Juin 2010 à juin 2020 = TGV no mitondra ! mazava be ....

1. terrywui ( 14/11/2009 12:06)
Tsisy resaka intsony e! lany ny rora ! vizana ny tanana fa de io zany no pronostik itan'ny statistik Anosy oe lasan'ny TGV ny fitondrana 5ans X 2 ....!!!
novalian'i xxx ny 15/11/2009 21:42
2. terrywui ( 14/11/2009 12:08)
vizana ny tanana , lany ny rora hin hin hin hon hon hon !!.....resaka misy valeur ,resaka tsy mandany andro, fa resaka mandany taona 10 be zao !
10taona mitaingina masinina mirifatrabe iany ! hin hin hon hon lasa lavitra be i M/car amin Fandosoana hon hon hon !
3. xxx ( 14/11/2009 15:07)
indryyy!zany mba nofinofy nareo TGVendrana mafy zany mba te ho lany nefa tsy misy mpifidy fa d 0,2% no mba mirevy ny TGVendrana, afaka 200ans angaha vao mety ho lany lisany!
4. ndotofetsy ( 14/11/2009 15:28)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. diloo ( 14/11/2009 23:23)
vizana ny tanana , lany ny rora hin hin hin hon hon hon !!..


Les chiens aboient et la caravane passe.
L'habit ne fait pas le moine.

Atao ny adihevitra, raha lalina sy matipaika.

Ny be rora kosa tsy mahagaga vokatra ny daina.Tsy manakatao. :wink:
6. xxx ( 15/11/2009 01:53)
nefa lery koa manoratra eto a hahaha donk tsy manakatao kounkou lery hahaha
7. diloo ( 15/11/2009 02:20)
Ilay resaka tsy manakatao anie ry xxx, dia ny lanjan'ny lohateny tianao apetraka e.
Dia hita mazava na misy lanjany na tsia arakaraka ny isan'ny valiny.
Voatery nametraka tsy satry fanazavana aho, mba ho
Atao ny adihevitra, raha lalina sy matipaika.
mba ho liana ny namana rehetra handray anjara.
Manjeraka be mantsy ny ps mi wawa fotsiny.

Manaova tahakan'i Fijo, Pikatti, Vitamatavy,etsy ambany etsy ohatra,be mpamaly valiny ry zareo satria adihevitra lalina no misy ao samy mampiady ny azy.ok. :wink:
8. xxx ( 15/11/2009 21:42)
Be rora tgvendrana refa mihetsika ny androbe-any!!!,jereo site gtt!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0961