Vaovao kanetibe malagasy

1. Samoana ( 22/11/2009 16:40)
Championnat d'Afrique 2009 en triplettes- Finale 22 Novembre après-midi

La finale:
MADAGASCAR : V. Randriamarohaja - T. Razanadrakoto - M. Ratolojanahary 13
contre
TUNISIE 1 : Taieb EL ARBI - Euchi NIZAR - Bougriba KHALED - Daly HABIB 2

Evolution score nulle/2-0/2-2/3-2/5-2/7-2/10-2/12-2/nulle/13-2/

Miarahaba ny mpilalaontsika =D>
novalian'i cutie ny 12/12/2009 21:39
2. rakotosogany ( 23/11/2009 11:25)
miarahaba ny mpanao kanetibe Malagasy ary mirary ny ho champion d'afrique.
aleo mba any isika no manavotra fa ny resaka politika isika dia gisitra
3. kotobekibo ( 28/11/2009 13:12)
bravooo ! ! ! ! manja kosa izany an! za koa manko anisan'ny mpankafy an'ity taranja ity .
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/coupel.gif[/IMG]
4. cutie ( 12/12/2009 21:39)
Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 28-11-2009 14:12:35
Lohateny : Re : Vaovao kanetibe malagasy
bravooo ! ! ! ! manja kosa izany an! za koa manko anisan'ny mpankafy an'ity taranja ity .

za koa lol :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4149