ireo harena voajanahary

1. Makouto ( 09/11/2009 23:20)
inona no azo atao hanatsaràna ny fanaraha maso ireo harena voajanahary zay toa lasa gaboraraka?
novalian'i hery ny 10/11/2009 12:39
2. hery ( 10/11/2009 12:39)
Tsisy fika io ry zandry. Tsy maintsy misy foana ny afera na aiza na aiza. Ny any amintsika dia ny harena voajanahary, ny bois de rose tato ho ato, fa ny an'ny firenena hafa dia rongony sns.

Ny tsy mampitovy azy fotsiny dia satria ny an'ny aty ivelany, na dia betsaka aza ny afera fanondranana, dia tena mifafa izay tratra.
Ny any amintsika indray izay tratra, na dia ambodiomby izao aza toa afaka ihany... dia tsy mijanona mihitsy ilay cercle.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9153