaiza manaja satria na hitondra az...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:24
Jeankely
(
10/05/2007 06:03)
Mba jereo ary ampitahao izany hoe "Debate Politics Online"
Matoa mivoaka sy mianatra andafy dia miezaka ny hivoatra ary mampita ihany koa ny fomba fisainana mivoatra sy mahay manadihady. Mba hanitarana ny saintsiaka tanora dia mba ampitahao amin'ny hita amin'...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 09:06
Jeankely
(
10/05/2007 03:23)
Tokony hanao "Politika" ve ny mpiasam-panjakana?
Anisany tena olana amin'ny asam-panjakana ny resaka "Politika". Ny Mpiasam-panjakana dia anisany mandray anjara ary nandray anjara lehibe tokoa amin'ny fihetsiketsehana "Politika" isan-karazany. Demok...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 03:12
Jeankely
(
09/05/2007 05:29)
Hambarao ny "Opportunity Cost" ny fandrodanana fitondrana
Ny zavatra atao rehetra dia misy "Opportunity Cost". Raha mianatra ny mpianatra dia tsy afaka mijery fampisehoana, tsy afaka mampiaraka, tsy afaka mamonjy fivorian'ny fikambanana samihafa ary tsy afa-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:03
Jeankely
(
08/05/2007 09:25)
Samy tia hanakarena fa tsy azo mora e
Vao kely ny zaza dia ampianarina fa mitady vao mahita ary mikaroka vao mahazo. Raha zatra ny omena dia mamono amin'ny manaraka. Politikan'ny zarazarao hanjakana hoy ny fiteny talohaloha no tianareo ha...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2007 03:07
Jeankely
(
08/05/2007 06:53)
Fa ny saina ve no manao Politika sa ny vatana e?
Dia hita fa tena fandaniana andro tokoa ity resaka ity. Ny maha-FOHY ilay olona no hilazandr'i VENDRANA fa tsy mahalasa ny zavatra. Dia tena lava sy manja tokoa ve ianareo sa mba ataon'ny vazaha GIDRO...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 05:02
Jeankely
(
08/05/2007 03:44)
Pilitiky ny inona izany hoe tsy asiana affectation izany
Miariary toy ny KARY ANEFITRA ny tsy mandinika sy zatra ny moramora ireto. Hatr'izay ary na aiza na aiza dia misy ny "affectation". Fa tokony hijanona amin'ny renivohitra daholo izany ny Mpitsabo, Mpa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 06:32
Jeankely
(
07/05/2007 05:07)
Reo efa niady mahalala ny resy fa ny mpijery be resaka
Raha mba nanao fanatanjahatena i Bazylou dia mahalala fa zavatra maro no mahatonga ny faharesena. Izaho miteny dia tena nandray anjara ary tsy mbola tafavoaka alavitra na izany aza mba fantatra ihany ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 03:36
Jeankely
(
07/05/2007 04:28)
Tandremo fa misy ny Politikan'ny ratsy fanahy
Tsy mahasoa antsiaka vahoaka na iza na iza mangalatra. Izay manamari-tena hoe mangalatra kely sahala ny ataon'i Bazylou amin'ny fiapangany ny namany dia azy sy ny namany no mifanazava fa isiaka vahoak...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2007 03:04
Jeankely
(
06/05/2007 07:52)
DCPE, DSRP, MAP samy niasa ary miasa eran-tany
Ny hanatsara na anaratsy io MAP io aloha dia tsy haiko satria aho tsy manampahaizana sahalan'i Bazylou. Ny zavatra azoko resahana fotsiny dia ireo filazana hoe DCPE, DSRP, MAP dia tsy tao ary tsy ao M...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 08:27
Jeankely
(
06/05/2007 04:52)
Politika, fitondrana ary ny halatra mifandimby
Miala tsiny fa somary lavalava ny resako. Omaly raha nihaona tamin'ny namana Malagasy izay avy any amin'ny Faritra misy "Vanille" iny aho dia lasa saina mafy tamin'ny resaka nataony. Tsy mifankalala m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/05/2007 04:37
Jeankely
(
05/05/2007 05:29)
Fifaninanana hampandroso ny fanononana Faritra sy Foko
Misy ny olona mihevitra ho nianatra nefa vendrana tsy manaintsaina afatsy ny hampiady. Ny fanononana Anaram-Paritra sy Foko dia midika ho Fifaninanana izay mandroso haingana ary fijerena izay mahay ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 04:18
Jeankely
(
04/05/2007 05:38)
OE OE technics becames OUAIA x2 strategics
Rehefa mijery baolina dia fantatra ny olona tsy mbola niakatra kianja ary milaza mahafaty rehefa manao nefa nohon'ny nampanaovina mivaralila sady mamono tena ary averin'ny olona ho mpijery manao OUAIA...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 07:28
Jeankely
(
04/05/2007 03:46)
Nahasoa antsiaka ve ilay atoko politika betsaka
Raha ny entana eny an-tsena no betsaka dia faran'izay tsara isian'ny safidy maro saingy ny fananantsiaka ireo atoko politika marobe ireo ve nahitana hevitra maro hisafidianana sy hampandroso haingana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 04:28
Jeankely
(
04/05/2007 02:41)
Aiza ho aiza ilay hoe "technician but not Politician"
Anisany mahasarotra ny fampandrosoana koa ny fisalorana anarana hoe "technician" ity. Rehefa tonga ny mpitondra vaovao dia samy milaza ho "technician" ary tsy mpanao Politika daholo mba hijanonana ami...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 05:02
Jeankely
(
03/05/2007 07:09)
Efa vonona amin'ny resaka fifaninanana ve isiaka
Amin'izao fotoana ampiroboroboana ny fandraisan'ny sehatra tsy miankina izay anjakan'ny fifaninanana izao dia mbola betsaka na ny marina kokoa mbola matahotra izany ny maro ary miandry ny fanjakana. M...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 02:11
Jeankely
(
03/05/2007 03:52)
Zahavo amin'ny internet ireo mahay politika manaratsy ireo
Maro ireo milaza mahay ity fitondrana firenena ity ary manaratsy fatratra an'i Madagasikara ka mba anontanio ao amin'ny internet hoe ny anaran'ireo raha fatadaza sy mahay tokoa ireo ka mitsongoloka ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 02:23
Jeankely
(
02/05/2007 10:20)
Hita mazava fa tsy izay mivoaka andafy no mahay POLITIKA
Hita miharihary amin'ny soratra soratan'ireo tarik'i Bazylou fa tsy izay rehetra mivoaka andafy dia afaka miresaka ny fitondrana firenena. Ny olona dia mahafantatra fa ny sangany any andafy tsy miteny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 13:55
Jeankely
(
30/04/2007 02:47)
Mpamosavy sy Mpamaky fanasana izany no miresaka Hahaha?
Aleo asiana resaka fihomehezana kely. Ny mpihiragasy moa nihira ny "mpamosavy sy makorely" fa izao izany vao hita fa resaky ny "Mpamosavy sy Mpamaky fasana" izy ity. Samy ratsy ireo ry tanora na samy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:25
Jeankely
(
29/04/2007 07:09)
Izaho no namono ny voay koa ianao no hiravaka ny vanginy????
Ity fitenenana ity dia tsarointsika tsara hoe olona sahala ny ahoana no nampiasa azy. Ny resaka politika izany amindry zareo midika fa rehefa nisy soa na kely vitany dia izy no mihinana an'iny ary pot...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:32
