Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti
(
27/11/2009 11:33)
RAJOELINA TSY MANAJA ZOKIOLONA
Anjaranao ary adidinao @ maha lehiben'ny tafika sy ny maha co-prez anao ry Rajoelina no manomé baiko ny miaramila hiambina ny co-prez anakiroa ,Rakotovahiny sy Andrianirina,tsapa mantsy fa ny co-p...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 12:03
Lejoba
(
27/11/2009 06:34)
fahazaran-dratsy
nanambady vao tsy ela ity ranamana iray miresaka @ namany
- loza letsy ity fahazarana ity, taorian'ilay nuit de noces leity, entim-pahazarana, dia nasiako vola teo @ table de nuit!
- oay leity e! Te...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 27/11/2009 14:13
fijo
(
26/11/2009 22:42)
vaky trano eny andoaranofotsy.
raha mamaky gazety ianareo,dia mahita,fa nisinisy ny vaky trano tao andoharanofotsy tao.
raha ny vaovao heno(avy aminn'y olona mipetraka eny)asa ravato raha hafaka hanamarina azy io,fa ny vaovao heno...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 28/11/2009 02:32
dofinois
(
26/11/2009 21:39)
empechement a'i tgv
En référence à la charte de la transition signée à Maputo :
Vu que Monsieur Andry Rajoelina a convoqué un conseil de ministre sans en référer au Conseil Présidentiel,
Vu que l'interessÃ...
tohiny
novalian'i fozabe ny 27/11/2009 18:26
wiwiwi
(
26/11/2009 21:36)
Tsisy misy tonga @ le
Mivorivory ,miresa-dresaka mitako tsy misy eo sisa ry zalahy "very seza"
[quote]Bref, la mouvance putschiste continue de plus bel dans ses errements engageant ainsi le pays dans un cycle infernal...
tohiny
novalian'i Ronaldo ny 27/11/2009 21:54
bazylou
(
26/11/2009 18:28)
serasera victime de son succés sa
tsy nahazaka polifika le rahery?, :-D :-D :-D :-D vive tgv...
tohiny
novalian'i nanjakely ny 08/12/2009 11:36
wiwiwi
(
26/11/2009 15:59)
MIFONA @ MPISERA FA IZAHO IHANY I ANGILETERA HON HON HON
Rehefa avy mifoka daina reny no manainga le haingam-panahin'i ANGILETERA ,tsy hita izy ty e, mafy loatra angamba ty fiainana ty:lol: ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 03/01/2010 07:07
pikatti
(
26/11/2009 12:35)
REFA ANAO RESAKA RY TGV DE AZA MANAO XXX
Traingo ve elah leity rawix, k'elah anie efa kobon-dry zalahy e, zao tsisy fika ntsony io fianakam's xxx io :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 30/11/2009 07:35
dangytsmaty
(
26/11/2009 12:29)
Suppression des fichiers
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur,
Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminare...
tohiny
dangytsmaty
(
26/11/2009 12:23)
Suppression des fichiers
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur,
Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminare...
tohiny
novalian'i gidrokely ny 25/02/2010 17:03
dangytsmaty
(
26/11/2009 10:54)
Anarana anana
SAlut daholo an!
@ maha hatsikana sy lalao azy ty de aleo aloha hilalao kely tsika ary! maro ny anarana anana ka milaza fa zah mahita 1 zay tsy am-pizinareo mintsy, @ manaraka omeko fa zah zao ndeha ...
tohiny
novalian'i dangytsmaty ny 01/12/2009 11:11
terrywui
(
26/11/2009 10:49)
ZAY VAO KOBOKO LE FIKAN'I HERY OMALY INY ! HAY VE ....!
NESORIN'ILERY NY XXX TSY MISY ANARANA ZE TSY HIPOITRA TSONY ZANY MANOMBOKA IZAO FA VAO MIKOZY ELAH DE MIDIRIDIRY BE EO
-ARY TSY KOBON'I HERY MITSY ZANY TALOHA LE XXX RENY FA TSATOKA FOTSINY LE MOD...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2009 17:34
hery
(
26/11/2009 10:29)
Angels and demons
Izay vao hitako ilay Angels and Demons an'i Ron Howard fa tena milay. Sady eto Rome daholo ny tantara no mitranga dia araka tsara :-)
Ary tsy arakaraky ny tsikeran'ny olona ilay izy hoe manimba ny ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 28/11/2009 02:39
hery
(
26/11/2009 10:20)
Kanosa ihany Rajoel
Tamin'ny voalohany dia nieritreritra aho hoe mafy loha ilay Andry TGV ary izay no nieritreretan'ny olona azy satria hoe TGV fonceur. Fa amin'izao vao hita hoe kanosa ihany kay ity prezidà -n'ny trans...
tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2009 19:38
hery
(
26/11/2009 09:56)
Ao tsara daholo? :-p
Hay mbola ato daholo ihany isika ka. Milay.
Tsisy vidim-pidirana zany eto @ serasera. Mbola vita soa amantsara ny mifandrimbona amin'ny fandoavana ny sarany rehetra ilaina aloa. Raha misy vonona ha...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 11:50
Djhamhal
(
26/11/2009 07:56)
Mankaleo be !
tena mankaleo be sy mahasorena miitsy ny afitsok'ireo mpivarotra amorondalana eo behoririka ! ary indrindra ny embouteillage aterany satria dia hatrany tsaralalana d' efa mitohana ! aiza ny mpiasan'ny...
tohiny
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:37
bazylou
(
25/11/2009 17:08)
mpamboly rongony i le8
http ://www.madagascarnet.net/madagascar/sante/41-culture-de-marijuana-a-madagascar-un-dossier-scandaleux-contre-ravalomanana-s-timide.html
Marc Ravalomanana a révélé qu’il a déjà sa planta...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:32
kidoropamba
(
25/11/2009 11:59)
Mitaky ny fialan'ny Hery fa tsy kaompétan
Saika tapaka ny lalandrà raha nahita fa foana boribory ny serasera politika. Taitra ihany ka nanontany tena hoe sao dia ilay "bongany" no nahatonga an'izao. Saingy nanonontena ingahy Hery fa izy no n...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 11:43
nanjakely
(
25/11/2009 11:53)
oviana no haverin'i sefo ny dinika politique ?
sao dia mba politique avo lenta handemena ny sasany fotsiny izao e? misy namana iray tsy laitran'ny Antoko iray ao amin'ny politique ao rehefa miditra ao ka sao dia tsy dia izay fahadisoana lazaina fa...
tohiny
novalian'i terrywui ny 25/11/2009 20:44
hery
(
25/11/2009 10:55)
Tsianjery krismasy indray o
Efa ho avy ny fety fa dia mba mitady tsianjery krismasy indray eee...
Aza atao an'le mahazatra be ireny.
Tsy manin na misy hoe
"Tonga ny noel
Miala Rajoel"
lol...
tohiny
novalian'i hery ny 18/11/2023 14:07
