hiram-pivavahana
1. sitlo
(
14/11/2009 05:30)
Misy hira amin'ny fihirana katolika fihiran'ny nenitoanay iny kay sao dia misy manana ny tonony. Tsy afaka am-bavako ilay izy nefa tsy haiko tsara.
Misy hoe:
O ry Tompo tianay
Aza avelanao hizaka izay ...
Aza avelanao irery fa raha feno ny fotoana
...
Mbola hino ve izahay
Firifiry moa
Dia tsy haiko intsony fa ilay beso foana no tonga dia tadidiko.

novalian'i diamondra27 ny 22/11/2009 13:37
3. fahamarinana
(
14/11/2009 21:55)
:arrow: sitlo : ity ilay iy !
O ry Tompo tia anay
ref : O ry Tompo tia anay
Aza entina misedra zay tsy zakanao izahay (aza avela)
Aza avelanao ho irery,fa raha feno ny fotoana (ny fotoana)
Fa raha feno ny fotoana hiverenanao indray e
Mbola hino ve zahay
1-Fa impiry moa zahay no esoina noho Ianao O ry Tompo o
Raha miezaka mitia ireny zandrinao ireny...
Zary menatra izahay fa lazaina mpanonofy...
Fa lazaina mpanonofy sy mpandrendrika vahoaka...
Sy mpandrendrika vahoaka manantena ny tsy misy !
2-Fa impiry moa zahay no vonoina noho Ianao ,o ry Tompo o
Raha mikiry mampanjaka 'zany fahamarinanao...
Ny anaranay lotoina,ny fiainanany fofina...
Ny fiainanay fofoina,tsisy toerana ho any ..
Tsisy toerana ho anay amin'izao tontolo izao !
3-Firifiry moa ny olona tsy misno anao akory,o ry Tompo o
Nefa indro fa mahomby eo ambany masonay...
Izy iriny tsy mivaona,izayataony igagana...
Izay ataony igagana,azy izao tontolo izao...
Azy izao tontolo izao,ka voailika izahay !
4-Firifiry moa ny olona miandrandra famonjena,o ry Tompo o!
Ny finoanay anefa tsy mitombo isan'andro fa mihena...
Olon-dratsy hamavoina,olomarina vonoina...
Olomarina vonoina,anirahanao anay ...
Anirahanao anay,nefa miahotra izahay !
5-Fa impiry moa ianao no nilaza taminay,o ry Tompo o
Fa ny lalam-pamonjena no natolotrao anay...
Famonjena itokiana tamin'ny hazofijaliana...
Tamin'ny hazofijaliana efa nentinao nandresy...
Efa nentinao nadresy an'izao tontolo izao !
Dia mihira finaritra e ! (l)

5. diamondra27
(
22/11/2009 13:37)
vao nahita le lohateny za dia i faha sy i ika no tao an-tsaiko voalohany
faha/ mbola tadidindry foana angaha akia ireny taloha ireny hiiiii
:wink: