TV5 monde
5. xxx
(
11/11/2009 04:39)
Nisy nilaza an'io émission io ihany koa tamiko fa tsy tratrako ,lazian-dry zareo fa t@ 23h35 sur TV5 monde mitondra ny lohateny hoe Géopolitis ilay izy io
7. pikatti
(
11/11/2009 07:09)
http://www.arte.tv/fr/ARTE-Reportage/2925824,CmC=2925820.html
le t@ sabotsy teo ihany izy ty ,
fa ty farany ty koa mantsy tsy hitanay fa tary no niantso

10. xxx
(
11/11/2009 11:45)
Aleo lavitra nampiana t@ fitsaboana ireto ankizy ireto toy izay ampiasaina @ io tany be midadasika io :oops:
Naninona moa raha nomena tracteur e!!!
Naninona moa raha nomena tracteur e!!!
11. maryline
(
11/11/2009 14:35)
pikatti:
no comment
:( :( Dia ireo ankizy kely mitondra angady ireo ve ny hiasa ireo tany ireo ???
12. xxx
(
11/11/2009 14:57)
Raha mba fantatrareo mantsy fa ireo ankizy ireo mamaky vato @ tanàna tsy misy fiarovana aïe aïe aïe,misy fotoana tontolon'ny andro ry zareo no manao an'izany !!!fa izany hono nô fitaizana ny ankizy rehefa tsy mianatra ,izy ireo ihany hoy izy no manamboatrany tranony,miaraka @ ireo tsy an'asa kosa angamba, fa izay no lazain'i Père Pedro :oops:
13. fijo
(
11/11/2009 21:49)
de voa izany raviolety,nefa efa jamba ka tsy mety mahatsapa hoe iza no nanitsoka azy amin'io fahavoazany io,izay le tena ratsy .
14. diloo
(
11/11/2009 22:18)
Ny Sata miaro ny zo ny ankizy eran-tany dia manambara fa tsy azo atao ny mampiasa ankizy tsy ampy taona(ONU)
Ny entana avy any Chine sy ny Inde ohatra, raha tratra ny mpanao enquétes, fa ankizy no nampiasaina, dia tsy tafiditra any europa ohatra.
Ary maninona ry Père Pédro, tsy ny ray-aman-dren'ireo ankizy no nasaina namboly.Dia ny vokatra hamidy. Ny vola azo ohatra hanakaramaina mpampianatra ho an'ireo ankizy ireo.
Oatran'ny, sanatria, esclaves ny Père Pédro ilay sary etsy ambony.Ary raha mijery ny hendrika ireo ankizy aho, dia ils ne sont pas du tout heureux mais contraints et forcés.L'image est quand méme dure, malgré le symbole de sagesse de la barbe blanche de Père Pédro.Vraiment dommage. :cry:

15. pikatti
(
11/11/2009 23:10)
Slt mary ,Diloo,fijo
Akamasoa possède six dispensaires :
-
Au centre de Safata, dans la brousse de la commune d’Alakamisy Ambohimaha, région de Fianarantsoa, regroupe une maternité, un dispensaire, un petit hôpital.
-
Slt mary ,Diloo,fijo
Au centre Ampitafa, dans la brousse de la commune de Ranomena, région de Vangaindrano, sud est de Madagascar, regroupe une maternité, un dispensaire et un petit hôpital.
-
Au centre de Akamasoa Manantenasoa, regroupe une maternité, un dispensaire, un petit hôpital, un laboratoire de sérologie et de tuberculose, une salle d’échographie et une dentisterie.
-
Au centre de Andralanitra, un dispensaire.
-
Au centre de Mahatsara, un dispensaire.
-
Au centre de Antolojanahary, un dispensaire.
Le personnel médical au sein de l’association dénombre 69 personnes, et continue à oeuvrer au service de santé de base.
Grâce à ces centres de santé de bases d’Akamasoa, plusieurs milliers de personnes sont sauvées. Les personnes aux alentours des villages d’Akamasoa sont aussi bénéficiaires de ces centres de santé.
Tsy mila natao nahoraka na nitadiavana kil ny fanampiana teo @ lafiny fahasalamana nataon-R8 t@ zany fotoana izany
raha déficitaire de 117 000€ ary io système io zao de naninona tsy io vola io no nanaovana fanampiana avy tany @ tgv:?:
Resaka efa lasa iny aloha fa izay ny fomba fijeriko an'ilay "film" tao io
Efa nahiya reportage mikasika an'io lesy zah Diloo fa tena tafiditra tao le Akamasoa io
:oops: :oops:

16. fijo
(
12/11/2009 22:21)
na izany aza mba nanao ihany kosa le pedro e,saingy misy tsininy kely ihany aloha ny olona rehetra,fa ny tsy voako,dia ity izy mitsabaka aminn'y raharah apolitikan'ny gasy.io no hanimba azy