R-Point filma somary orera

1. sitlo ( 25/11/2009 05:21)
Misy filma koreanina mitondra ny lohateny hoe R-Point iny.

Izaho tsy mba mpatahotra filma izany mihitsy hatramin'ny mbola kely fa tena nitaintaina kosa aho nijery an'ilay izy. Tena mahay be daholo ny aktera sady ny feo ao tsara. Ataovy maizimaizina ny trano rehefa mijery azy dia raha misy subwoofer dia alefaso ambonimbony. Fa tena hihidy mihitsy ny ... nao.

Kozy
novalian'i cutie ny 28/11/2009 21:58
2. mmmhh ( 25/11/2009 08:33)
somary orera sa tena orera?

Tsy mbola hitako zany film zany? vao nivoaka?
mba tiako ho hita zany,
3. hps ( 25/11/2009 14:38)
slt!sao de lay hamafin'ny subwoofer no nampatahotra anao, za koa aloha mbola tsy nahita eh!
4. hery ( 25/11/2009 15:45)
Le Pananormal Activity http://movies.yahoo.com/movie/1809973209/info koa hono mampatahotra... tsy tiako jerena :-)
5. sitlo ( 28/11/2009 02:27)
Aleo fa hojerena indray izany.
6. cutie ( 28/11/2009 21:58)
raha tena te hijery film mampatahotra de The invasion misy an'i Nicole Kidman jerena. Too scary tsy vitako hatramin'ny farany ny nijery azy fa mbola vo handeha hiverenana hojerena indray :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959