Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
08/01/2008 03:48)
Tsy misy mahazo tombontsoa @'ny fanapahana JIRO
Izaho manokana dia manaiky ary manafy fa ilaina ny HERIN'ARATRA ary tsy misy amiko mahazo tombotsoa amin'ny famapahana JIRO. Ny orin'asa na Indostria, na Hopitaly na ny Fianarana na ny tokatrano dia m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:53
Jeankely
(
02/01/2008 07:02)
Vitan'ny Malagasy ihany ny Taona Ry Bazylou sy Tezitra a!!!
Mbola ho vitanay ihany koa ity manaraka ity ka ahoana tsy tafavoaka ihany ve ny hevitra ry Bazylou sy Tezitra a!!!=))=))=))=)) Hitomany sa hitaty reraka e?=))=))=)) ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:38
Jeankely
(
29/12/2007 07:51)
Raha tsy izy ny TIM, Tsy mila ireo efa lasana ny Malagasy
Mpampirafy mananatra mpangalabadin'olona raha ny tarak'Arema no be resaka hanitsy ny TIM. Olona vaovao hatrany no zahavin'ny vahoaka fa tsy mila anareo hiteny izahay satria nanao tsy nahavita. Izay do...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 08:09
Jeankely
(
27/12/2007 05:25)
Hahay handinika ny hoaviny anie ny vahoaka Malagasy.
Ny olona tsy mahay mandinika dia avezivezin'ny mpanao Politika maloto izay hita taratra fanaon'ny milaza mpanao politika mahay Malagasy tranainy sy ireo forongony mbola miseo manivaiva vahoaka. Enga a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 07:54
Jeankely
(
21/12/2007 10:20)
Lalan-tokana hoy Tezitra sy ny TAPO-DALA-KALEHA.
Efa zatra ny mijapy machine sy mpanasoaso fahiny ry Tezitra no voan'ny daka nandrivorivo. Dia mihevitra ve ianareo fa hanaraka ny hevitrareo satria zakan'ny rivotra io Zalahy lazaina Bogosy io? Tsy mb...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/12/2007 08:35
Jeankely
(
18/12/2007 14:22)
Famendrofendroana na Fanasohasoana ve no Politika?
Rehefa very seza dia fendrofendroana ny vahoaka handrodana ny fitondrana sa rehefa mahazo fitondrana dia fanasoasoana sy fampanofisana mitsangana no atao hoe POLITIKa e? Mba resao ny zava-misy ny vaho...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/12/2007 15:04
Jeankely
(
14/12/2007 07:29)
TEHAMAINA ho an'ny TIM iny fa tsy fitiavana an'i ANDRY TGV
Efa lany tao IARIVO i MONJAJAONA ary maro no lany tao. Ny Mpitondra no tian'Antananarivo Renivohitra homena Lesona Mahamay fa tsy dia fitiavana tanteraka an'i Andry TGV akory. Tsy manantena fiadanana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/12/2007 14:06
Jeankely
(
13/12/2007 14:46)
Tandremo ary fa tsy TGV=Mandeha hoazy
Samy nametraka hafatra sy namelaka tehamaina ny Mpitondra ny mpifidy tao Antananarivo Renivohitra ka tandremo sao mihevitra fa vita hatreo ny olana. Ny resaka tsena ihany ohatra dia ady ny fandaminana...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:10
Jeankely
(
10/12/2007 10:46)
Tonio ny FO fa mahay mifidy hono Antananarivo e !
Efa nisy ny narary sy vizana ka mihomana ihany fa toa manana fomba fijery hafa hono Antananarivo an? Aza be fanantenana=))=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/12/2007 12:38
Jeankely
(
07/12/2007 13:53)
Raha manaratsy tsy mahay mampiakatra vaton'ny hafa
Aza mba mivaky loha @'ny resaka fanaratsiana izany. Aza adino fa raha tsy hainao ny manaratsy olona dia ny vatony indray aza no mitombobe eo. Ho an'ny mpanao Boxe moa rehefa azo tsaratsara ny iray na ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/12/2007 10:43
Jeankely
(
28/11/2007 13:56)
Ny mpanaratsy no milaza saropiaro @'i Madagasikara fa ahoana
Rehefa sasatry ny mitanisa ny fahoriana sy ny fahavoazan'i Madagasikara ry Tezitra dia izy indray no mampitandrina ny vahoaka Malagasy. Ny anareo jerena ary ataovy izay ahasoa azy. Rehefa lafo sy voav...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 10:38
Jeankely
(
26/11/2007 13:57)
Vahoaka manana ny maha-izy azy tsy voarebirebin'ny Politika
Izay hampisondrotra ny fomba fijerin'ny vahoaka no tokony himasoana ary hirahamisalahy ny fampivoarana ny sain'ny maro an'isa. Ny Mpanao politika maloto dia zarany ho dondrona sy havezivezy @'ny resak...
tohiny
novalian'i rakapy ny 04/12/2007 00:38
Jeankely
(
26/11/2007 12:30)
Tsy miala @ resaka foko i Tezitra fa nahoana?
Manampahaizana Prix Nobel des Merdes lasa andafy hono ka resaka foko sy fampiadiana foaoana no tian'i Tezitra vohizina. Tandremo fa na misy foko maro aza dia ny handrosoan'i Madagasikara ihany no zaha...
tohiny
novalian'i reve ny 29/11/2007 17:24
Jeankely
(
23/11/2007 11:53)
Ny sasany izay ahavizana ny Malagasy no reharehany
Izay ahasoa ny firenena no zahavina saingy izay hevitra ahapotoka an'i Madagasikara no tena mba kotrehan-dry Tezitra sy Bazylou. Tandremo fa olona tsy izy ireo. Mba nivoaka andafy saingy donto...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/11/2007 10:25
Jeankely
(
22/11/2007 12:55)
Maro ny Chef Fokontany ao Antananarivo avy @ Faritany
Fampiadiana ny resaka tiana hatao. Maro ny President Fokontany na ilay atondreo hoe [b]SEFO FOKOTANY[/b] no avy amin'ny faritra rehetra ary hajain'ny olona fatratra. Tsy misy mitaraina ny amin'izany n...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/11/2007 12:53
Jeankely
(
31/10/2007 09:29)
Dia ahoana izany Rabilabilakisma izany hono?
Mba misy tia handalina ny Rabilabilakisme raha afaka mamaritra Rabilabila. Toa tsy MPAHANA hono izany Rabilaka izany?=))=))=))Rabilabila vs Andriamanitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:09
Jeankely
(
29/10/2007 06:55)
Ny fisainana, fomba, ny rehetra no voatsindrin'ny vazaha
Tsy ny Sipa ihany no lasan'ny vazaha fa na ny fomba fijery na ny fomba fanadihadihana zavatra dia izay mitovy @'ny analyse-ny vazaha no avo fijery. Hita eto izany @ fametrahana filozofia isan-karazany...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/11/2007 10:41
Jeankely
(
26/10/2007 02:42)
Andriana reraka sy lohan'Andevo. Inona no tsy hitoviany?
Eo amin'ny sehatra iraisampirenena no hitondrako ny resaka fa tsy i Madagasikara irery. Ny firenena rehetra taloha dia samy nandalo ny fotoanan'ny Andriamanjaka ary misy aza firenena maro mbola manohy...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 09/01/2008 16:50
Jeankely
(
24/10/2007 02:34)
Tapona ny daomy sa maina molotra ny Mpanohatra?
Ny ahasoa ny firenena no zahavina sa ny hifamotika ary samy resitodro marika eo anivon'ny firenena hafa. Raha tsy tafavoaka ny mpitondra tafavoaka ve ny mapnohatra ary mahazo laza any ivelany fa nahay...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/12/2007 15:43
Jeankely
(
22/10/2007 03:12)
Manapahaizana ARA-POLITIKA ao an-tananan'ny BE OLOMANGA
Hivoaka tsy ho ela araka ny filazan'ny RADIO TSY MIVANDY ny Boky mitondra ny loha-teny: "MANAMPAHAIZANA ARA-POLITIKA AO AN-TANAN'NY BE OLOMANGA izay nosoratan'i Joana Kely. Vahinin'ny Radio Tsy mivand...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:42
