Respect for self, for others and responsibility for all your
1. Jeankely
(
10/05/2007 07:49)
Remember the three R's: Respect for self; Respect for others; and responsibility for all your actions.
Tsy ny fanopana olona no hanehoana ny tsy fankasitrahana fa mahaiza manaja satria na hitondra aza ianao rahefa tsy ho tafavoaka koa raha mitohy ny tsy fifanajana. Tsy voahovanao tampoka eo ny saina simba koa aza simbana amin'ny Politika mampiady ny Malagasy.

novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:24
2. malalatinasoa
(
10/05/2007 09:46)
Jeankely:
Remember the three R's: Respect for self; Respect for others; and responsibility for all your actions.
Tsy ny fanopana olona no hanehoana ny tsy fankasitrahana fa mahaiza manaja satria na hitondra aza ianao rahefa tsy ho tafavoaka koa raha mitohy ny tsy fifanajana. Tsy voahovanao tampoka eo ny saina simba koa aza simbana amin'ny Politika mampiady ny Malagasy.
3R @ inn io razankla? ny ahy zao ny telo r kou de oe right, responsibility and return??
Tsara klou le konseil e :D.
3. simplex
(
10/05/2007 10:17)
3F © label vita gasy:
Feed yourself, F.ck the others, Flee and seek exile for all your actions ;-)
Ho ela velona anie Madagasikara tsy mandohalika :*:*
Feed yourself, F.ck the others, Flee and seek exile for all your actions ;-)
Ho ela velona anie Madagasikara tsy mandohalika :*:*
5. simplex
(
10/05/2007 10:53)
3H © label vita gasy:
Help yourself, Hunt the others, Handle and manipulate the law for all your actions ;-)
Tohizo ny lalantsika :*:*
Help yourself, Hunt the others, Handle and manipulate the law for all your actions ;-)
Tohizo ny lalantsika :*:*
6. Jeankely
(
10/05/2007 11:00)
Our way is not the same Baby eee. Manipulation of the law, only with you.:evil:
7. simplex
(
10/05/2007 11:18)
3D © label vita gasy:
Dumb yourself, Dump the others, Debate by convincing yourself for all "your" actions ;-)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4640b2d55014c , mba mitsiky na tezitra aza :twisted::twisted:

9. simplex
(
10/05/2007 11:35)
3C © label vita gasy:
Control yourself, Convince the others, Careful and be coherent for all your actions ;-)
:D d ampy :P
Control yourself, Convince the others, Careful and be coherent for all your actions ;-)
:D d ampy :P
11. simplex
(
10/05/2007 12:26)
tao anatin'le trano kelly nododom'ilay bitro kelly, tonga izy d nanao hoe: voay voay sao d voatifitry ny balam-baza :roll:
15. Jeankely
(
11/05/2007 02:39)
Aho tsa voatonga fa mba sendra nandalo e. Tsa mahay teny parantsay ka ny teny anglisy motraka no mba hananako dia ampiariko. Tena manaja ny teny Malagasy aho ry namana fa izaho kosa tsy tia modely Parantsay. Ny resaka mikasika Madagasikara sy ny Malagasy ihany no hidirako fa tsy mbola nandray anjara tamin'ny resaka Sarko aho satria amin'ny saina keliko dia tsy mahamaika ahy izany resaka izany na misy fiantraikany ankolaka amin'i Madagasikara aza. Izaho moa dia manaiky resy aho eto ary izaho dia vendrana ka tohizo ry manampahaizana ooo.
17. melody
(
11/05/2007 21:28)
simplex: tsy ratsy kosa ireo C, D, F ireo, ny ahy indray 3M
Mahaiza Mifanaja Marina e!
Mahaiza Mifanaja Marina e!
18. Jeankely
(
12/05/2007 02:54)
Misaotra tompoko o. Manaja anareo manoro ahy aho fa izaho kosa tsy manaja ny olona manitsaka sy mamingavinga Madagasikara-ko e izay misy lohan'olona mihoatra ny 18 Million. Misaotra e. Jereo tsara fa tsy amelany mihintsy aho fa mamorona loha-hevitra mirefarefa foana izy. I respect Madagascar and the Malagasy Population but I never and never respect Bazylou and consort.
19. xxx
(
12/05/2007 19:09)
Jeankely:don't go down to his level ... he provokes and you retaliate and it will go on and on; it's not constructive ... raha izaho ianareo 2 lahy mihaona mihintsy dia mifanazava face 2 face8)