Kanosa ihany Rajoel
1. hery
(
26/11/2009 10:20)
Tamin'ny voalohany dia nieritreritra aho hoe mafy loha ilay Andry TGV ary izay no nieritreretan'ny olona azy satria hoe TGV fonceur. Fa amin'izao vao hita hoe kanosa ihany kay ity prezidà-n'ny transition ity.
1. Efa hatr@ Maputo 1, manao sonia i leiry satria mba resy lahatry ny fitiavan-tanindrazana. Kay nony tonga taty Dago dia norahonandry HAT mianakavy dia niforitra indray, dia nilaza fa tsy ilaina ny Maputo... kanefa nosoniaviny ihany io an.
2. Raikitra indray iny ny Adis-Abeba dia nanao sonia indray i leiry (soa fa tany i Mialy nanome courage azy)... kanjo vao nahita ny mason'ny HAT (efa rava) teny Ivato fotsiny dia efa niova indray ny kabary... kanefa nosoniaviny koa io an.
3. Amin'izao mbola tsy mitsangana foana ny Governemanta satria midongy tsy mety miala ny ex-HAT ary miteny hoe handrava an'i Rajoel raha toa ka manaiky eo izy... dia iny tokoa i leiry fa miforitra tsy mety manaiky... kanefa nosoniaviny koa ilay fitsinjaram-pahefana.
Soa ihany fa ny miaramila rehetra (afatsy ny FIS) dia vao nanao fanambarana hoe eo ambanin'i Rajoel ka inoako fa mba hanome courage azy indray izay mba tsy hanaraka izay lazaindry Comandà Charles.

novalian'i pimaso ny 30/11/2009 19:38
2. dangytsmaty
(
26/11/2009 10:39)
Sarotra kosa anie ra-Hery zany oe halana eo @ toerana zany é! ny nahazo an'i Roindefo ary tsy fidiny saingy te-hanao sonia eo! Mba eritrereto oe ny anaran'ny sasany ary aty Dago aty efa lasa hoe: A.... Veriseza kôh.
3. terrywui
(
26/11/2009 10:39)
NOEL!
-tonga ny noel
-miala rajoel
-ampianaro ny ankizy!.....
:-D :-D :-D :oops: :oops: :oops:
milay io tonokalo ampianariko anareo io an ?

4. terrywui
(
26/11/2009 10:51)
KANOSA VE I RAJOELINA AHAVITA HAKA NY FANJAKAN'I RAVALO EO AMPELATANANY ? SADY TSY METY AZONY HATRAMIZAO?
IZA NO TENA KANOSA AMZANY ? DE IZA NO MAHERY ? :evil: :evil:

5. pikatti
(
26/11/2009 12:46)
na elah kanosa be io aza mahavita miteny rery eto refa xxx
toy izany i kilefingotra ,tsy mahavita n'inon'inona raha tsy capsat,vao mandrahona ny akamany de iny fa mifona :-D :-D :-D

6. XXXo
(
26/11/2009 13:11)
KANOSA VE I RAJOELINA AHAVITA HAKA NY FANJAKAN'I RAVALO EO AMPELATANANY ? SADY TSY METY AZONY HATRAMIZAO?
IZA NO TENA KANOSA AMZANY ? DE IZA NO MAHERY ?

7. pikatti
(
26/11/2009 13:45)
kanosa lesy iza a;raha tsy izany sahiny ny nanova ny ministra be doika reo
8. milamm
(
26/11/2009 13:55)
io ndray tony le tery saina tony tsy mahalala ny dikany hoe kanosa ,KANOSA i lavanify oh. satria ,
-Tsy nahasaky niandry fifidianana ho laniambahoaka de fanonganampanjakana tohanany frantsay no nataony,nanino no tsy niandry ho lanimbahoaka fa miziriziry @ fitondrana mihosindra...zao tsisy manaiky na 1 aza
-Nivarotra tanindrazana,ary nampanatena an'lisany tgv valala eny andanitra tadidio fa tsy hisy hipitika @ lisany reny sosy reny fa refa ho avy ny tongotra ankatoky lavanify de miandry azy any luxembourg na soisa
-raha tena milay izy de tsotra asa firy no niforona hatr@ teo 9 volana,10.000 eo ho eo no asa fivelomany tantsaha sy ireo ankohonany marobe simba @ agro-alimentaire ary 2500 no votsotra @ Agoa,aiza izay vay ho 500 Ar sy menaka 2500 eo?
-tsy mahatendry ireo ministera sy ny asa sahaniny fa lany bala,nanaiky nanao sonia ny maputo1(izy anefa tsy ho tafiditra ao anatiny io atsy aorina),nanaiky ny hanalana an'i ndefo(izy no lasibatra manaraka eo fa tsy arany akory)
-nampiditra fantiantoka ny toekarena Malagasy very$2.000.000 isan'andro,sy nanondrana tsikelikely ny harempirenena..refa tapaka ny sosy anakaramainy lavanify an'ela eto ry wuiwui de hivadika aminy ela,mbo kozy e :-D

9. nanjakely
(
26/11/2009 14:58)
i lavanify anie ry tony mitetika ny hitondra 15taona mihitsy hono fa mbola tanora izy e ahoana nareo amin'izany ?
10. pikatti
(
26/11/2009 16:14)
refa tanora lesy de miandry ny ho matotra zany fa tsy zao entin'olona @ sangany fotsiny zao a :-D :-D
11. terrywui
(
26/11/2009 16:25)
aleo ho pehany ny 15taona e! rariny zany !!!..ny sasany aza 30taona , 7taona ...tsisy raha nanjary ka ze 15taona ve .... aleo izy hitondra e !!