Famendrofendroana na Fanasohasoana ve no Politika?

1. Jeankely ( 18/12/2007 14:22)
Rehefa very seza dia fendrofendroana ny vahoaka handrodana ny fitondrana sa rehefa mahazo fitondrana dia fanasoasoana sy fampanofisana mitsangana no atao hoe POLITIKa e? Mba resao ny zava-misy ny vahoaka fa izay no mahatonga azy manome lesona @'ny fotoana tsy heritreretinao. Ny zavatra tsy vita tsy zahavinay fa ny fampanofisina ny tsy ho vita mampivadika vahoaka.
novalian'i kanota ny 19/12/2007 15:04
2. penguin ( 18/12/2007 14:59)
Efa maro izay be resaka ampanaovana fampielezan-kevitra izay nefa tsy nahavita izay noresahiny rehefa mahazo seza. Inona moa fa dia mba manome ny sahaza azy koa ny mpifidy. Eo ihany no mba mety voa izy ireo.
3. kanota ( 19/12/2007 15:04)
Tsy misy mahay politika afats'i Bazylou sy Tezitra. Efa hangana toerana fiofanana ireo ary any no mianatra ny tokony ho izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1556