Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
14/06/2008 03:39)
Mahita vahaolana @ fisondrobidin'ny Petrole ve ny Mpanohatra
Io resaka io matetika mivoaka satria tsy voafehy ny fisondrotry ny vidin'ny Petrole na ny lasantsy. Ary tsy lainga fa sahirana amin'io resaka io daholo ny Mpitondra @ firenena rehetra izay mitarika fi...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 18/06/2008 15:29
Jeankely
(
12/06/2008 03:38)
Fanamelohana ho faty. Iza no tena miaro ny tsy mety ?
Ho anay raha toa ka misy tokoa ny halatra volampanjakana na volambahoaka dia mendrika ho an'izay tratra ny melohina ho faty. Ny zava-misy nefa ho an'ny Malagasy enjehina ambava hoe iry mihinana volam-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:29
Jeankely
(
08/06/2008 03:11)
Mpitondra azo Ompaina, haratsiana fa ny manompa hajaina ve?
Ao ny milaza hoe tsy mety ny ataon'ny mpitondra ary milaza izay ara-dalana. Ataoko fa [b]rariny izany ary fitiavana ny tanindrazana ny fanehoana ny tsy mety[/b]. Ny sasany kosa avy dia manambanimbany ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2008 00:08
Jeankely
(
28/05/2008 09:08)
xxx:Olomasina, manao resaka politika madio, filamatra, mahay
Rehefa tia hamely ambadika dia manao xxx. Mahazo mahamay amin'ny xxx na mpitondra fanjakana na vahoaka Malagasy. Saingy rehefa mba voadona ry xxx miantso mpanampy. Politika madio hono izany....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2008 15:47
Jeankely
(
19/05/2008 00:52)
Christian sy ny fahalalahana, tsara fa misy maharatsy azy
Toerana Silamo no misy ahy sy hiodikodinako saingy misy vahiny Christian ihany. Ny zavatra hita dia malalaka ny saina Christian. Tsy fanaratsiana na fanamboniana fa ny zava-misy no resahiko. Raha midi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2008 15:42
Jeankely
(
17/05/2008 11:47)
Fanafotsiana RORA sy fanatahana VAVA ve ?
:-D :-D :-D . Rehefa miresaka tsisy mandre na mitarika tsy mahazo olona dia sady fotsy rora no tata-bava. Ka aiza no misy an'i Badboy, Bazylou, Tezitra sy ny mpanohatra vola boritra ? :-D :-D :-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/05/2008 15:02
Jeankely
(
13/05/2008 12:22)
"Darling of Investors". Efa napetrakareo ho izany ve ?
Rehefa manja ny sipa dia hifandrombahana ary afaka mametraka fepetra amin'izay tia hiditra. Izay tsy maharaka mitsoaka fa izay favy no mijanona sy mahazo ny soa.
Ka naninona no tsy naharese...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2008 23:47
Jeankely
(
11/05/2008 03:33)
BIANCO, sa PRESIDENCE, sa VAHOAKA sa koa ANDRIAMANITRA ????
Samy mahita ary samy misaina hoe: nisy iraka ve milaza fisamborana olona lazaina tsy manantsiny ? Mahita ary ve ny vahoaka fa madio ny mpitantana rehetra ? Tsy mijery sy manaraka ny asany ara-dalana v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2008 23:59
Jeankely
(
10/05/2008 00:34)
Veihivavy koa ny reninao, anabavinao ary zanakao vavy koa...
Tena rehareha ve ilay mitety vehivavy marobe ary manontany hoe firy vao ampy. Aza adino ny misaina fa isaky ny mitety vehivavy ianao dia zanak'olona, anabavin'olona na renin'olona na vadin'olona no hi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:11
Jeankely
(
07/05/2008 14:58)
Tsara mihintsy ho feno ny kapoakan'ny avy nisolelaka rehetra
Miditra milaza azy ho dadany ary milelaka tanteraka nohon'ny tsy mahazo tombony dia milaza feno kapoaka. Mendriaka ho an'izay voa izany. Fa inona no nihazona ny loha alohan'ny hidirana ? Sefompokotany...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2008 09:22
Jeankely
(
06/05/2008 09:09)
Malagasy ao Frantsa sy Politika any Madagasikara
Aza adino fa saika avy ao Frantsa ny akamaroan'ny Ministra, na SG, DG, Directeurs nifanesy hatrany @'ny nahazoana fahaleovantena. Ary na misy niofana avy any @'ny tany hafa aza dia ny fomba fironana f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/05/2008 23:17
Jeankely
(
03/05/2008 06:43)
Tsisy kiana intsony angaha ny Governemanta vaovao ?
Efa leo ve ny oway oway oway sa efa tsisy kiana intsony ny Governemanta vaovao ireo. Mbola tsy voahantso ministra angaha Ra-baradaka izay ? :-D :-D :-D . Mety ho manja koa raha mizaitra eo ny resaka...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 12:30
Jeankely
(
30/04/2008 06:00)
Politika ve izany midika resaka adala sa mpanamoly ?
Na voalaza fa manao ny tsy mety aza ny mpitondra Malagasy araka ny fijerin'izay tsy mankatoa dia mihevitra kosa reo fa manao ary mihezaka ny hampandroso. Tsy mety kosa anefa ny mitsara tena ary izay a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/05/2008 01:09
Jeankely
(
25/04/2008 09:45)
Tsy Ra8 mihintsy no namorona NY MIASA MIARAKA akory
Raha toa ka misy olana ny fitondrana dia ny mpitondra no mety misy olana fa tsy ny fitenenana. Tsy Ra8 mihintsy ohatra no namorona ny MIASA MIARAKA nefa rehefa misy tsy tia ny fitondrany dia ny fitene...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 14:41
Jeankely
(
25/04/2008 01:32)
Hira mahafaly, Politika, Andraikitra, Fandrebirebena
Ny tanora dia tena tia hira ary variana @'ny zavatra mahafaly azy eo noho eo ihany indraindray. Raha raikitra ny 13 Mai t@'ny androny dia nitsangana ny Radio tsiokavao. Rehefa tsy Politika mavesa...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 11:52
Jeankely
(
22/04/2008 11:08)
Nanao "J'ai l'honneur" t@ Fanjakana ny Mpiasampanjakana
Aza afangaro ny resaka fa tsy mety. Tamin'ny mpanohatra sa tamin'ny fanjakana no nanaovan'ny Mpiasampanjakana "J'ai l'honneur". Na izy manompo ny Fanjakana na izy miala dia manangana izay tsy miankina...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 00:04
Jeankely
(
21/04/2008 06:41)
Manomboka izao izany dia Bogosy ihany no atao Prezida Gasy
Tamin'izahay mbola kely raha lazain'ny olona hoe manao tarehy ministra dia tezitra satria tsy tian'ny ankizy ny endrik'ireo nolazaina Ngetroka tamin'izany. Sady marikivikivy, no mangarika, no be hatok...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:08
Jeankely
(
19/04/2008 04:18)
Beazo ahalala ny tokony ho fidiana ny olona raha mahay
Raha tena mihevitra ny hampandroso ny firenena ary dia beazo ahalala ny tokony ho fidiany ho solontenany ary ahavita ny hampandroso ny tanindrazany ny vahoaka. Raha resaka taitaitra hanongana nefa tsy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 13:28
Jeankely
(
18/04/2008 06:09)
Tsy VOAOZONA fa DISO SAFIDY
Raha nihazakazaka tany @ sosialisma nefa tsy naharaka fa niala dia mazava fa diso safidy. Raha nampiditra Profesora nefa nampihinana paisomanta dia mbola diso safidy. Raha namerina ilay iraika lahy av...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/04/2008 13:43
Jeankely
(
17/04/2008 09:14)
Na mitsonika na tataka mitete tsy miala io
Arosoy ny anao raha mahavoa fa ny vaky sy mitete aza tsy voadonanao koa inona izany no maha izy anao ?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 00:12
