Aiza ny Politika Vendrana ry Bazylou Mpams a?
1. Jeankely
(
11/05/2007 06:45)
Ialahy aloha ry Bazylou Mpamosavy ity isaky ny mandray ondana hatory dia marary andoha mitady loha-hevitra sy dinika Politika Vendrana. Izao ny dinika Politika simba tsisy mpijery intsony. Vasoka be Mpamosavy.Aiza e. Eo akikin'ialahy aho mihomehy foana fa tsy hain'ity Mpamosavy ity=))=))=))=))
répondu par Jeankely le 12/05/2007 02:47
2. nathie86
(
11/05/2007 06:54)
Aza atao adi-mpikamba izy ty Jean an aiza ilay toetra tsara nanananao eh, eo d manaiky akorontan'ny olona eo:roll:
3. Jeankely
(
11/05/2007 07:09)
Misaotra e. Izy mitady aho foana kano=))sady miantso an'i Jeankely foana izy. Izahay tsy hiala fa tianay foana i Madagasikara na ho tapahan'i Bazylou aza ny lohany tsy miova io.
6. Lalah
(
11/05/2007 14:13)
Ty tena efa mivika marina, mitsabo hoa tena efa tena lasa gaigy be mihintsy. Koa raha tsy misy atao hoatran ty ny olona koa ho eto @ forum 24/24. Ny an ny olona fialamboly no idirana eto fa tsy handrangitra olona sy miantsy ady aman olona hoatran ty. Mi-blah blah blah, matotra e, tsy manaratsy olona e! nefa sefony @ fanaratsiana. Tsy mahalala fomba tsy mahalala menatra, mba zanak inona ary itony
8. bonazy
(
11/05/2007 16:11)
aoka ré rey olona é! aza dia ataonareo ho pam's Ra-Bazy,fa eto ange hevitra no ampiadiana é! samy manana ny fiheverany sy fahitany sy fandraisany ny resaka pôlitika ny isam-batan'olona,koa izay ary no mba hitany sy heveriny fa marina sy mety araka izy mamoaka azy ,dia anjaran'izay mamaky no mandray na mitsipaka na mamaky fotsiny,na milaza ny heviny sy izay mety ahatakarany ilay avoakan-dRabazy,tsy fiarovana azy akory ny ahy na fanamaivanana ny hevitrareo,fa aoka mba ho fafaneraserana avo lenta aram-pisainana é fa tsy dia arefarefa amin'ny tany loatra é! mba soson-kevitra ny ahy fa aza ataonareo maha tezitra,!!:-D
9. Jeankely
(
12/05/2007 02:47)
Misaotra tompoko. Mahay atoro izahay Malagasy e. fa ny Vazaha taratasy raha misary adala velesina foana ka=))
