Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vitamatavy
(
10/11/2009 18:02)
dia aza mba mpamadika ihany
i alain andriamiseza,syllah,rajemison sy ireo deputes tim nivadika dia tsy hita place intsony atsy ho atsy,ho lasa en chomage tsy fidiny ,mafy ihany rehefa tendakanina loatra e ,izao vita matavy nefa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 22:05
a256011
(
10/11/2009 16:41)
NY FANONGANAM-PANJAKANA NO NANDRESY
Hiadana amin’izay izany isika izao satria :
Efa resy tanteraka iny RAVALO.
Efa maty daholo ny ORINASA izay niseho nilay t@ fitondran-dra8.
Tsy an’asa daholo ny mpomba an-dRa8
Omby @ izay iza...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 18:58
diloo
(
10/11/2009 14:27)
Tsy misy resy, tsy misy mpandresy ny mouvances 4
Izao ry zareo an, match nul ny mikasika ireo mpanao politika ireo. Aleo ry zareo hanatanteraka izay nifanarahana tany Addis Abeba.
Reraka fotsiny eo izay te ho very fotoana hanao kilalaon-jaza miandr...
tohiny
novalian'i diloo ny 12/11/2009 02:16
vatofototra
(
10/11/2009 13:12)
REGARDER Edition spéciale Addis-Abeba 09 nov09
REGARDER Edition spéciale Addis-Abeba 09 nov09
-Reportage - Analyse - Réactions diverses Négociation d'Addis-Abeba du 03 au 06 novembre 2009 PARTIE 1 ET 2
- Voir également journal en version...
tohiny
loharanoniaina
(
10/11/2009 12:58)
?????
Un type se balade un énorme chien jaune.Il croise un copain:
-il est moche ton chien,il est tout pelé!où l'as tu trouvé?
- c'est un copain qui me l'a donné.
- il a l'air costaud,tu cro...
tohiny
novalian'i hana ny 13/11/2009 12:46
kwit
(
10/11/2009 12:40)
vaky ny lohako
ahona kay ny fakana hira audio na clip video ao anty ordi (internet) de afindra amin'ny phone ?
Sao misy mahay azafady (raha telechargena de otrini aona ?) ...
tohiny
novalian'i Makouto ny 26/12/2009 06:54
bazylou
(
10/11/2009 11:11)
ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana
etsy sy eroa e, efa io na nahafaty azy dia mbola misiska ao ihany ry zareo, beeeuuurrrkkk::,,
ny fandrosoana dia ny fitoviana amin'ny vazaha na amin'ny lafiny inona io na amin'ny lafiny inona, na fij...
tohiny
novalian'i dadabe ny 11/11/2009 16:33
kwit
(
10/11/2009 11:11)
vaky ny lohako
ahona kay ny fakana hira audio na clip video ao anty ordi (internet) de afindra amin'ny phone ?
Sao misy mahay azafady (raha telechargena de otrini aona ?)...
tohiny
novalian'i arialy ny 04/12/2009 08:53
vatofototra
(
10/11/2009 07:46)
REGARDER Journal version française-Arrivée Délégation 09 nov
REGARDER Journal version française-Arrivée Délégation 09 nov09
- Arrivée de la délégation à Ivato
- Intervention Co-Président Fetison Rakoto Andrianirina
- Intervention de Zafy Albert
...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 10/11/2009 20:39
tsimatimanota
(
10/11/2009 06:24)
ARAHABAINA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA AFAKA
AFAKA NY FAHIRANO NY KRIZY
MIASA
MIASA TSARA
MIASA MAFY
AMEN...
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/11/2009 10:55
xxx
(
10/11/2009 06:23)
tsy t ho bevoka
hono oa ry reto, ny manao 17ème jour v mahabevoaka, ra nijery t@ net za d oe 24h ny duré de vie ny ovule zany oe mety tsis risque v???
efa une semaine zany za zao no nanao d matahotra za sendra mba...
tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:17
anhyams
(
10/11/2009 06:02)
Mila hevitra
Manahona nareo?!!!!!
za ry r'reto mba toroy hevitra fa tiko hihena ny kiboko a!!!! vao avy niteraka za de efa nanao gaine fona fa tsy misy fihovana mitsy, nefa manimba be ny vatako lay be kibo. Miand...
tohiny
novalian'i booboo ny 02/12/2009 19:25
hery
(
10/11/2009 04:41)
Ny fitaizana taloha
Asa ianareo raha mba toa ahy fa misy fotoana aho mahita ny zavatra iainan'ny ankizy sy tanora amin'izao fotoana izao, indrindra ireo maditra sy ilay migafigafy irony kanefa tsy azo kitihina mihitsy. D...
tohiny
novalian'i ni81 ny 15/11/2009 18:28
majesty
(
10/11/2009 04:20)
Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
t@ herinandro lasa teo, nisy mpiray tanàna narary mafy,nolazain'ny fianakaviany fa mosavy no nahazo azy,nivonto ny tenany iray manontolo, ary tsy afaka mihetsika ny ratsam-batany no sady maheno fangi...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:32
feticon
(
10/11/2009 03:43)
fandresena miezinezina
ho avy ny fitsidihana regional ataon'i co president fetison sy ny ekipany,eto no ahafanatrana hoe iza marina no tena tian'ny vahoaka,amin'ireo deplacement ataony izay midika ho propagandy ny ravaloman...
tohiny
novalian'i feticon ny 10/11/2009 17:00
Makouto
(
09/11/2009 23:20)
ireo harena voajanahary
inona no azo atao hanatsaràna ny fanaraha maso ireo harena voajanahary zay toa lasa gaboraraka?...
tohiny
novalian'i hery ny 10/11/2009 12:39
Tirah
(
09/11/2009 19:17)
Fangatahana!
Azafady indrindra oh, raha misy manana ny site ny tv any madagasikara reny, ( Tv plus na tv mada, sns )dia mba omeo kely aho fa te hanaraka misimisy kokoa ny zava misy any. Misaotra mialoha antsika oh...
tohiny
novalian'i Tirah ny 09/11/2009 21:03
xxx
(
09/11/2009 16:12)
Manandafy, roindefo, Andriamasomanana,
Manandafy, roindefo, Andriamasomanana,
ireo no tena mahery fo,
Tsy misy manainky eto, fa tsy maintsy MAPUTO 3 , na ADDIS-ABBeba 2 va poinsa io...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 16:27
kidoropamba
(
09/11/2009 16:00)
Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
Miorakoraka ny ekipa GTT fa "mila mitohy ny tolona". hin hin hin hin
Rariny mihitsy io satria efa nozarina amin'ny vola baorina ny ekipa ka dia efa tsy mazoto mitady asa mihitsy.
Mamely mafy mants...
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/11/2009 17:08
bazylou
(
09/11/2009 13:07)
tadidio le 20 oct 2010
fa any le fifidianana, janv 2011 vo hisolony tgv, dia samia mitehaka daholo e,
mandritra izany fotoana izany dia mandeha ihanyny saosy , :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/11/2009 15:59
