Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
khoto ( 16/11/2009 16:40)
mitady hôtely mora fa azo antoka St Denis na Gillot
Salama aby tompoko! Handalo herinandro (tonga 25/11)ao la réunion aho ka mba mitady hôtely mora manodidina ny 20euros /andro tsy lavitry ny aéroport gillot azfd! Hanao réservation aho rampitso... tohiny
pikatti ( 16/11/2009 15:46)
La stratégie de l’échec annoncé.
En négligeant volontairement d’intégrer la répartitions des ministères , les accords ont ouvert un champ de bataille sans foi ni loi où tous les coups sont permis. La transition peine à fran... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/11/2009 22:58
Lejoba ( 16/11/2009 13:44)
endrika01, mitsuki, nikah, fitah sns.
Miarahaba anareo namana indray ô Mety hahafinaritra anareo ny hijery ity. Raha mahazo fitaovana tsara dia tena lafatra ny fivoakan'ilay sangan'asa. http://www.dailymotion.com/video/xa1ni8_barrys-ts... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/12/2009 10:16
ANGILETERA ( 16/11/2009 13:35)
FENO LOTO SY SIMBA NY TANAN'ANGILETERA
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps ny elakelatranon'ny isotry sy and... tohiny
novalian'i terrywui ny 17/11/2009 12:13
hery ( 16/11/2009 08:39)
Ahoana tsara ilay 2012?
Navoaka film mihitsy ily hoe farandro amin'ny 2012. Mafana fo be koa izao ny sekta sasany hoe "Io ary ilay efa nolazaiko". Misy ny mino misy ny tsy mino. Misy petra-kevitra 3 lazain'ny mpiandry fara... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:56
rabaradaka ( 16/11/2009 06:03)
Le izy ve ?
Le izy ve samy PD izy roa lahy fa ny iray efa maty ny iray DJ ? Iza ary izany ??... tohiny
novalian'i andreasr ny 06/01/2010 11:40
rabaradaka ( 16/11/2009 05:46)
Tsy ho tafatsangna ny gouvernement
Niomehezan'ny olona aho ry dadatoa raha nilaza hoe tsy tafatsangana ato ho ato ny gouvernement tamin'ny alakamisy lasa teo, dia niaraha-nahita fa tsy tafatsangana e ! Ny antony dia izao : tena manao l... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2009 22:20
feticon ( 15/11/2009 21:46)
i fetison indray izao no lancena
Fika maivana be hoe i fetison indray no hindrahindrana ho candidat potentiel ho an'ireo mpanao gazety mpanohana an'i tgv ,ny antony dia ny fahatahorana mafy an'i ra8?,aleo lavitra mifampitana an'i fet... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2009 02:23
bazylou ( 15/11/2009 18:12)
novakin'ny tgv sahady ny baolina
, vao reunion voalohany tonga dia novakian'ni lery ny baolina, tsy nahalala akory ry rakotovahiny sy ry fetison hoe annule derniere minute anie le fika be, merci tgv, :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i milamm ny 18/11/2009 18:32
kidoropamba ( 15/11/2009 17:32)
Vitain'ny Fetison matavy le8. hin hin hin hin
Io ange ilay efa nolazaiko foana e. Ry zareo ao @ Tim ihany hoa no hanajedaka an'ity le8 ity. Raha mitady hody ao dago le8 dia ireto TIM ireto ihany no hamely sy hivarotra azy eo. Jereo ary izao fa mb... tohiny
emonate ( 15/11/2009 05:28)
toro hevitra
mba mila toro hevotra ni tenako ra azo atao 7 tona izahay no niaraka . t@ ty tona ity izahay no ni vady tam volana mars de nande nipetraka tany @ rai amandreny izahay ( tsy maha fohy andren hono ... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/11/2009 03:24
feticon ( 14/11/2009 22:10)
efa manomboka sahady ny propagandy
nitsidika tany antsirabe ry fetison ,vahoaka be no nitsena azy,i rajoelina koa mba nitsidika tany brickaville zara raha nisy olona curieux nijery azy,tena hafa ihany ra8 e ,mitohy ny fitsidihana ny fa... tohiny
novalian'i xxx ny 16/11/2009 00:44
noeva ( 14/11/2009 13:36)
antson'ny fo...
vaovao ny tena ka raha toa diso lalàna d aza omena tsiny an... sao d hisy hanakiana b eto ndray oe "fa eto v ny fanovana an'zany eee???!!!!"( ôtrany nahita a oe eto aloha e) Antson'ny fo : "maniry... tohiny
terrywui ( 14/11/2009 12:06)
Juin 2010 à juin 2020 = TGV no mitondra ! mazava be ....
Tsisy resaka intsony e! lany ny rora ! vizana ny tanana fa de io zany no pronostik itan'ny statistik Anosy oe lasan'ny TGV ny fitondrana 5ans X 2 ....!!!... tohiny
novalian'i xxx ny 15/11/2009 21:42
julianna ( 14/11/2009 11:01)
contacts
slt mitady contact amin'ireo mpamokatra, mpilalao sari-mihetsika na théâtre aho, na koa ireo izay liana amin'izany !!! ... tohiny
mmmhh ( 14/11/2009 07:49)
Ny fahafatesana no tambin'ny Ota
Hoy ny baiboly : Ary ny fahafatesana no tambin'ny ota, Inona kay no dikan'izy io, satria raha adikako ara-bakiteny io dia hoe : ny fahafatesana no solon'ny ota Midika ve izany fa reefa maty ny o... tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 10:55
xxx ( 14/11/2009 06:38)
Misy fanontaniana
Misy fanontaniana ity hapetrako, ho an'ny lehilahy na vehivavy manambady / na tsia, Misy olona miasa @ fournisseur-nay, matetika izahay mihaona, na izaho mankany @ buro ndry zareo na izy mankaty amin... tohiny
novalian'i xxx ny 16/11/2009 14:03
sitlo ( 14/11/2009 05:30)
hiram-pivavahana
Misy hira amin'ny fihirana katolika fihiran'ny nenitoanay iny kay sao dia misy manana ny tonony. Tsy afaka am-bavako ilay izy nefa tsy haiko tsara. Misy hoe: O ry Tompo tianay Aza avelanao hizaka... tohiny
LazaDaddy ( 14/11/2009 01:05)
ody "gasy" hoe?
aza manaiky rebirebena amin'ny fiantsoana hoe ody "gasy" ianareo. Tsy ody "gasy" ny anaran'ireny fa "ody sy mosavin'i Satana", ary feno an'ireny na any Afrika na any Etazonia, na any Eraopa na any Azi... tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:29
roxanaha ( 13/11/2009 20:21)
Mangata bavaka tompoko
Miarahaba antsika rehetra, Izaho dia efa nanoratra dinika teto @ forum fa manana olana @ tsy fanana anaka. Natao anefa ny analyse isankarazany dia salama daholo izahay mivady. @ alahady zao aho no... tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 10:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8343