Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ifiona
(
25/11/2009 10:31)
aiza ny forum politika??
very aho raha ts misy forum politika :-D :-D :-D
:* :* :* ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 30/11/2009 13:42
sitlo
(
25/11/2009 05:21)
R-Point filma somary orera
Misy filma koreanina mitondra ny lohateny hoe R-Point iny.
Izaho tsy mba mpatahotra filma izany mihitsy hatramin'ny mbola kely fa tena nitaintaina kosa aho nijery an'ilay izy. Tena mahay be daholo ...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/11/2009 21:58
hery
(
24/11/2009 16:02)
Sary firariantsoa 2009
Efa ho avy ity ny Krismasy 2009 sy ny Taombaovao 2010. Toy ny isantaona dia misy sary firariantsoa avy amintsika namana aseho ao amin'ny pejy fandraisana. Koa amin'ity taona ity dia toa izao no hanaov...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 25/11/2009 12:57
TEGEVE
(
24/11/2009 15:37)
Tsy misy fizarana seza zany eo
Anaka,
Misy adala tonga saina tsy mahay ny atao hoe politika na dia iray azno no misarin'adala eto amintsika eto , aza manome tsiny azy ianareo tompoka fa fitsamboan-tena ihany no ataony eto
(l) ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/11/2009 18:35
swann
(
24/11/2009 14:50)
OMENA ANAREO ARY IRETO MINISTERA IRETO DE MIFALIA
IRETO ALOHA NO TSY OMENA :
[u]Ministeran'ny vola[/u] :Satria ho ataondravalo BAROFO fanindroany eo ve ny TRESOR, tsy mety.
[u]Ministeran'ny Fampianarana:[/u]Satria ho tetehan'i dada fetsilahy io h...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:00
pikatti
(
24/11/2009 12:38)
Tapaho tsotra izao fotsiny
Tapaho tsotra izao fotsiny hoa ny saosy avy any ivelany fa aiza eo zay be doiaka no tsy hiova
Iza no sahy hamaha-dalitra ny Malagasy eo @ izay fotoana izay raha te ho hiseho ho filoha,iza???? tonga d...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 12:05
xxx
(
24/11/2009 11:05)
KELY SISA DIA TSY HI EXISTE ETO AMIN FORUM SERASERA NY TIM
Efa tsy misy sahy mifanehatra hevitra sy dinika tsony ny TIM fa mitsaingoka kely sy mifanilaka sisa , dia mitazandavitra tsy hisy olona vao sahy mamaly eto !
azon'ny TGV 100% koa ny ministeran'n...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/11/2009 17:47
xxx
(
24/11/2009 10:23)
maninona raha manangana gouv vaovao koa isika TIM e
Azotsika atao tsara koa anie no manangana gvt vaovao fa efa samy manao zay saimpantany eto daholo ny rehetra ,ka ny UA sy New York no atao mpanohana azy ara-diplomasia sy ara-bola ,fa ezahina ho olona...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:04
arialy
(
24/11/2009 07:04)
volo maina
ony oà ry ireto
mba amevo astuces oe am resaka bain d'huile sy ny produits tsara fa ny voloko lasa maina be izany, manana après shampoing petit marseillais au beurre de karité et au miel , taloha ...
tohiny
novalian'i arialy ny 04/12/2009 08:50
xxx
(
23/11/2009 22:27)
Requiem pour un vrai sniper !
L'homme le plus dangeureux de notre èpoque n'est pas du tout connu .
Mais on saisit plus ou moins bien son identité à travers ses actes .
Contrairement a ce qu' on pense ,Radovan karadzic ,Oussa...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/11/2009 09:02
feticon
(
23/11/2009 22:26)
tokony hiala daholo ny gouv an'i roindefo vao
les propos du Pr ZAFY ne sont pas adéquats mais il faut quand méme préciser qu'en droit constitutionnel pur, le décret portant fin de fonctions du PM ou la démission de celui-ci entraine ipso fac...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/11/2009 09:56
anjarafitia
(
23/11/2009 21:50)
mitady namana fahazaza
MANAO AHOANA DAHOLO
Mba itady an'i Mme RABESIANAKA Odette Lalatiana
Petite amie du TSIMBAZAZA vers 74/75nipetraka teny
@citéAmbohipo i Mme RAFATRO Annie no mampitady
Dia mba manorata @ anjarafit...
tohiny
novalian'i joharyjohary ny 10/12/2009 19:05
bazylou
(
23/11/2009 19:27)
tsy mba 20 oct 2010
intsony iznay no ady eto fa efa novembre 2010 na dec 2010 mihitsy aza.
Io ho aho rehefa mbola tsy ùahakobo an'ilay fika ry troa movansa venansa dia tsy hisy gvt izany mihitsy e. Ary tsy maintsy a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:06
terrywui
(
23/11/2009 16:51)
FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
[b]TSY HO VAZAH NA OVIANA NA OVIANA LAISANY FA OVAY NY TOETSAINA ALIKA[/b]
Ekeko fa bas quartier zany ny TGV ! olona mainty sy mahantra zany ! de mbola hita taratra koa ny fanavakavahanareo mila...
tohiny
novalian'i wiwiwi ny 01/12/2009 13:34
xxx
(
23/11/2009 15:41)
RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY
Fa raha mbola misy manohitohitra ny fanjakandraleninafosijanakombimivadikatidoha kosa de mbola ho avy eto ihany Rangetatsiloabodinteny...
tohiny
novalian'i terrywui ny 23/11/2009 21:42
milamm
(
23/11/2009 15:06)
mananika ny trambo,izao no fiovana re olona...
resaka fifanarahana agro business Daewoo nokasainy Ravalomanana tsy tanteraka de tsy azo anenjehana azy,raharaha goavana be tokoa ty va nipoitra tsy ela tao anatiny 9 volana ty, tanteraky lavanify zan...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:05
kidoropamba
(
23/11/2009 14:08)
Ra8 no nandrasana, "Bongany" indray no tonga
Tandremo ianareo any avarabaratra any fa tonga ny sikilaonina "Bongany" mihaodihaody any.
Nohon'ny fahasimban'ny materiley dia tsy hay tsara na tena sikilaonina io "bongany" io (bongan-tay ve?) na t...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/11/2009 19:33
halloween
(
23/11/2009 11:16)
Hifandona ry ROGER Luc be n'i RFI sy ry CHARLES !
Roger Luc sy ry Mbohoazy Lahiniany boxeur CONTRE VS Charles sy ry Lilison
Manangasanga amin'izao ny mety hisian'ny fisarahana eo amin'ny Tafika indrindra ny tsy fetezanilay fanambarana nataon'i Cha...
tohiny
novalian'i terrywui ny 25/11/2009 09:18
terrywui
(
23/11/2009 10:30)
Diso be ianao a! samihafa zahay e! ANGILETERA TSY ZA KAH
tsy za mihitsy ry Mirana io ANGILETERA io fa anotanio lery fa olona samihafa izahay a! za manko toa noteneninao mafy ao ambany ao io nefa tsy haiko akory io bandy io ! kozy zany e ! hin hin hin ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 23/11/2009 15:29
xxx
(
23/11/2009 10:17)
RANGILETERA hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her
hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her her her
HO ANJAKAN'I ANGILETERA TSY HO ELA NY SERASERA !
MIVOAHA ELAH RANGLETY FA MITADY TOKO ATO KA SENDRA VATO A
misy milaza lety rangilety fa n...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/11/2009 15:30
