Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba ( 12/11/2009 09:10)
Avereno @ izay le8 fa tsy misy adversera izahay @ fifidianan
Nanaiky le8 fa tena "tsy filoha" mihitsy izy izao. Bien! Nanaiky lery fa Andry Rajoelina ihany izay nanongana azy ary nandaka voude azy no mitondra ny baolina ery @ "attaquant" ery. Bien! Ho avy i... tohiny
novalian'i xxx ny 12/11/2009 18:16
feticon ( 11/11/2009 21:43)
sondage
misy orinasa mpanao sondage local( sofres,ipsos...) kosa eto tana nefa toa tsy heno mihitsy ,mino aho nefa fa nisy izany ary tsy vao ela akory no nahenoiko fa nisy sondage nampanaoviny GIC teo tana ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/11/2009 22:17
rakaroka ( 11/11/2009 19:55)
Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
[url]http://www.youtube.com/watch?v=N4WXwTIbmno[/url] Ahoana ny hevitrao?...... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 22:56
lemenakely ( 11/11/2009 18:45)
ianareo ve leiretsy tsy leony ahhh!
wa wa wa epuis mois de janvier , efa ho tapitra ity ny taona 2009 , mbola wa wa wa! :idea: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/11/2009 23:38
remahity ( 11/11/2009 14:11)
Co-President veut dire ny vady ihany no tsy iraisana
D'abord à vous les petits cons qui ne connaissent rien, ecouter parce que je ne veux plus le repeter 2 fois, Co-President veut dire tous les 3 sont president, à pouvoir égal; la differenc... tohiny
novalian'i fijo ny 12/11/2009 22:15
Djhamhal ( 11/11/2009 13:19)
adin'ny mpivady !!
firy andro sa firy ora no tokony ho faharetan'ny adin'ny mpivady ? zany hoe aorian'ilay fifamaliana iny dia samy milonjolonjo sy tsy misy mifampiteny aloha ! nefa iray trano sy iray fandriana ihany av... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/12/2009 23:56
xxx ( 11/11/2009 13:04)
mila vonjy
sao misy malala kay ratoa fizarana ssp vita sonia tany a mairie ka tiana ho foanana,misaotra fa tena grave ka vonjeo*e... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:43
Lejoba ( 11/11/2009 11:55)
aleoko ihany Les Adeline
ho an'ny mpankafy les adeline hatr@ vol. 9 http://www.dailymotion.com/video/xa1o79_barrys-mba-miverena_music barry's, Mamy Andria, Rina ary Tojo miara-mihira "Mba miverena" ... tohiny
novalian'i hana ny 13/11/2009 07:58
zakilinina ( 11/11/2009 11:15)
NY TENA FILOHA
Araka ny hevitro, ary eken'ny rehetra, dia Fetison sy Rakotovahiny no co-président de Conseil de Présidence. I Andry dia Président fotsiny ihany, izany hoe mpikambana ao amin'io Conseil io. Dini... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/11/2009 16:17
ktsif ( 11/11/2009 08:54)
HOY I JEYO HOE:
Isaky ny vita ny prime dia hoy i jeyo hoe: Tiako ihany aloha ilay izy fa ohatran'ny taitra tampoka aho de somary nisy nivalana kely (sady mihoatra loha kely) Alefaso indray ary e... tohiny
novalian'i ktsif ny 12/11/2009 14:18
vatofototra ( 11/11/2009 08:38)
REGARDER Journal version française 10 nov 09
REGARDER Journal version française 10 nov 09 - Présentation lettre de créance de l'Ambassadeur de France - Réaction Ambassadeur d'Allemagne sur l'Accord d'Addis-Abeba - Interview Monja Roin... tohiny
novalian'i diloo ny 12/11/2009 02:42
xxx ( 11/11/2009 06:25)
mila idées
Misy sipa izay. Tsy manintona mihitsy izy physiquement. Pas charmante koa. Tsy mbola nanao sipa izy na efa feno 22 ans aza. Nefa izy fantatro fa mangididy be. Dia te hiaraka amiko hono izy sady fiarah... tohiny
novalian'i maryline ny 16/12/2009 12:39
xxx ( 11/11/2009 05:38)
mandeha rà refa....
inona no mahatonga le mivoka (mikaka) de marary le mamoaka azy na tsy mafy be ary le kka? Sady mande rà , za anefa efa miezaka ny mihinana fruit sy misotro rano b . De mataotra fona za refa mikapa ... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/11/2009 20:50
jarifa ( 11/11/2009 05:26)
FIALANA @ TOAKA sy SIGARA
Manahoana daholo iananareo Marina fa tena ratsy ny Toaka sy sigara nefa ho an'izay efa tafiditra dia sarotra aminy ny miala @ azy io. toro hevitra ny ahy fa mba andramo Raha manana Mandehana mivoa... tohiny
sitlo ( 11/11/2009 05:20)
Davida
Nijery ny tantaran'i Davida aho fa kay ve izy ity ka mpamono olona be eh. Kay na ankizy aza natsatony tamin'ny hazo fijaliana. Soa ihany ny taranany fa niteny hoe taloha izany. Fa izay mandresy am ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/11/2009 02:42
a256011 ( 11/11/2009 01:43)
HO FAMPATSIAHIVANA
Nahoana moa no nolavina ny fitondran’ny HAT teo aloha ? Satria hono : FANONGANAM-PANJAKANA. Fa nahoana kosa ary no nekena ilay olona nolazaina fa nanongam-panjakana ANKEHITRINY ? Satria …... tohiny
pikatti ( 10/11/2009 22:28)
TV5 monde
miresaka MADA @ zao alefaso eto ry zalahy ny radem a misaotra e... tohiny
novalian'i fijo ny 12/11/2009 22:21
fijo ( 10/11/2009 20:23)
hay ve???
Interpellés. Didier Ratsiraka a tancé Norbert Lala Ratsirahonana et Alain Ramaroson qu'il a croisés dans le hall du centre de conférence de l'UA. Il leur a reproché de l'attaque de Radio Viva don... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2009 21:53
Tirah ( 10/11/2009 19:15)
Manandafy praiministra lefitra!
Manandafy Rakotonirina hoe no atolotry ny fironana Ravalomanana ho praiministra! dia mety tsara kokoa raha Ra Charles lay nisambotra azy iny no atolotra ho minisitry ny fiarovana !hihihihihiih Mana... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2009 21:54
Mirananirina ( 10/11/2009 19:10)
diego
Lasa ny saiko mandinika ity anara-tanàna . Madagascar=Madagasikara mety tsara tananarive=Antananarivo,mbola mety Tuléar=Toliara mety tsara koa. Fianarantsoa= izay ihany ve sa misy fiantsona hafa... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/11/2009 01:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0245