Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
31/05/2007 05:04)
Ireo any France ve no hitondra à distance an'i Madagasikara
Samy mahalala isiaka fa efa lasa lavitra i France ary ireo Malagasy mipetraka any koa mitanisa fatratra ny karama kely any Madagasikara, ny fijaliana sy ny fahorian'ny Malagasy. Mety hisy ve hevitra h...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:25
Jeankely
(
28/05/2007 10:34)
Tsy sahala ny hazakazaka mifampitohy ve ny Politika?
Raha ny fijeriko dia sahala ny hazakazaka mifampitohy ny fitondrana sy ny politika ary hifaninanana amin'ny firenena rehetra. Mihazakazaka mafy izay mandray ny baton voalohany ary manolotra indray ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 09:18
Jeankely
(
28/05/2007 04:44)
Mpanohitra, ny vahoaka ary ny Politika lany andro
Ireo zatra ny Politika lany andro dia tsy misy afatsy ny handrombaka fitondrana no ao antsainy. Ny resaka fanasoavana vahoaka dia tsy laharampahamehana ka izay hevitra rehetra hampianjera ny fitondran...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 03:59
Jeankely
(
23/05/2007 06:33)
Fitiavana tanindrazana hafahafa
Raha tafaresaka tamin'olona vahiny aho dia izao no mba fahitany azy ka mba zarako. Ianareo hoy izy tsy lasa alavitra satria "tsy ampy zavatra maro ary tsy nandalo zavatra maro ka ny ady antrano sy ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/05/2007 13:33
Jeankely
(
15/05/2007 10:46)
Fa maninona ny Gasy any andafy no misy donto e?
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 09/01/2008 08:11
Jeankely
(
15/05/2007 05:42)
Malagasy, Karana, Sinoa antanin'olona sy ny Politika
Dia samy hafa mihintsy ny fihetsiky ny olona vahiny antanin'olona. Raha ny fahalalako azy dia tsy ny Malagasy mihintsy akory no maro anisa amin'ny fandehanana, fipetrahana, fanambadiana ary fiasana an...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:17
Jeankely
(
15/05/2007 04:17)
Misy tsy mahafantatra ny dikan'ny Fanalalahana
Ny fanalalahana ara-toe-karena tsy midika hoe samy manao izay sai-patany akory ary tsy misy ilana azy intsony ny Fitondram-panjakana. Ao anatin'ny fanalalahana indrindra no hisian'ny resaka "Normes/St...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2007 10:28
Jeankely
(
15/05/2007 03:25)
PMA: Pays les moins avancés, et Personnes les Moins Avancées
Miala tsiny fa tsa mahay teny Parantsay ka manazava amin'ny tenindrazana. Ny maha-PMA dia tsy misy Malagasy na iray aza manda tsy ao anatin'io fanakilasiana io. Mahatsapa izany izahay ary mitady lalan...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 10:05
Jeankely
(
14/05/2007 02:54)
hay moa izany misy sehatra matahotra fandrosoana
Dia tena gaga sy talanjona aho mahare tenin'olona mipetraka andafy sasany, averiko ihany sasany, fa tsy tokony handeha mafy ary alefa miadana fa hazakazaka be loatra ary tsy araka. Ka raha izao tokoa ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 03:38
Jeankely
(
13/05/2007 05:26)
Ilaina ny mitady 19 ho an'ny Mpianatra
Nandritra ny andro naha-mpianatra ahy miteny dia izay mamaly fanontanian'ny mpampianatra na mazoto miakatra tableau sy manao fanazavana dia mpitady 19 ary tia ho deraina no filaza azy. Ny mampalahelo ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 03:57
Jeankely
(
13/05/2007 05:15)
Tsy PMA intsony ve raha hovaina ny Mpitondra?
Hazakazaky ny mpitondra mifandimby no mahalasa ny firenena. Ka raha ataontsiaka hoe soloiana izao tokoa ireo Mpitondra ireo tena mety hisy ahavita ny firenena tsy ho PMA ao anatin'ny dimy taona tokoa ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 06:03
Jeankely
(
13/05/2007 04:59)
Marina ve fa ny vehivavy Malagasy no maro alaina indrindra
Raha mandehandeha sy mahita firenena samihafa dia samy ahitana olona manambady vahiny avokoa. Ny vehivavy Malagasy dia tena tafita ary lasa lavitra nihoatra ny sasany rehefa manambady Vazaha. Amin'ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 09:41
Jeankely
(
13/05/2007 03:05)
Iza no mahazo tombony @ hoe: "Pays de moramora"
Misy ny mahalafo T-shirt tsara-be sy mahafatifaty misy soratra hoe "Mora Mora". Ao ny mitarika ny "touristes" mba ho any Madagasikara fa "Mora Mora" ny fianana any. Saingy misy kosa ny milaza hoe ireo...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 08:41
Jeankely
(
12/05/2007 06:37)
Ary ahona ity ry Ra-Bazylou?
Nalaina t@: http://www.newswire.ca/en/releases/archive/May2007/08/c6361.html
Success in the new business environment depends on the right business model
MONTREAL, May 8 /CNW Telbec/ - The success...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 03:24
Jeankely
(
12/05/2007 05:12)
Mpitari-bato vilam-bava sa ahoana?
Fa ny olona mipetraka andafy indray ve no tsy mahalala izany "Standard" izany e. Etsy ankilany milaza hoe tsy mivoatra mihintsy io Madagasikara io, avy atsy ambadika indray isaky ny misy "mesures" rai...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 08:01
Jeankely
(
12/05/2007 03:51)
Madagascar Team but not TIM
Izaho araka ny filazako tany aloha dia tsy TIM ary tsy fantany akory. Saingy tarika (TEAM) manohoana ny fampandrosoana an'i Madagasikara kosa aho. Ny famotehana zavatra mijoro amiko tsy tsara satria n...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:36
Jeankely
(
11/05/2007 10:38)
Fiovana sy fandrosoana midika fangirifiriana @ voalohany
Raha ny zavatra fanao mahazatra no tohizana dia tsy misy fandrosoana izany. Ianareo rehetra aty andafy dia samy mahita ny resaka Taxi fotsiny ohatra. Raha asaina manarapenitra ve ny Taxi any Madagasik...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/05/2007 09:27
Jeankely
(
11/05/2007 08:52)
Nitsoaka aiza ny taranaky ny Mapngalatra kely ary eee?
Ary toa vizana i Bazylouzotra ka tsy hita intsony ilay mangalatra kely e. Averina milay amin'inay ny resaka fa rehefa mangaltra leitia dia tsy izy e=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:41
Jeankely
(
11/05/2007 06:45)
Aiza ny Politika Vendrana ry Bazylou Mpams a?
Ialahy aloha ry Bazylou Mpamosavy ity isaky ny mandray ondana hatory dia marary andoha mitady loha-hevitra sy dinika Politika Vendrana. Izao ny dinika Politika simba tsisy mpijery intsony. Vasoka be M...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 02:47
Jeankely
(
11/05/2007 03:29)
Fanadihadihana olona 20 tany Andrigitra sy Ambondrombe
Raha hanao fanadihadihana dia misy lalanany. Dia mihevitra ny sasany ho donto tokoa ny eto ka aseho daholo izao resaka votany izao. "Echantillonage" sahala ny ahoana ary taiza ny olona 20 hilazana fa ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 08:21
