Famendrofendroana na Fanasohasoana ve no Politika?
1. Jeankely (
18/12/2007 14:22)
Rehefa very seza dia fendrofendroana ny vahoaka handrodana ny fitondrana sa rehefa mahazo fitondrana dia fanasoasoana sy fampanofisana mitsangana no atao hoe POLITIKa e? Mba resao ny zava-misy ny vahoaka fa izay no mahatonga azy manome lesona @'ny fotoana tsy heritreretinao. Ny zavatra tsy vita tsy zahavinay fa ny fampanofisina ny tsy ho vita mampivadika vahoaka.
Efa maro izay be resaka ampanaovana fampielezan-kevitra izay nefa tsy nahavita izay noresahiny rehefa mahazo seza. Inona moa fa dia mba manome ny sahaza azy koa ny mpifidy. Eo ihany no mba mety voa izy ireo.