NY TENA FILOHA

1. zakilinina ( 11/11/2009 11:15)
Araka ny hevitro, ary eken'ny rehetra, dia Fetison sy Rakotovahiny no co-président de Conseil de Présidence. I Andry dia Président fotsiny ihany, izany hoe mpikambana ao amin'io Conseil io.

Diniho tsara anie fa Ratsiraka no filohan'ny Conseil Supréme de Révolution (C.S.R.), ary nisy ireo mambra tao. Ratsiraka moa dia efa mambra rahateo.
novalian'i dadabe ny 11/11/2009 16:17
2. dadabe ( 11/11/2009 16:17)
d miaraka mirevy kou zany zareo kleuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1731