Tapaho tsotra izao fotsiny

1. pikatti ( 24/11/2009 12:38)
Tapaho tsotra izao fotsiny hoa ny saosy avy any ivelany fa aiza eo zay be doiaka no tsy hiova
Iza no sahy hamaha-dalitra ny Malagasy eo @ izay fotoana izay raha te ho hiseho ho filoha,iza???? tonga de fantam-bahoaka tsara @ izay fa resaka ronono an-tavy !
Efa hita 'zao fa io ihany no mampiforitra an'i TGV sy ny akolitany
Na ny vahoaka aza no hianjadiany vialohany ,tsisy afa tsy io ihany no arme fatale
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 12:05
2. Mirananirina ( 24/11/2009 14:26)
mijaly ny vahoaka,na misy na tsisy ny fanampiana,any ampaosindry zalahy daholo io,ka mahararay azy raha tsy misy.
3. terrywui ( 24/11/2009 14:27)
gaigy be zany hevitr elah zany lety rapikany kle ! ka ra tapaka ny S avy any ivelany lety de Malagasy aéne no petsa sy very eo fa ngah ry zalah mpiady seza le ! ry lerony rehetra reo ane manankarena daholo e ! fa ny fianakam'lah trongy vao homana ery no fesona ! ka tapaho ahoana ny S ny fanjakana le ! ny S aleo hiditra lety fa ny gidraka miady toerana no tohizo a! zay no izy
4. pikatti ( 24/11/2009 14:47)
slt Mirana,elaela zay an

Ny olana anie dia iaraha-mahalala fa ny fibodoan-dry bitrovoalavo 40% ny seza ,tsy araka ny fanarahana tany Addis Abeba io ihany (accord dry zareo sy Ratsiraka tany Malmaison zany foana no avoakany , nefa io tsisy valera)
Efa teo aloha foana i lavanify no nihizingizina ny tsy mila an'izany ny hifanaraka @ any ivelany izany ,dia lasa teny ihany ny fotoana,inona no nitranga? nihanikorosy daholo ny lanjam-piainan'ny vahoaka Malagasy , nanjavona ny classes moyennes(izay mariky ny fandrosoana ara-toekarena),tonga daholo izao risoriso sy zao halatra bois de roses zao...,ny devises miha-ritra ,ny 1€~~3000AR,
Vokany >>>>niverina teo ambony latabatra i kelifingotra mba hifampiraharaha

Io vola io ihany hoa no mahafay azy ,
5. Mirananirina ( 24/11/2009 14:55)
Io vola io ihany hoa no mahafay azy ,
salut pikatti;zany hoe adalam-bola lery.
6. swann ( 24/11/2009 14:56)
i lafrantsa aza efa hanome vonjy rano vaky kitana be zao ko ! vao mahazo vola eo io Fanjakana io de velona be ! omeo lafrantsa ny S hiasana fa tssSSSS!!!!....
7. Mirananirina ( 24/11/2009 15:04)
lafrantsa aza efa hanome vonjy rano vaky kitana be zao ko ! vao mahazo vola eo io Fanjakana io de velona be ! omeo lafrantsa ny S hiasana fa tssSSSS!!!!....
zany hoe izao izany tsy velona?, :-D :-D Io vola io izany no tena iadivana eto??
8. pikatti ( 24/11/2009 15:15)
Efa nataon'ny frantsay efa taloha lesy le mamatsy vola an-tsokosoko io fa tsy maintsy niverina hoa lery,tsy mahampy hamerenana ny dégat ny volan'ny renimalala,
Zany renimalala zany efa manao grand emprumt @zao ilainy financer-ny priorités nationales-ny (80~~100 milliards €)
izany hoe tsy aharaka ry zalahy fa ny hanafangana an'io transition io no mahamaika azy de byé enao Rajoujou,soavaly hafa ndray no borosoiny efa vita ny sale boulot aloha
Ny gasy anie leity hotran'ny tariby e, kely fa tsy tapak'elah,efa nahita nangidy ny gasy (sanatria akory maniry azy hijaly )fa zay nisy t@ andron'ny Deba ireny sy @zao dia efa tonga saina ny olona ka miandry an'io fitondrana ho kenda fotsiny de velona ndray ny gidraka
Koa izany refa be zesta ihany tsinona dia tsy maintsy any no miafara ny tgv

Ka io nolazaiko io hoe tsisy afa tsy io pression-bola io ihany ny ady eo
80% budget gasy miankina avy @ io daholo ka iza no prez (na adala toa ndry aza nikolay) no te hanao suicide collective ho an'ny Vahoaka Mlagasy iray manontolo eo
9. swann ( 24/11/2009 15:17)
Tsy hiadivana zany no ilavana vola ry mirana fa hanodinana ny machines admin no ilavana azy a! toy ireo fournitures des bureaux ,carburants,telephone ,reception sns .... :* :-* :-* :*
10. Mirananirina ( 24/11/2009 15:25)
Ka io nolazaiko io hoe tsisy afa tsy io pression-bola io ihany ny ady eo
80% budget gasy miankina avy @ io daholo ka iza no prez (na adala toa ndry aza nikolay) no te hanao suicide collective ho an'ny Vahoaka Mlagasy iray manontolo eo
marina izany.
Tsy hiadivana zany no ilavana vola ry mirana fa hanodinana ny machines admin no ilavana azy a! toy ireo fournitures des bureaux ,carburants,telephone ,reception sns ....
ngaha izay ihany hividianana 4x4 ,trano sns......mdr
11. pikatti ( 24/11/2009 15:26)
zany hoe izao izany tsy velona?,Io vola io izany no tena iadivana eto??

io no tena maha rangahy mantsy hono e,izay mahazo an'io mantsy de tena ho raiketin'ny tantara ,ary hiroborobo daholo ny solika >>>>> izay mantsy no niangan-dry zalahy pétro-dollard tony>>>> mpiambiana chameaux fahiny >>>>>lasa paradisa ny tanàny @ izao , sady mpamatsy vola ihany koa ry lerony zao

Ka eo no tena hiadivana zao ,iza ?? iza no ho lasa sy ho Père de Nation Malgache Moderne, anisany hoa io
12. pikatti ( 24/11/2009 15:30)
Père de la Nation Moderne lesy zao no tadiavina fa tsy lafanify mitondra ho any an-kady ty ,kôzy é :-D
13. Mirananirina ( 24/11/2009 15:45)
Père de la Nation Moderne lesy zao no tadiavina fa tsy lafanify mitondra ho any an-kady ty ,kôzy é
:-D :-D :-D izay mihitsy e
14. terrywui ( 24/11/2009 15:51)
Fa ho entina hisotro ronono antavy ve no tsara ??



tavy = pO hin hin hin mazotoa nareo fa aleo zahay itazana e ! hon hon hon :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
15. pikatti ( 24/11/2009 15:59)
hin hin hin bain o^o o^o o^o o^o
16. terrywui ( 24/11/2009 16:04)
mirana ve tia ronono ?? tsy ronono antavy a ! fa tena ronono velona .. hany ?
17. pikatti ( 24/11/2009 16:05)
jereo fotsiny eo aloha zay fana-pahakevitar ry zalahy de avy eo ndray asiana coms fa lisany zany koa sarotiny alohan'ny tompony :-D :-D :-D
18. terrywui ( 24/11/2009 16:11)
ka efa kozy mivoaka ane lety zany rapika e ! hoe iadivandry lerony ireo ministera reo e! fangah zany resaka mbbol ankibon omby ozy elah le !
19. pikatti ( 24/11/2009 16:15)
mbola avoakako eto daholo lesy ny misy an'ireo vaovao reo fa zao mbola tsy tafa a okay
20. terrywui ( 24/11/2009 16:20)
azoko avoaka eto ane ra mila le tezeve bory tandroka io amzany e ! fa tena iadivandry lerony Ravalo , ratsiraka , zafy sna ...ireo ministera reo! kozy zany eeee :
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0521