adin'ny mpivady !!

1. Djhamhal ( 11/11/2009 13:19)
firy andro sa firy ora no tokony ho faharetan'ny adin'ny mpivady ? zany hoe aorian'ilay fifamaliana iny dia samy milonjolonjo sy tsy misy mifampiteny aloha ! nefa iray trano sy iray fandriana ihany avy eo !
novalian'i dailynews ny 27/12/2009 23:56
2. tess ( 11/11/2009 13:32)
zà alou raha tena tezitra be iny mahvita une semaine tsy miteny raha samy tsy hiteny fa kosa c pas le cas satria ny ankilany manao premier pas foana fa tsy tia anlay tsy mifampiteny raha misy dia 1 andro .... :-P
3. ni81 ( 11/11/2009 13:39)
Tena mahakamo mihitsy kosa ilay elabe tsy mifampiteny iny ry tess ka! Aleo adiny 2 ihany raha mety e :-P :)
4. ikaretsaka ( 11/11/2009 16:34)
io kivadivadinareo io ee 8)
5. jarifa ( 12/11/2009 04:45)
Tokony tsy aharitra indray andro kosa e!
ny an'ny mpivady anie hono iny @ alina alohan'ny atory iny no tena fifampiresahana e! rehefa avy miady dia tokony hifandinika refa alohany atory dia mifamela de mba mifona izay mahatsapa-tena fa diso. Raha amiko aloha dia izay e!
6. arialy ( 17/11/2009 08:13)
mitezera fa aza manota ony é :D :D
za alo mbola tsy niady mijann plus de 2h zany kosa e, mora mimeme na de maita le tarehi ny le ray tezitra aza de efa mapmé ana
7. fahamarinana ( 17/11/2009 12:03)
Djhamhal:

firy andro sa firy ora no tokony ho faharetan'ny adin'ny mpivady ? zany hoe aorian'ilay fifamaliana iny dia samy milonjolonjo sy tsy misy mifampiteny aloha ! nefa iray trano sy iray fandriana ihany avy eo !

:arrow: Djha : raha ny ahy aloha dia araka ilay zavatra mahatezitra ahy sy ny tsy fahazakako azy ,na vady na namana na inona io !Mety aharitra andro vitsivitsy rahatoa ka tsy mazava sy tsy milamina .Tsy efako ilay miresaka nefa anatiko ao mbola mangotraka !He he fo-n'akà sarotra ampangatsiahina kouh !Fa za zay an !Hevitro iny ! :D (l)
8. kelly13 ( 17/11/2009 21:51)
nenà tsisy adiny 2 satria tsy mahataty doly
9. Ratoa ( 18/11/2009 20:45)
Izaho indray tsy manao izany tsy miteny izany; Rehefa tezitra aho dia tezitra. Rehefa normal dia normal. Dia azavaiko tsara ny mahatezitra na nandiso fanantenana ahy dia raha izy indray dia henoiko tsara. Dia izay ny ahy dia vita. Miresaka ohatra ny isan'andro indray aho. Rehefa mahita ahy tsy manao lolompo dia iny fa miresaka indray. Izaho indray tsy mihaotra ny 10mn ny amin'izany.
10. arialy ( 19/11/2009 08:26)
tena misy fahamarinany io tenin'i fahamarinana io satri araka ny zavatra mapiady iany, resaka mpifankatia sy mpivady no resahina an!!
raha ady ts de misy fiantraikany am fitiavana no lazaiko oe tsy maharitra 2 ora .
fa raha resaka hafa mety ho tonga am ny ady mandrakizay, ohatra oe fampirafesana sns....
ozy ilay prof malagasinay taloha zay, refa tay de tay tsy misy oe tainakoho na tainalika sns.. ( azfd am le ohatra) :lol: :lol:
11. fahamarinana ( 19/11/2009 09:05)
:arrow: Arialy : hihi !eka ozy ! Samy masiso aby o! Fa mba te ho ohatrany hafa fa tsy toetra ka atao akory ! Sady mbola ampiako ilay lolo-po !hummm !grave !:) (l)
12. manatiana00 ( 22/11/2009 19:39)
ohatra ny tsotsa ny moramora izany ange ny filazanareo azy ity izany ry zareo.
:-o ny anah manko de bota mahitsiny ny andoha fa (angamba kosa mbola tanora ka tsy ampy fahazarana fa ady efa tamin'ny efatra taona ange miverina indray rehefa misy mitovitovy izay ary tena tady hampanao ny tsy fanao.
tena mazef :-o tra io ady mpivady io raha tena misy manana traikefa aloha de mba ilaina marina fa tsy voafehy io, ny voalaza rehetra ery ambony manko dia misy idealy ary misy marina fa sarotra hoy aho ary misy mitovy hevitra amiko ihany na tsy milaza ny ny heviny aza. :^)
13. tess ( 22/11/2009 20:42)
ni81:

Tena mahakamo mihitsy kosa ilay elabe tsy mifampiteny iny ry tess ka! Aleo adiny 2 ihany raha mety e :-P :)

tsy tadidiko akory ny nametrahako hevitra tato aky

:-D
ka zà ndray ndray fo lentikq be fa efa miezaka ny hiova dia hitako efa mba m iova be mitsy eo am 90°/° ngamba ary mi merite tehaka be mitsy sy bizou be :-D
14. tess ( 22/11/2009 20:44)
jarifa:

Tokony tsy aharitra indray andro kosa e!
ny an'ny mpivady anie hono iny @ alina alohan'ny atory iny no tena fifampiresahana e! rehefa avy miady dia tokony hifandinika refa alohany atory dia mifamela de mba mifona izay mahatsapa-tena fa diso. Raha amiko aloha dia izay e!

ntsooooooo!!!!
ilay fahatsapàn diso ndraindray tsy eo noho eo ary mety tsy mahatsapa ny tenany diso akory aza ny sasany raha tsy misy mipoka eo hihihih


15. ni81 ( 22/11/2009 20:58)
ka zà ndray ndray fo lentikq be fa efa miezaka ny hiova dia hitako efa mba m iova be mitsy eo am 90°/° ngamba ary mi merite tehaka be mitsy sy bizou be
indro ary e =D> =D> =D> =D> :-* :-* :-* =))
16. tess ( 22/11/2009 21:58)
:-D :-D :-D :-D msotsééééé :lol: :-* :-* :wink:
17. Mirananirina ( 24/11/2009 14:16)
Aiza kosa moa dia hoe firy andro e?hihihi fa misy mpivady hitako izay fa anatiny 1 taona ,1 volana izy ireo no miresaka,,tsy mifampiteny mihitsy ,nefa tsy mifamaly koa.
Ny ahy aloha tsy maharitra 1 andro,tsy maintsy manambitamby foana lery.
18. voaramanitra ( 08/12/2009 12:17)
Zaho kosa aloha, rehefa tsy hifampiteny amiko dia avelao samy eo!!!
Zaho tsy mora tezitra fa aza atao fotsiny ny ampahatezitra ahy! lol! :wink:
19. dailynews ( 27/12/2009 23:56)
aza atao tratry ny masoandro milentika e. mamparary ilay elabe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903