toro hevitra

1. emonate ( 15/11/2009 05:28)
mba mila toro hevotra ni tenako ra azo atao
7 tona izahay no niaraka . t@ ty tona ity izahay no ni vady tam volana mars
de nande nipetraka tany @ rai amandreny izahay ( tsy maha fohy andren hono izy ) nipetraka tany tamatavy vo nivady 3 volana izahay de raikitra ny ady tao an tokatrano de tsy zakako ' lasa lo ni tenako nody taty an tana d nade . tonga ko izy avieo tam volana septambre de taraina izy de nande hiany ah niverina kanjo tsy arak ni eritreretiko no niandri ana tany tsi tia ana tsony ni fianakaviny
ni asako mafy izy tsy manaja izay ten reni ihany no arahiny . niverina aty an tana ah zao niantso azy ah de hoy izy hoe " rehefa tsy verina ani ah de zay zany"
kivi ah manahelo ah tsi tako tsony izay tao . mila toro hevitra . misotra mialo
valio am "allianceizaac@yahoo.fr" na eto hiany tsi manina
novalian'i dadabe ny 18/11/2009 03:24
2. tess ( 15/11/2009 07:52)
tsy hèko alou fa io chiffre 7 taona niarahana na nivadiana io dia milaza ny maro fa mila mitandrina ny couple e! matetika misaraka aby ny oul eo
ça passe ou ça casse hono ka raha tafita dia tafita
sinon samy manana ny olany daholo ny tsirairay ka ianao ihany no mahalala ny tsy nety tao ka ianao ihany no afaka mandresy lahatra ny vadinao sy ny fianakavianao. Raha hitanao fa mbola ho mety ny fiarahana an! sy hoe mbola tia azy ianao fa raha ny mifanohitra amzay dia samia manao ny fiainany.
3. sakaizakely ( 15/11/2009 09:19)
ny havantiana hono tsy iarahamonina
ka raha tokantrano itsofotsofohandrafozana sy ry razaobazaobany dia ifiro avy hatrany, matoa mivonona hanambady dia midika fa efa mahaleo tena tsy mila aterin'i neny any angaboné intsony, raha milaza fa tsy mahafoy dada sy neny le oul de tena mbola tsy tapaka ny tadimpoitrany zany dia avelao aloha izy hisaina ny dikan'izany irery any ary afoizo mandrakizay raha tsy vonona hanapaka ny foitrany.
Tsisy fahoriana tsy ho vanonkolatra, ho sitrana ihany ny ratramponao any aoriana fa aza manahy
Fa raha tokantrano hitondrampahoriana sy hiaretankavana, ialao pà any zany bandy ramoletaka mbola baikondrabofy izany
:�) :�) :�) :�) :�)
4. kotobekibo ( 15/11/2009 12:46)
Raha izany no ihainana aleo milamina klé !
Aleo irery toy izay ratsy namana e! :D
5. dadabe ( 18/11/2009 03:24)
marina hava tiana tsy iaraha monina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2591