vaky ny lohako

1. kwit ( 10/11/2009 11:11)
ahona kay ny fakana hira audio na clip video ao anty ordi (internet) de afindra amin'ny phone ?
Sao misy mahay azafady (raha telechargena de otrini aona ?)
novalian'i arialy ny 04/12/2009 08:53
2. mmmhh ( 10/11/2009 11:42)
za koa tsy mahay :cry:
3. sitlo ( 10/11/2009 17:24)
Fitiavana daholo izany
Fitiavana hira
4. Papoose ( 10/11/2009 20:00)
marina zany sitlo :wink:
5. MAZUMI ( 03/12/2009 09:34)
(imesh) io tapez anaty google de telechargeo misafidiana hira zay tinao elaela fa miandry enao arakaraka ny connexion ok
6. Papoose ( 03/12/2009 19:06)
huh??
7. lohataona ( 03/12/2009 19:46)
fitiavanao ve io??? on sedemande,???? fitiavana inn ordi ve sa tena vaky ny cervelle??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-P
8. arialy ( 04/12/2009 08:53)
:-D :-D :-D nisy voafitaka ny titre ny sujet am fitiavana ndray ny sasany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3094