Liste des messages

Liste des messages, inserés par Jeankely, par ordre de date
Jeankely ( 09/07/2007 01:02)
Maka lesona sa ahitana olana ny fanaovana sipa mialoha fanam
Mivezivezy eto ny hoe "Grand Amour", "Fitiavana voalohany" sns. Rehefa manambady dia voalaza fa ireo tsy nanao sipa tsy ampy traikefa na "experience" ka ao antokatrano vao tady hisary adala. Ny sasany... suite
répondu par Jeankely le 20/07/2007 13:40
Jeankely ( 08/07/2007 07:44)
Andron'ny fianteherana @ fanjakana ve izao?
Dia tena jendana ny tena raha olona nandrato fianarana andafy na mipetraka andafy no manabosesika antsain'ny olona ny hiandry sy hanantena ny Fanjakana. Asa inona loatra no mijery amindreo na andafy a... suite
répondu par kanota le 14/07/2007 02:54
Jeankely ( 06/07/2007 01:05)
Ny vahoaka sa "vetsoko" TIM niala no tena mpisolelaka
Somary nijanona tsy nazoto nanoratra aho satria mba tonga saina amin'ny hanatry ny akama ary mahita koa fa "discussion stérile" ka aleo miala. Kanefa dia averimberin'i"vetsoko" hatrana ny solon'anara... suite
répondu par kanota le 12/07/2007 04:26
Jeankely ( 03/07/2007 02:06)
Tena tsisy teknisianina ve fa an'i President daholo ny rhtr?
Hatramin'izay dia samy nanana ny teknisianiny daholo ny mpitondra nifanesy. Raha ny t@ andron'ny Revolisiona Sosialista Malagasy dia ataoko fa nisy manampahaizana avy any ivelany nanazava sy nampiantr... suite
répondu par tsoraka le 04/07/2007 02:33
Jeankely ( 27/06/2007 07:43)
Tandremo ry vahoaka fa diska GOAKA ! hihihi
Tezitra mihirahira ny Repoblika voalohany, asa modiany tsy hay fa izay hadisoana farany vita no mitoetra ao antsain'ny olona. Anontanio any ry tezitra hoe inona kay izany "TSAKY TSAKY ZATO ARIVO". Tsy... suite
répondu par kanota le 07/07/2007 05:22
Jeankely ( 26/06/2007 04:59)
Arabaina 26 Jona M/kara na vizanin'ny Politika maloto aza
Arabaina i Madagasikara tratran'ny 26 Jona 2007. Ny firenena tarinany lasa alavitra ary izy sahirana satria Mpanao Politika manampahaizana amin'ny Politika maloto no nifandimby namono azy.... suite
répondu par tsoraka le 28/06/2007 05:07
Jeankely ( 24/06/2007 03:33)
Sahirana nefa tsy zakan'ny Mpanohatra ny vahoaka satria?
Dia tsy azo lavina fa sahirana ary sarotra ny fianinana. Ny resaka menaka lafo nohon'ny solika aloha dia tsy i Madagasikara ihany no misy io fa mba jereo ny firenena hafa (Indonesia, Malaysia,...). Ny... suite
répondu par tsoraka le 28/06/2007 04:59
Jeankely ( 22/06/2007 02:50)
Tokony haka hevitra @ mpanohatra ve ny Mpitondra sa ahoana?
Ny hevitra rehetra miposaka dia azo avadika ho olana ary azo hitarina daholo na inona na inona fanapahakevitra raisina. Koa tsy hampihomehy ve raha isaky ny hanapakevitra ny Mpitondra dia hiantso ny M... suite
répondu par kanota le 07/07/2007 04:55
Jeankely ( 19/06/2007 01:38)
Ilaina ny Tsikera fa io ve no tokony ho betsaka @'izao?
Dia anisany momba ny tsikera aho ary ny firenena tsisy tsikera angamba ratsy indrindra. Saingy raha vao mipoitra dia tsikera no voalohany angamba tsisy ho vita. Ohatra tsotra: raha tsy miasa ny vehiva... suite
répondu par tsoraka le 28/06/2007 09:12
Jeankely ( 18/06/2007 01:15)
ESY E RY politika VINDINA E
Dia gaga ianareo satria tsy politika mivantana no resaka eto satria koa novain'i VINDINA "a" ny "i" amin'ny POLITIKA ka lasa POLATAKA=))=))=)). Dia izao samy manala azy izao. Mieritreretana hevitra fa... suite
répondu par tsoraka le 28/06/2007 09:51
Jeankely ( 16/06/2007 06:41)
Saribakolin'ny Ntaolo ihany io Politika manimba io
Ny filamatra dia ny hanamboatra ary hanatsara ny kely ananana, ny Politikan'ny Saribakolin'ny Ntaolo dia simbao, dory, poteo izay eo fa rehefa potika ve tsy hitady vola indray hanaovana azy. Iza no sp... suite
répondu par Jeankely le 17/06/2007 04:45
Jeankely ( 15/06/2007 08:27)
Hoy ilay milaza hendry any andafy hoe: adala daholo ny Gasy
Araka ny resak'ity "Bazylou" ity :"hita fa adala daholo ianareo nifidy azy, efa izao no manjo mbola manompo azy ihany::". Izao no fahaizana any andafy ary izao no olona manao ialahy "President" ary iz... suite
répondu par Jeankely le 18/06/2007 01:24
Jeankely ( 14/06/2007 05:57)
Fomban'ny lasa adala no manao ny hendry ho hafahafa
Isiaka indray aloha dia hiafandrangitra eto ary izay iray leo. Ny adala rehefa mihetsika dia ny hendry no tadiaviny velisina. Mila tandrina raha sendra ny adala. Izay tian'ny adala tenenina dia lazain... suite
répondu par Jeankely le 18/06/2007 01:34
Jeankely ( 13/06/2007 09:22)
Anay io ary President-nay mihintsy e.
Izahay aloha dia tsy mahalala afatsy ny hoe lany President io ary na ahoana na ahoana dia President-nay io madra-pahatongan'ialahy milaza mahay.=))=))=)).Samy resaka donto ity.... suite
répondu par kanota le 05/07/2007 09:23
Jeankely ( 12/06/2007 05:55)
Tsy vao izao fa ara-tantara mihintsy no voa i Madagasikara
Raha raisina ny fanjakan'andriana tamin'ny afovoantany dia na nanao ny betsimitatatra aza amiko azo lazaina tsy ampy raha mihoatra ny zava-bitan'ireo fanjakana andriana tamin'ny tany hafa. Raha ny mpa... suite
répondu par Jeankely le 13/06/2007 07:24
Jeankely ( 10/06/2007 07:10)
Resaka toekarena no latsa-danja eto
Raha mandinika isiaka dia misisika any amin'ny resaka Politika, Fitiavana, Resa-behivavy sn fa ny toekarena indray no tsy vitsy loha-hevitra. Sa tena voasaron'ny Politika izy io?... suite
répondu par Jeankely le 21/07/2007 05:47
Jeankely ( 09/06/2007 07:05)
Ny vahoaka ve midika ho manara-drenirano na mpanompo foana?
Foana ny fanandevozana na mbola misy mpanjaka aza angamba amin'ny faritra isanisany eran'i Madagasikara. Tsy misy intsony ny voaozona ho mpanompo hatrany amin'ny taranany. Ankehitriny dia azo lazaina ... suite
répondu par Jeankely le 12/06/2007 05:26
Jeankely ( 06/06/2007 04:40)
Toeran'ny "Renivohitra" sy ny Toekarena Iraisam-pirenena
Sarotra sady Politika lalina ity saingy resahana satria hevitra tsapa sy hita. Raha mijery ireo firenena lazaina ho nandroso haingana toy Singapore, Hong Kong na ny hafa dia mahita fa tsy lavitra ny s... suite
répondu par Jeankely le 09/06/2007 07:47
Jeankely ( 05/06/2007 07:35)
Ny antitra ho vizana fa miomana ny tanora
Na manampahaizana tahaka ny inona aza ireo efa nitondra sy mpanao Politika tranainy ireo dia tsy maintsy ho vizana noho izany ny tanora dieny izao dia mila mahay mifanaja ary mizaha ny lalana tsara hi... suite
répondu par Jeankely le 10/06/2007 02:14
Jeankely ( 04/06/2007 03:03)
Misy ve Fandrosoana "no risk, no effort" fa azo mora?
Samy miezaka ny miresaka ny fahoriana sy ny fahantrana mianjady ny Malagasy ny tariky ny milaza ho mahay Politika sy Toekarena rehetra. Raha ny zava-bita sy ny dingana vitan'ireo Firenena hafa no jere... suite
répondu par Jeankely le 05/06/2007 02:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0253