Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
28/04/2007 04:19)
Mahasoa ny rehetra ny hoe " MINOA FOTSINY IHANY"
Io teny nindramina tamin'ny baiboly io dia tena faran'izay manandanja fa ny fanitarana no tsy ampy na koa hoe mijery ampotomoto. Raha mpanao fanatanjahantena ianao ohatra ny Boxe, ny Martial Art dia m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:23
Jeankely
(
27/04/2007 06:27)
Ny zavatra tsara no hifaninanana
Matoa nivoatra ny firenena izay hipetrahanao io dia mifaninana amin'ny tsara sy mahasoa ny rehetra. Na misy aza ny mpangalatra tsy misakana ny mpikaroka tsy hikaroka na koa ny fisian'ny mpamngalatra s...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:01
Jeankely
(
25/04/2007 08:39)
Enjeho ny mpitondra fa aza ny vahoaka no kitihana
Araka ny hiaraha mahalala dia marobe ny vahoaka tsy mifidy ary tsy vao izao io fa efa hatramin'ny niverenan'ny President Didier Ratsiraka dia betsaka no tsy nifidy. Sahirana ary mitady izay hanina han...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:48
Jeankely
(
24/04/2007 06:01)
No Paradise on Earth
There is no Paradise on Earth everyone must work hard. Poverty and corruption is inter-related. The Malagasy population need to see and imitate the best example from the "NGETROKA" and "MAHITAHITA". P...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:29
Jeankely
(
23/04/2007 07:21)
Omeo hery sy fampaherezana ny vahoaka
Ny resaka "POLITIKA" dia tsy tian'ny vahoaka fa refotry ny adimpiainana izy. Izay hevitra hampiakarana ny faharisian'ny vahoaka andray anjara amin'ny fampandroasoana no tadiavina. Omeo ny anjara sahaz...
tohiny
novalian'i wooda ny 26/04/2007 00:19
