Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely ( 16/04/2008 13:55)
Tsy miala io na HIVONTO ORONA na HARARY SAINA
Na faly na tsy faly tsy miala io. Ny Malagasy no miteny fa tsy izy tenany. Eo io na hifamaky loha aza. :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:05
Jeankely ( 13/04/2008 00:47)
Tsy esorinay io ary tsy mila ny efa lasana.
Zava-baovao raha hanolo fa tsy ny efa natsipy. Akanjo rovitra, simba tsy hafaka hiverenana hanaovana na nisy fahatsiarovana tsara aza. Lazain'ny olona adala raha mitafy izany eran'ny lalana. Mandat ro... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/04/2008 13:51
Jeankely ( 12/04/2008 15:38)
Azo vakiana dia atao petadrindrina ve ny momba ny hafa ?
Sao mba tsy mety kosa ilay afaka manokatra ny momba ny hafa raha ny ataon'ireo manao xxx sasany no jerena. Dia alaina ny momba ny hafa dia izy rehetra iny no apetaka anaty serasera. Tsy ny tompony ve ... tohiny
Jeankely ( 12/04/2008 13:12)
HIHIHI Vaky nandositra dadatoa hoe hahahahaha
Vaky ny saova momba ny amboa Vaky nandosotra i dadatoa. HAHAHAHAHA... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/04/2008 11:25
Jeankely ( 11/04/2008 15:35)
Salopard tia hijery ny havany tsy hikiloty
:-D :-D Ny havany no tian'i Salopard jerevana voalohany miala ny trano. Ataon'ny moly midegany :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 15:22
Jeankely ( 11/04/2008 12:13)
Na be diplaoma na tsisy tonga ao antsaina ve ny tanjona
Io tsy resaka be diplaoma sy fahaizana na tsia fa ny olana dia tsy tonga ao antsain'ny vahoaka ny tianao hatongavana dia tsy maintsy saritaka io. Manaraka ny vahoaka misaina raha toa ka takany ny lala... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:33
Jeankely ( 10/04/2008 07:10)
Ny vahoaka ve manaraka antso antso mankaiza?
Fa naninona no tsy notohizana hatramin'ny farany ny FEDE fa izao vao taitra?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 10:57
Jeankely ( 09/04/2008 17:26)
Politika tsy mivoaka fa mi-nanananas kara loha tapaka
Minanananas fotsiny fa malaza tsy hinananas toy ny vilian-tsahona... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 23:40
Jeankely ( 09/04/2008 14:11)
Efa tsy miklaoty ve Salopard mianakavy ????
Efa tsy mikilaoty ve Salopaka mianakavy isany sa tia hijery ny an'ny namana fotsiny sa hararaoty hararaoty fa tsisy kilaoty :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:35
Jeankely ( 09/04/2008 14:06)
Prezida RAVALOMANANA >>>> tgv
Aza mamitovy ny samihafa. Tsy mba misy azo atao Preizida angaha any @ Faritany sa ho Tana foana @'izay ????... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:46
Jeankely ( 09/04/2008 00:10)
Ny fahakiviana no tena mitondra ny FAHARESENA SY FAHANTRANA
Raha mpianatra dia milofo ary mankarary loha ny mampiditra zavatra maro antsaina, mankarary maso ny mamaky boky sy mikaroka lesona anaty "Internet", mandreraka ny manao fanadinana sns... Rehefa kivy d... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:14
Jeankely ( 07/04/2008 06:33)
Mety koa ve raha Patron daholo ny Malagasy ao Frantsa ?
Raha resaka antendrony no halalinina dia mitombona koa ve ny hoe Patron nafarana avy tany Madagasikara daholo ny Malagasy ao Frantsa ary mibaiko ny Frantsay ? Sahala izay mantsy ilay mandefa vazaha an... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 09:57
Jeankely ( 04/04/2008 08:57)
Fa naninona no nibanaka nofenoiny ny kapoakanao???HIHIHIHIH
Nihirahira tsy mahalala niheritreritra angaha ary naninona no navela nofenoiny ny kapoakanao. Sa kapoaka very sy nihahaka dia nalainy ary nofenoiny zavatra tsy ilaina? :-D :-D :-D Sao mba tia hamen... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:05
Jeankely ( 03/04/2008 02:11)
Ny OLANA: Mpitondra, Mpanatanteraka, Vahoaka tsy iray lalana
Izaho moa dia resaka Madagasikara manolohana ny firenena hafa no jereko fa tsy ny lohan'olona mitondra hoe iza izy na iza izy. Ny zavatra hita sy hiainana dia samy maka ho azy ny Mpitondra, Mpanatante... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 05:40
Jeankely ( 01/04/2008 00:19)
Sitrapo fa tsy avy @'Andriamanitra ny Fahantrana.
Tsy Andriamanitra mihintsy no mahatonga ny FAHANTRANA fa sitrapon'ny olombelona. Asaina miezaka dia milaza ny fisian'ny mandeha hoazy. Ny vahoaka asaina mifidy milaza tsy tia ahalala izay mitranga sy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/04/2008 22:22
Jeankely ( 31/03/2008 10:44)
Diaspora nanana lanjany t@ fandrosoan'i Chine,Madagasikara??
Mba hindramoko kely ilay ataon'i Ra-badboy hoe HOY NY MPANDINIKA :-D :-D :-D . Voasoratra fa nitondra ary anisany nitana toerana lehibe tamin'ny fandrosoana izay azon'i Chine ny Diaspora avy any. Ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:43
Jeankely ( 27/03/2008 11:13)
Tongava rehefa miantso ny mpanao politika ary aza manenina
Matoa manantona ny lalana soritan'ny mpanao politika dia arakao ary mahatoky azy ianao izay. Koa rehefa mitaona izy hoe tairo ny ady SY ROTAKA ka maratra, lasa kilemaina na maty INONA NO HANENENANA? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/03/2008 12:41
Jeankely ( 27/03/2008 04:22)
Raha vaky ny trano, ny avy nangalatra no tompon'entana
Tsy mora ny manenjika ny mpamaky trano ary mety ny aina aza no manefa manenjika ny ratsy. Na marary aza ny fonao very entana dia mifaly sy miliba amin'ny herimponao ny mpangalatra. Ho an'ny mpijery di... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 07:11
Jeankely ( 26/03/2008 00:45)
Ny mpanao politika Malagasy ve tsy mba menatra?
Mandeha ny hoe OLOKENDRY, ao ny hoe OLOMANGA, ao ny NOTSONGONOMBOLO, ao ny mahay sy malaza @ FITARIANA GREVY, ao ny MAHAY MANJERA TETEZANA, manao BARAZY sns... Tsy mba menatra ve mifampikasoka amin'ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 03:20
Jeankely ( 21/03/2008 15:17)
ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?
Toa nisy nalahelo mafy mihintsy ary nilaza hoe tsy tokony resahana ireo nefa toa tsy miala? Ny taranak'Andriana mijoro tsara dia tsara ary tokony mahavita mihoatra nohon'ny sasany satria mandova Rova ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.022