Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Jeankely, milahatra araka ny daty
Jeankely
(
18/03/2008 10:48)
Tsy ny olona vizana mahantra no atao hoe miasa mafy
Ny olona vizana mahantra izay ny hanina anio zahavina anio tsy tafiditra @'ny hoe miasa mafy angamba raha ny fijeriko. Ireo milaza manampahaizana izay baoritra anaty vata ny fahaizany ohatra. Ny injen...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/03/2008 17:41
Jeankely
(
14/03/2008 06:11)
"Success vs Failure": Ny tsirairay fa tsy Fanjakana ihany
Raha tsy tafavoaka ny Fanjakana tafavoaka ve ny maro anisa? Ary raha ny vondron'olona vitsy mpanao politika ihany no mahalala ny eritretiny atao tafavoaka koa ve ny vahoaka? Raha nanampy tosika ny tol...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/03/2008 10:28
Jeankely
(
11/03/2008 03:46)
"Community Participation" ve midika Fanohanana Fanjakana?
Raha mandrisika ny olona handray anjara amin'ny ho aviny; hifidy; hitady ny hevitra mahasoa azy ve midika fanohanana ny Fanjakana. Rehefa tsy manohana ny Fanjakana izany ve midika tsy tia ahalala izay...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/03/2008 10:54
Jeankely
(
07/03/2008 14:49)
Tanisao ny anaran'ny Sociétés Multinationales-nareo(Badboy)
Milaza favy "Badboy et consort" ka mba omeo ny anaran'ny Sociétés Multinationales-nareo any Frantsa any fa mba tianay ho fantatra reherehan'ny any @ Tananana=))=))=)).Sa mahaibe fotsiny?=))=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:10
Jeankely
(
05/03/2008 13:09)
Ny tena mpanipy fako ny saina dia i Fucking Tezitra
Ny President koa moa izany no manala ny fako sady mibaiko ny manampahaizana rehetra? Sao dia mba tsy tokony asiana Praiministra, Ministra, SG, DG, Directeur isankarazany, Maire, President Fokotony sns...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 16:38
Jeankely
(
01/03/2008 09:57)
Ferana hat@ zaza ateraka aza ny an'ny hafa.Koa aza mitaraina
Ho an'ireo mitovy hevitra amin'ny hoe miezaka sy miasa mafy dia hisaorana fa ireo mbola variana milaza ny fahoriana sy ny fahasahiranana dia averiko ihany fa nahita mangidy ny hafa vao nandroso. Hatr@...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/03/2008 03:01
Jeankely
(
24/02/2008 11:36)
Miasa andro aman'alina ny Aziatika.Tsikera mandany andro
Tsy novakiana amin'ny boky na nojerena t@ Internet fa hitako sy hiainako fa miasa andro aman'alina ny Aziatika. Izay variana dia eo ary na kilemaina na antitra mitady hevitra hivelomana mba tsy hianki...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/03/2008 14:50
Jeankely
(
22/02/2008 18:10)
Badboy solofodimbin'ala no ho President atsyhoatsy
Miezaka mafy Boy Bad fa hirotsaka President dadatoa. Ny anay Dada ihany=))=))...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/02/2008 12:19
Jeankely
(
21/02/2008 03:25)
Iza no tena tia hikolokolo ny vahoaka ho MPANARADIA
Fa inona no tena tiana ho tratrarina. Tiana handrodana ny fitondrana haingana ny vahoaka ary tsy ampahalalana azy akory hoe ho aiza na ho aiza sa ahoana? Resahina ny fahasahiranana ka midika ve fa tsi...
tohiny
novalian'i kanota ny 24/02/2008 11:22
Jeankely
(
15/02/2008 07:50)
Miadana, lasa mpanana dahalo sa nofy vaovao rehefa mitolona?
Malaza ho mpampanonofy mitsangana ireo mpitondra ankehitriny. Mahatsapa ny mpiresaka fa mbola sahirana ary vao mainka mijaly nefa mitohy mampanonofy ihany ny mpitondra. Ny fanontaniana koa dia hoe avy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/02/2008 00:54
Jeankely
(
14/02/2008 12:35)
Afo vao avy @ Olona vaovao sa otrikafon'ny diska goaka ?
Aza adino fa afo avy nirehetra ary efa maty no mbola misy Otrika. Ilay avy nirehatra efa tsy ahoan'ny vahoaka Malagasy fa hiomehezany na sahirana aza izy. Afo vao entin'ny Olona madio sady vaovao no m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/02/2008 17:20
Jeankely
(
05/02/2008 09:21)
Manamboatra lalana lazaina tsy ilaina avy eo lazaina Gisitra
Misomokotra ny Mpitondra mitady hevitra hanaovana lalana ary hifandraisan'ny faritra rehetra. Lazaina fa lalana natao andehanan'ny fiaran'ny TIKO nefa ry zareo mampiasa ihany. Fa raha miezaka manatsar...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:56
Jeankely
(
04/02/2008 05:02)
Fa "nationalisme"ahoana no lazainao Ra-badboy sy "zamanoro"?
Mitomany ho vazaha ary rehefa tsy mahay miteny Frantsay dia tsy izy hoy ianareo. Mitokona ao Frantsa ary mitaona ny sasany ho any mba ahita ity hoe fandrosoana. Mifanohitra amin'izay tampoka fa misaka...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 13:07
Jeankely
(
28/01/2008 10:02)
Fitaizana (Culture) politika tsy nahitana vokatsoa hatrizay
Tsy mitaingina soavaly maty. Ho lany ihany ny paiso ankady. Raha maty aho matesa rahavana. Havako raha misy patsa. Mivadika palitao dia miditra any amin'izay Antoko malaza na tsy mifanaraka @'ny foto-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/01/2008 10:15
Jeankely
(
24/01/2008 11:05)
Ho an'i badboy momba ny fanalanjaza raran'ny fiangonana
Satria tia hisonanika hilalao Ra-badboy avy eo ny zazavavy no asainy hanalazaza tsisy bedy. Efa ara-tsiantifika ary hain'ny Malagasy rehetra fa aleo votsorana Ra-badboy sy ny mpampanala zaza rehetra f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 13:57
Jeankely
(
21/01/2008 10:10)
Miandry an'i Badboy,Tezitra, Bazylou sy ny manampahaizana ka
Sahirana ny Malagasy ary na mitady hevitra aza dia ditsoka ka na ny mbola any andakilasy aza efa mahavita manintsy ny mpitondra tsy mahavita zavatra. Tongava dia ampiakaro ny farimpiainan'ny Malagasy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 04:07
Jeankely
(
20/01/2008 02:37)
Hanitsy ny Mpitondra ve no hanoratana ato @ Forum?
Izaho manokana aloha dia tsy manana fahaizana hanitsy mpitondra ary ny fahitako tampoka ny olona manompa Filohampirenena ary mamazivazy ny Firenena Madagasikara sy manesoneso ny mampahantra ny Malagas...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 06:14
Jeankely
(
15/01/2008 09:52)
Zakan-tsiaka tokoa ve raha hakana hevibahoaka ny rehetra?
Malazabe ilay hoe fandraisan'ny vahoaka anjara amin'ny fitantanana ny Firenena. Koa ny resaka RAMEVA sy ny namany ve tokony hanaovana fitsapana hevi-bahoaka fa mety ho tsara raha mahatanty izany sa le...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 05:53
Jeankely
(
12/01/2008 02:39)
Fisainana Afrikanina hono ny hafa no mahatafita azy?
Raha mijery ry zalahy vahiny dia mahatsapa fa miandry ny hafa ny afrikanina ary mihevitra hono ny Afrikanina fa ny vola ampaosin'ny hafa no ahatafita azy. Mitombona ve izany ho an'ny Malagasy? Ny foto...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 01:43
Jeankely
(
11/01/2008 10:41)
Tsy dia mila mirehareha raha vao manomboka
Samy nana ny lazany tamin'izay nampalaza azy avy ireo mpitondra firenena na tompon'andraikitra saingy ny lazany teo loha tsy midika fa mbola nalaza izy rehefa avy niala ny fitondrana. Tao ny ambonibe ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:29
