Tandremo fa misy ny Politikan'ny ratsy fanahy
1. Jeankely
(
07/05/2007 04:28)
Tsy mahasoa antsiaka vahoaka na iza na iza mangalatra. Izay manamari-tena hoe mangalatra kely sahala ny ataon'i Bazylou amin'ny fiapangany ny namany dia azy sy ny namany no mifanazava fa isiaka vahoaka amin'ny andro tsy ampoiziny no ampahafantarantsiaka azy ny anjara sahaza ho azy. Aza mifandripaka fa na hiady isiaka tsy ahazo tombony ary tsy afaka andefa ny zanantsika andafy daholo isiaka. Ajao ny kely ananana ary zahavo ny hevitra hampitomboana an'ireo kely mijoro. Raha potika ireo sady tsy manana ianao no mbola tengenan'ireo mihevitra hangalatra mafimafy noho ny teo aloha araka ny teniny. Vakio ny teo aloha ary hitanao fa teniny ireo fa tsy izaho no mamorona. Alao kibokiboin'ny marina ahalalan'ny vahoaka ny sainy ary averimberiny foana fa nangalatra izy fa kely.
novalian'i Jeankely ny 08/05/2007 03:04
4. Jeankely
(
08/05/2007 03:04)
Misaotra anao ihany aloha "Hery" saingy mampisaina ahy koa ilay hoe "BE RESAKA". Lesona ho ahy izany ary hajaiko ianao amin'ny fijerinao.
