ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana

1. bazylou ( 10/11/2009 11:11)
etsy sy eroa e, efa io na nahafaty azy dia mbola misiska ao ihany ry zareo, beeeuuurrrkkk::,,
ny fandrosoana dia ny fitoviana amin'ny vazaha na amin'ny lafiny inona io na amin'ny lafiny inona, na fijery , na fiteny, na ara bola, na fiakanjo , na fisainana, .............. :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
novalian'i dadabe ny 11/11/2009 16:33
2. dadabe ( 10/11/2009 16:51)
leuleu :roll:
3. bazylou ( 11/11/2009 15:46)
any izany le aza, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. dadabe ( 11/11/2009 16:33)
ny gasy sasany less sahala @ basin' ariary fito a, tsy tin'i mpanana moa tsy takatry ny mahatra..fa isika gasy mahay sady mahay mitsikaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1288