Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/11/2009 10:07)
ANGILETERA VAVAN DRALENINAVOVONANAKOHO
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/11/2009 22:40
fidinirina ( 23/11/2009 09:29)
Les prophéties de la Bible...
La plupart des prophéties de la Bible ont trait à la venue du Christ. Il faut noter que presque tous les aspects de la vie du Christ ont été annoncés plusieurs siècles à l’avance. L’un des... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:21
rajy ( 23/11/2009 08:44)
MANIRERY
Sao mba misy mahay ny tonony sy ny mpihira azy ary koa aiza no mety ahitako CD na K7 misy io hira io fa efa notadiaviko hatry ny ela fa tsy mety mahita aho. Misy filma gasy izay (lisaka) dia io foana ... tohiny
andho ( 23/11/2009 05:52)
Misy marina ave ny fahagagana?
Zavatra voizin'ny finoana amin'ny ankapobeny ny mety hisian'ny zavatra tsy azo hazavaina mihitsy na ny fahagagana moa izany. Izaho aloha tsy hoe tsy tena hoe tsy mino fa izaho kosa mbola tsy tena ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:28
xxx ( 22/11/2009 23:11)
Montsana daholo ry zalahy tgv serasera
Aiza ary izy zany ha ha ha!!!! ............ mampalahelo ndray lisany ato zany ry wiwi tsisy heno na maty na velona 8O 8O 8O 8O , any Ambanindrangolahy aby hin hin hin !!!! ,,,, kidoro mantsina am... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/11/2009 17:07
xxx ( 22/11/2009 20:45)
Hateraka any Parisy
Any @ renimalala ??? Tsy mbola tafita isika raha mbola hanaiky foana an'io paika io,n'inona lazainareo n'inona zavatra mazava be ny @ io renimalala ihany no hametraka izay tiany eo reha toa ka tsy m... tohiny
novalian'i fijo ny 26/11/2009 23:04
esserra ( 22/11/2009 16:47)
Mouvance capsat
Ireo ihany no rangory fototry ny afo ,hita ombieny ombieny tokoa mantsy fa mifezaka loatra i Andry @ ireto mpiambina azy ireto hany ka ny haim-bahoaka Malagasy iray manontolo mihitsy no ataony ankila... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/11/2009 07:44
Samoana ( 22/11/2009 16:40)
Vaovao kanetibe malagasy
Championnat d'Afrique 2009 en triplettes- Finale 22 Novembre après-midi La finale: MADAGASCAR : V. Randriamarohaja - T. Razanadrakoto - M. Ratolojanahary 13 contre TUNISIE 1 : Taieb EL ARBI - E... tohiny
novalian'i cutie ny 12/12/2009 21:39
xxx ( 22/11/2009 15:06)
ahoana kay
Salama daholo nareo za reto vehivavy 24 taona manambady mbola tsy niteraka ,mahagaga ahy tatohoato zay de mahatsiaro tena ho mafana aho nefa ny andro mangatsika de tsy mahita tory mihitsy aho aminy al... tohiny
novalian'i xxx ny 25/11/2009 19:26
bandinisotry ( 21/11/2009 21:58)
ny tahotra no betsaka
iza marina moa no tena matahotra amin'ireo mouvance ireo, ny mouvance ravalomanana dia matahotra mafy soa tsy tafaverina eto dago afaka milatsaka ny candidat ravalomanana @ 2010 ny mouvance rajoelin... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:00
bazylou ( 21/11/2009 18:37)
taratasy mikombina ho an'ireo tim and co
vahao ary raha voasokatrareo be zesty lany bala ireo ity, :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-D :-D ... tohiny
bazylou ( 21/11/2009 18:18)
tsy aleo ve tsy asian gvt
mihitsy e, amin'izay tonga di amilay be ny eny berox, sa ahoan ry XXX sy milamm, :-D :-D :-D :-D :-D , io koa n asiana io n atsy asiana tsy handroso mandrakizay tsinona :-P :-P :-P :-P , gis... tohiny
Djhamhal ( 21/11/2009 08:56)
tena kristiana ve ny malagasy II ???
ny malagasy dia kristianina ny ankamaroany ! nahoana nefa i madagasikara no mbola tsy tafarina fôna ?? eny fa na dia ny mpitondra ny firenena aza dia manankina tanteraka amin\'Andriamanitra ity tanin... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:24
fidinirina ( 21/11/2009 06:02)
une pensée à partager...
Ne dis pas à Dieu, combien ton problème est grand ; Dis plutôt à ton problème, combien Dieu est grand ! [b]Vous vous rendez compte que le mot « problème » n’existe pas dans la Bible.[/... tohiny
novalian'i bor2lais ny 03/12/2009 08:30
vitamatavy ( 20/11/2009 21:57)
mety tsy ho teraka indray ny gouvernementa e
tena loza fa tadiavin'i tgv hoazy daholo ireo ministere cle rehetra,ny antony dia ny fahatahoarana indrindra ireny resaka Black monday sy ny 7 fevrier ireny satria ireny tsy tafiditra tao anatiny acco... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2009 19:33
terrywui ( 20/11/2009 20:41)
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps ny elakelatranon'ny isotry sy and... tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 08:02
mitapiwui ( 20/11/2009 20:10)
ireo pronostic mety ho lasa minisitra radem
Asa zay fahamarinany aloha fa rahampitso vao tena hita raha raikitra e! Par mouvance: Mouvance Rajoelina : Ny Hasina Andriamanjato, VPM Economie Julien Razafimanjato, Ministre Education Nati... tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 13:35
xxx ( 20/11/2009 20:10)
Valin-kafatra ho ani wiwi
[img]http://www.laverite.mg/images/stories/inona_no_vaovao/mihomezapm114.gif[/img] AGILETERA lohan'angidina :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:17
bazylou ( 20/11/2009 17:54)
metro france anio
hita hatrany fa tsy mba zavatra tsar ano klasin'ny vazaha ny gasy fa le tanana voazanaka gisitra lava ireny. Rehefa gasy hoy izy dia sous developpé sy gida maimbo ary tsy velona raha tsy misy ny fana... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/11/2009 19:32
sitlo ( 20/11/2009 16:35)
tian'ny vhv indrindra
Lehilahy matanjaka mitanjaka.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9392