Tapaho tsotra izao fotsiny

21. pikatti ( 24/11/2009 16:24)
Tonga lesy de tairo a,aleo hitam-poko hitam-pirenena eto mihintsy n'y adalan-drakelifingotra :-D
22. stalingrad ( 24/11/2009 16:33)
oadray leu !!... tsisy kelifingotra anlah zany lets no miady eo fa ny 3mouvc a ! aiza ary izy zany !! ny TGV ara efa mandefitra be mitsy raha ny marina satria Tompontrano nefa mbola mizara fanaka sy mizara zanaka ho an''ny mpandroba trano ndray le ! fandeferana ve hisy otrizany ko le ...! lasa letsy ra- frere wuiwui fa za nasainy nandimby anlery eto a ...!
23. maryline ( 24/11/2009 16:46)
stalingrad:

oadray leu !!... tsisy kelifingotra anlah zany lets no miady eo fa ny 3mouvc a ! aiza ary izy zany !! ny TGV ara efa mandefitra be mitsy raha ny marina satria Tompontrano nefa mbola mizara fanaka sy mizara zanaka ho an''ny mpandroba trano ndray le ! fandeferana ve hisy otrizany ko le ...! lasa letsy ra- frere wuiwui fa za nasainy nandimby anlery eto a ...!



Frere nga no tsy ampy e!!!
24. pikatti ( 24/11/2009 16:50)
Notsiahiviny(ng Emmanuel Rakotovahiny )fa anisan’ny mbola mametraka olana ny tsy faneken’ny ankolafy Andry Rajoelina ny fanomezana ny ekipan’Ing Zafy Albert ny minisiteran’ny fampianarana sy ny Angovo. Toy izany koa ny tsy fanekeny ny anomezana ny ankolafy Marc Ravalomanana ny minisiteran’ny Fitsarana.

mihetsika hoa ny androben'i rajoelina, hafa no lazainy anio hafa no lazaina rahampintso , zany ve ny olona hitondra firenena :idea:
25. gassmilay ( 24/11/2009 16:59)
Samy tompon/trano Ben a , Samy toa teny zay tsy mahazaka manakapoka varavarana zay roso hatrany
vive TIm
26. pikatti ( 24/11/2009 17:06)
Taiza elah no nahita firenena nisy tranga toa izao raha tsy ty lavanify ity no tena cancre 8O 8O 8O
hita lesy gassmilay fa samy co-prez é+co-prez iray ,sonia telo vao milamina ny tapakevitra
Miahaona @ namana sy ny mpiaramiasa elah de salut dj ha ha ha :-D :-D
27. fijo ( 24/11/2009 20:18)
vahaolana mety tokoa io,tapao ny saosy avy aty,fa avy dia miforitra ny rambon'ny bitro
28. rakotosogany ( 25/11/2009 06:55)
karazana pression daholo izany hoe tapaho ny saosy izany satria ny ankamaroan'ireo vazaha miasa eto amintsika anie ka olona tsisy hatao any amindry zareo e! ka rah tapaka ny S dia hanao jolahimboto hody any aminy any ry zalahjavascript:emoticon(':roll:')
29. xxx ( 25/11/2009 09:10)
O ry Fijo a! ... zany fitiavantanindrazana sy ny Malagasy zany ane ka ts misy mitsy e .....de iza no hamelona ny Hopitaly ny Fampianarana ny Mach Admin rehetr rah tsy avelanao omena vola ny Fanjakana zay eo ?? sa ho vonoina mihitsy ve ny Malagasy no tena revenareo e??
30. Mirananirina ( 26/11/2009 09:41)
mirana ve tia ronono ?? tsy ronono antavy a ! fa tena ronono velona .. hany
iza no olona tsy tia ronono????Raha tsy hoe allergique angaha :-D :-D :-D Asaivo omen'i rajoelina ronono daholo ny vahoaka dia mifidy azy hihihi.
mihetsika hoa ny androben'i rajoelina, hafa no lazainy anio hafa no lazaina rahampintso , zany ve ny olona hitondra firenena
matahotra ny tsy ho lany aminy fifidianana ity lava... inona moa ry Pikatti ??hihihi
31. terrywui ( 26/11/2009 09:48)
matahotra ny tsy ho lany aminy fifidianana ity lava... inona moa ry Pikatti ??hihihi
lava ronono antavy ty ...! misotroa tsara ronono anaty pO de ho hitanareo ny vokany amity aretina efa betsaka ity ty e ! ny H1N1 zao efa akaiky efa miparitaka be mbola anaty pO ihany no sotroin'ny TIM hin hin hin !
32. pikatti ( 26/11/2009 12:32)
Ny TIM leity no tompon'ny ronono a, ny sasany ampisotroin-dry zalahy daholo :-D
hon hon hon
matahotra ny tsy ho lany aminy fifidianana ity lava... inona moa ry Pikatti ??hihihi
:-D :-D :-D :-D
33. terrywui ( 26/11/2009 12:35)
ARY REVINLAISANY ZANAK'I DADA LETY LE RESAKA NONO A

Ravalo any swazi mirevy sipa lava NONO laisany aty ampisotroiny ronono antavy

ary aiza letsy batista toa nanjavona ra-pique a ?? ts kobo tsony ane lery e ! sa ve elah efa nahazo azy ?
34. pikatti ( 26/11/2009 12:41)
batista lasa nitsoaka sao kobo xxx koa angany :-D :-D :-D
35. terrywui ( 26/11/2009 12:48)
le XXX no tena paikandra Batista fa tena very fihinana lery zay any le ..! atahorako efa mitomany be lery zay ao ..!
36. pikatti ( 26/11/2009 12:52)
le XXX no tena paikandra Batista fa tena very fihinana lery zay any l
=)) =)) =)) =)) =))
Ahoana lesy zany batista tsisy fika ntsony elah zao
mbola miketritra fika vaovao hono lery ao ary mety hanao zzz ndray ,miesona zany e =)) =))
37. wiwiwi ( 26/11/2009 16:01)
zà ihany io ry zalahy fa tsy batista zany a,lery ary mbola tsy eo!!!
zà ihany io na raha tsy izany i kidoro
38. pikatti ( 26/11/2009 16:10)
Voapanga elah kidoro fa mivoaha tao haingana!!!
ELAH SA TSY ELAH IO MPANAO xxx IO :evil: :evil: :evil:
39. terrywui ( 26/11/2009 16:23)
ra-pique io fa efa kobo e ! mivoaha tao elah sao amporisihako alika eo ....!
40. pikatti ( 26/11/2009 16:29)
zà lesy io fa tsy ifiona zany a,aleo elah ampihomezinakely sao gain eto klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0559