tsy t ho bevoka

1. xxx ( 10/11/2009 06:23)
hono oa ry reto, ny manao 17ème jour v mahabevoaka, ra nijery t@ net za d oe 24h ny duré de vie ny ovule zany oe mety tsis risque v???
efa une semaine zany za zao no nanao d matahotra za sendra mba bikina eo, d in no tokony ho ataoko ra ohatra ka tsy t ho bikina????
mba toroy hevitra, sady matahotra ihany za, mba niresaka t@ le kofa za fa tô ts nasiany sira miintsy.
Mba ampio re eh, mba ampio mo eh??????
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:17
2. kwit ( 10/11/2009 06:52)
Mampesà kapoty retsy ah !
3. nathie86 ( 10/11/2009 07:01)
ka efa vita anie le acte eh :(
4. nathie86 ( 10/11/2009 07:02)
ndana makany @ dokotera eh, d anontanio, fa nga tsy mety le pillule du lendemain reny????? manontania doc akia an :)
5. mmmhh ( 10/11/2009 11:57)
RAha mbola tsy ampy 72 h izay ny nanovan-dry rapport de mandehana any @ pharmacie manontany pillule du lendemain, de iny no ho hanina arakarak'izay consigne ao, fa raha mihoatra de............... mandehana dokotera e,

Dia mampiasa kapaoty @ sisa fa aza miantehitra @ io kaontikaonty andro io, fa sao de mijabaka eo,
Na koa araka ny voalazako etsy ambony dia mampiasa pillule du lendemain aorian'ilay rapport rah tsy dia azo antoka loatra ilay daty nanaovana RS.

Mahereza e, :wink:
6. kwit ( 10/11/2009 12:44)
misy karazany mitsy eto am ty forum ty ka,
ao ny te hiteraka fa tsy mety mahazo zaza mitsy , ao ny tsy te ho bevoka ,sns....
En fète zany mahay zavatra Atra eh !mifamaofao ao ny mamy sy mangidy
7. sitlo ( 10/11/2009 17:21)
kwit> hihihi
8. Papoose ( 10/11/2009 20:01)
xxx. mivavaha :D
9. Mifenty ( 23/11/2009 16:12)
d tsy bevoka veu ra mivavaiak ry papoose , mdr

>> am sisa le lavaka hafa apesaina d tsis blem e
10. xxx ( 28/11/2009 13:27)
[quote=xxx]
hono oa ry reto, ny manao 17ème jour v mahabevoaka, ra nijery t@ net za d oe 24h ny duré de vie ny ovule zany oe mety tsis risque v???
efa une semaine zany za zao no nanao d matahotra za sendra mba bikina eo, d in no tokony ho ataoko ra ohatra ka tsy t ho bikina????
mba toroy hevitra, sady matahotra ihany za, mba niresaka t@ le kofa za fa tô ts nasiany sira miintsy.
Mba ampio re eh, mba ampio mo eh??????

[/quote=venansa]
tsy be vohoka zany enao raha tsy efa manambady, e.
Aza ve oa, ny mariazy aza tsy vita ka oe mety ho bevohoka ve sa tsia.
Dia raha mbola te hitaintaina dia tongava aty amin'ny venansa afaka 45è jour e, Dia raha sanatria bikina dia zao : mety matahotra be enao rehefa manao RS dia menatra koa le ovule hivoaka rehefa amin'ny andron'ny règle-nao.
Fa aza menatra zany nonoy ny azy, dia atelomy amin'ny vava ny spermany. Dia ongoty amin'ny pince épilé ny volon-javatrao
Mandra-pihaona akia

11. kotobekibo ( 28/11/2009 13:45)
mba hafakely koa ity famalin'i xxx9 ity an! :-D :-D :-D
12. maryline ( 28/11/2009 13:50)
xxx:

[quote=xxx]
hono oa ry reto, ny manao 17ème jour v mahabevoaka, ra nijery t@ net za d oe 24h ny duré de vie ny ovule zany oe mety tsis risque v???
efa une semaine zany za zao no nanao d matahotra za sendra mba bikina eo, d in no tokony ho ataoko ra ohatra ka tsy t ho bikina????
mba toroy hevitra, sady matahotra ihany za, mba niresaka t@ le kofa za fa tô ts nasiany sira miintsy.
Mba ampio re eh, mba ampio mo eh??????

[/quote=venansa]
tsy be vohoka zany enao raha tsy efa manambady, e.
Aza ve oa, ny mariazy aza tsy vita ka oe mety ho bevohoka ve sa tsia.
Dia raha mbola te hitaintaina dia tongava aty amin'ny venansa afaka 45è jour e, Dia raha sanatria bikina dia zao : mety matahotra be enao rehefa manao RS dia menatra koa le ovule hivoaka rehefa amin'ny andron'ny règle-nao.
Fa aza menatra zany nonoy ny azy, dia atelomy amin'ny vava ny spermany. Dia ongoty amin'ny pince épilé ny volon-javatrao
Mandra-pihaona akia





Hoy i Marie renin'i jesoa zazakely rehefa niseho taminy ny anjely gabriela
Izaho angeh tompoko tsy manambady ka ny hoe " bevoka sahady"
13. 3188 ( 04/01/2010 16:19)
mihirahira ty faly ery ka nohon ny hamoaka vcd vao ...tay oi
14. mbyin ( 06/01/2010 17:07)
salut lou e!
[i]tsy t ho bevoka ve enao hihihi afatra av aty @ mistera mbyin de manaova ampilaminana faza mieritreritra ho bikina zany de tsy ho bikina ndry kozy a de mazoto minono ny azy de @zay mitsetsitra le fandehany na le spz de mazto minana clarinnette zay a
15. Jeanl ( 17/01/2010 19:28)
F'inona kay ti ataonao e! Mitady hozatra ve akia de miferitr'aina amzany eo .Aleo retsy hipetraka rà bikina fa mamono olo zegny.Korazy!!! 8O
16. MitovyB ( 02/06/2011 20:17)
Ie tena mabevoaka zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1317